Tanossi Fianarantsoa

	Tanossi Fianarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tanossi Fianarantsoa, Advertising/Marketing, ampitan'ny Lazan' i Betsileo Anjoma, Fianarantsoa.

04/08/2026

Tsara Talata eh,

Efa tonga ireo Polo Tanossi amin'ny loko sy ny habehiny rehetra.

Ireo toerana ahitanao azy :
Tana, Antsirabe, Majunga, Fianarantsoa, Tamatave, Fenerive Est.

πŸ“ž 034 05 416 61
πŸ“© [email protected]
Manao livraison manerana ny Nosy

πŸ“ΈπŸ™πŸ»πŸ’š :
No comment
Ranaivozanany Andriamparany
Santien Metiss
Arisoa Rakotondrabe Har
Sy ny ekipa rehetra πŸ’š

09/07/2026

Tsara Alakamisy,

Tonga ny Polo Tanossi ,efa misy avokoa ireo loko ilainao.

Tongavà Soa hanjifa aminay😊

Polo 88 000ar

Ireo toerana ahitanao ny vokatra :
Tana, Antsirabe, Fianarantsoa, Majunga, Tamatave, Fenerive Est
πŸ“ž 034 05 416 61
πŸ“© [email protected]
Livraison manerana ny Nosy

πŸ“ΈπŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ’š No comment Ranaivozanany Andriamparany Santien Metiss Arisoa Rakotondrabe Har Tiffany sy ny Ekipa rehetra πŸ’š

15/06/2026

Tsara Alatsinainy isika rehetra,

Vonona handray,hikarakara anao ireo toerana ahitanao ny vokatra Tanossi 7 ora - 5 ora sy sasany ariva tsy miato.

Tana : eo Andohan'Analakely, eo Ampasamadinika
Fianaratsoa : eo ampitan'ny AFAFI Anjoma
Antsirabe : eo Ampihaviana
Tamatave : - Bazary Be : * 21 Rue Amiral Billard eo ampitan'ny airtel shop.
- Bazar kely - Box 130-131 eo ampitan'ny MosquΓ©e.
Fenerive-Est : eo ampitan'ny Banque BRED.
Majunga : Antsanitia Resort

πŸ“ž 034 05 416 61
πŸ“© [email protected]

πŸ“ΈπŸ™πŸ»πŸ™πŸ» : No comment Ranaivozanany Andriamparany Santien Metiss Arisoa Rakotondrabe Har Tiffany sy ny Ekipa rehetra

Toerana πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ’š: Mr Zephirin https://www.facebook.com/share/1Etet1DEV3/

18/05/2026

Tsara Alatsinainy isika rehetra,

Ary elatra...

Dimy Taona izay no vita,
Dimy,dimampolo,dimanjato,dimy arivo...no mbola hoavy.
Irariana ho Mamy,tsy hosembanan-drahona ela ary hamiratra afaka hizara ny Soa sy ny Kanto ho anareo mpanjifa, mpanaraka, mpankafia ny asanay.
Anisan'ny nahita ny Anjarany,ny Ilany tato aminay izy roa kely izay mpilatro,isan'ny Endrika nahafantaranareo an'i Tanossi hatramin'izay.
Ary Elatra izy ireo anio ka nisampana vetivety ny lalanay,
Tsy Veloma akory,
Fa mandra-pihaona vetivety...
Feno Fisaorana,Feno Fankasitrahana anareo roa kely izahay Santien Metiss Arisoa Rakotondrabe Har πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ’š
Mirary Ny Soa izahay ho anareo roa kely,
MahitΓ  izay Iriana,
Tsara mandroso,
Tsara miverina πŸ’š
Aza elaaaπŸ˜…

Tanossi : πŸ“ž +261 34 05 416 61.
πŸ“© [email protected]
Sary πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ’š : No comment Ranaivozanany Andriamparany sy ny Ekipa rehetra πŸ’š

01/05/2026
24/04/2026

Tsara zoma eh,

Efa tonga ny arrivage.
Misokatra 7h - 18h ny tsena.

Tana, Antsirabe, Fianaratsoa, Tamatave, Fenerive Est, Majunga no ahitanao ireo vokatra.
πŸ“ž 034 05 416 61
πŸ“© [email protected]

πŸ“Έ πŸ™πŸ»πŸ™πŸ» No comment Ranaivozanany Andriamparany Santien Metiss Arisoa Rakotondrabe Har sy ny Ekipa rehetra πŸ’š

08/04/2026

Tsara Alarobia eh,

Polo Tanossi amin'ny lokony vaovao indray 🀎

Ireo ahitanao ireo Vokatra Tanossi :
Tana : Andohan'Analakely eo @ camp miaramila RM1.
Ampasamadinika eo ampitan'ny Orange

Antsirabe : eo Ampihaviana

Tamatave :
Bazary Be : 21 Rue Amiral Billard eo ampitan'ny airtel shop.
Bazar kely : Box 130-131 en face MosquΓ©e.
Fenerive_Est : eo ampitan'ny Banque BRED.

Majunga : Antsanitia Resort

Fianarantsoa : eo ampitan'ny AFAFI Anjoma

☎️ 034 05 416 61
πŸ“© [email protected]

πŸ“ΈπŸ™πŸ»πŸ™πŸ» : No comment Ranaivozanany Andriamparany Santien Metiss Arisoa Rakotondrabe Har Tiffany sy ny Ekipa rehetra πŸ’š

04/03/2026

Tsara Alarobia eh,

Mbola nanokona izahay dia izay vao afaka manolotra ny masaka tsikelikelyπŸ˜‰

Indro Vokatra Tanossi amin'ny lokon'ny vaovao.
Tamy mian-dalana ny namany.
Aza miala lavitra,pendeo ny '' suivre '' mba tsy hahataraiky anao.

Tana, Antsirabe, Fianarantsoa, Tamatave, Fenerive Est, Majunga no ahitanao ireo vokatra.
☎️ 034 05 416 61

πŸ“ΈπŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ’š : No comment Ranaivozanany Andriamparany Santien Metiss Arisoa Rakotondrabe Har Tiffany sy ny Ekipa nanatontosa rehetra πŸ’š

12/02/2026

Tsara Alakamisy eh,

Ho avy ny fetin'ny Mpifankatia fa ny kilonganay tsy manaiky mihitsy fa mizesta maka sisiny,ny lehibe Mamy Fijery toa Manambara Fitiavana Lalim-pakaπŸ’š

TongavΓ  Soa aminay hanjifa ny Vokatra Tanossi

Tana, Antsirabe, Fianarantsoa, Tamatave, Fenerive Est, Majunga no ahitanao ireo vokatra.
☎️ 034 05 416 61
πŸ“© [email protected]

πŸ“ΈπŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ’š : No comment Ranaivozanany Andriamparany Santien Metiss Arisoa Rakotondrabe Har Tiffany sy ny Ekipa rehetra πŸ’š

10/02/2026

Tsara Talata eh,

Efa misy tonga ireo Polo Tanossi ,aza taraiky fa ny mpifankatia ato efa mampiaraka πŸ˜‰

Sady misy loko vaovao be : rouille sy marron foncΓ©

Tana, Atsirabe, Fianarantsoa, Tamatave, Fenerive Est, Majunga
☎️ 034 05 416 61

πŸ“ΈπŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ’š No comment Ranaivozanany Andriamparany Santien Metiss Arisoa Rakotondrabe Har Tiffany sy ny Ekipa rehetra πŸ’š

Address

Ampitan'ny Lazan' I Betsileo Anjoma
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanossi Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share