29/07/2025
❌Mitandrema amin'y fihetseham-po , akombony ny Vava, ataovy ampahanginana 🤫ny projet tinao hatsanga, ny concours tinao hatao, ny tanjonanao, tadidio fa na ny rindrina aza misy sofina, aleo ianao sy ny vadinao ihany na ny zanakao no aoka MBA sisa hahafatatra azy, akino ambavaka🙏. Aleo rehefa tafajoro ilay projet vao vao publié raha ohatra ka tsy maintsy, aleo rehefa Tonga vao manao veloma, aleo rehefa tafita vao manao arrosage.
Aza bé werawera loatra .
Samia soa .