The KANG Dynasti

The KANG Dynasti LATVERIAN’s COMMUNITY 🚀
Communauté publique dédiée au trading, à la discipline et à la maîtrise financière. link : https://discord.gg/gvNp7Gfhg

Contenus premium quotidiens.
❌ Pas de signaux — ✅ Éducation, clarté et mentalité.

Ela2 ny admis tsy tazana zay 😅... ambony defa ato fona  koa isika ary hisy version video mihitsy  manombok eto fa mbol e...
31/07/2026

Ela2 ny admis tsy tazana zay 😅...

ambony defa ato fona koa isika ary hisy version video mihitsy manombok eto fa mbol eo ampiketrehana azy .

Abonneo hatrany ny pejy dia araho tsy tapaka.

Alatsao ao rah misy sujet mahaliana anao.

Allez bisous les kang's 😘🕳️

21/07/2026

Mentioneo ny akamanao mpiaraka mi-trade iny 👌❤️

19/07/2026

Mazotoa mojer bol lo ehh 😭😂😂😂

M-trade nefa tsy mijery ny calendrier économique... dia toy ny mitondra fiara nefa tsy mijery ny lalana.Maro amin'ireo t...
10/07/2026

M-trade nefa tsy mijery ny calendrier économique... dia toy ny mitondra fiara nefa tsy mijery ny lalana.
Maro amin'ireo traders no mahay manao analyse eo @'ilay graphique.

Nefa manadino zavatra iray tena ilaina sy goavana :
👉 ireo actualités économiques / Economic News.
Ny annonce importante dia afaka miteraka volatility mahery vaika ao anatin'ny segondra vitsy monja, ary afaka invalide tanteraka ny analyse technique rehetra natao.

🎯 IREO ÉVÉNEMENTS 3 TSY MAINTSY ARAHINA MASO
Alohan'ny hanombohan'ny session tsirairay, jereo sy verifier-o foana :
• Interest Rate Decision (Décision sur les taux d'intérêt)
• CPI (Inflation)
• NFP (Non-Farm Payroll)

Ireo publications ireo dia afaka m’influencer :
• Forex
• Gold (XAU/USD)
• Indices
• Crypto (indirectement)

Le trader discipliné ne regarde pas uniquement le graphique.
Il regarde aussi quand le marché risque de changer de rythme.
Ny trader manana discipline dia tsy mijery fotsiny ny graphique.
Mijery sy manaraka akaiky ihany koa izy ny fotoana mety hanovan'ny tsena ny ritma-ny.

Coms fotsiny hoe : NEWS
Dia…… 📘 Andefasako : checklist des événements économiques à vérifier avant chaque session de trading.

Allez bisous les Kang’s 😘

Tsy voatery manao trade isan'andro vao lasa trader rentable.Indraindray, ny meilleure décision dia... tsy manao trade mi...
06/07/2026

Tsy voatery manao trade isan'andro vao lasa trader rentable.
Indraindray, ny meilleure décision dia... tsy manao trade mihitsy.

Trader maro no mieritreritra fa :
• plus de trades = plus de profits.
Fa amin'ny réalité :
👉 plus de trades tsy voatery midika plus de qualité.
Ny marché dia tsy manome opportunité parfaite isan'andro.
Ny trader discipliné dia mahalala miandry.

Satria fantany fa :
• ny patience dia partie intégrante ny Trading Plan ;
• ny capital dia tokony harovana, fa tsy ampiasaina fotsiny.
Ny objectif dia tsy ny hoe "ho actif" fonafona.
Fa ny miandry sy mandray ny meilleures opportunités.

Commenteo izay tinao tenenina eo diaaaaaaaa :
📘 Je partagerai une sélection de lectures qui m'ont aidé à développer la discipline et la patience, ainsi qu'un conseil pratique à appliquer dès ta prochaine session de trading.

Allez bisous les Kang’s. 😘

Maro amin'ireo traders no mihevitra fa ny stratégie no olany.Raha ny tena marina, dia ireo fahadisoana tsy hita maso (de...
05/07/2026

Maro amin'ireo traders no mihevitra fa ny stratégie no olany.
Raha ny tena marina, dia ireo fahadisoana tsy hita maso (des erreurs invisibles) matetika no manakana progression-nao.

Tamin'ity herinandro ity, niarahantsika niasa sy nodinihina ireo hevitra fototra efatra lehibe :
📊 Fair Value Gap (FVG)
Fahatakarana ny toerana sy ny faritra hamelan'ny marché ny déséquilibre.
🧠 Ny fampitahana amin'ny hafa
Ny trader tsirairay dia mandroso sy mivoatra araka ny gadona sy ny dingana tandrify azy manokana.
💰 Ny Drawdown
Ny fatiantoka nisesisesy dia tsy midika hoe fahavoazana na fahadisoana tanteraka. Anisan'ny dingana tsy maintsy lalovana amin'ny lalan'ny trading izany.
🌍 Ireo fanapahan-kevitry ny banky foibe
Ny marché dia mihetsika manoloana ny vinavina sy ny antsoina hoe anticipations, fa tsy amin'ireo fanambarana ofisialy fotsiny ihany.

Toa samy hafa ireo lohahevitra ireo, nefa misy teboka iraisany :
Mampianatra anao handray fanapahan-kevitra tsara kokoa izy ireo.
Ny trading dia tsy mamaly na manome valisoa an'izay maika.
Fa manome valisoa an'izay mahay mahatakatra, mahay mampifanaraka ny tenany, ary mahay mitazona ny fitsipi-pifehezana foana.

Ny fandrosoana sy ny fivoarana dia tsy avy amin'ny stratégie tonga lafatra.
Fa avy amin'ny fampitomboana sy ny fanangonana ireo fahazarana tsara isan'andro.
Soraty hoe :
EVO
mba hahazoanao maimaim-poana ny :
Roadmap du Trader Discipliné
Un guide qui rassemble les étapes essentielles pour construire une progression durable.

Allez bisous les Kang's 😘

Efa voamarikao ve ?Indraindray, mihetsika ny marché alohan'ny hivoahan'ny décision officielle.Tsy kisendrasendra izany.N...
02/07/2026

Efa voamarikao ve ?

Indraindray, mihetsika ny marché alohan'ny hivoahan'ny décision officielle.

Tsy kisendrasendra izany.

Ny banques centrales (FED, ECB, sns.) dia manana anjara toerana lehibe amin'ny économie.

Rehefa manantena fiovana amin'ny taux d'intérêt (Interest Rates) ny investisseurs, dia manomboka mihetsika mialoha ny marché.

Izany no antsoina hoe anticipation du marché.

👉 Tsy miandry ny annonce officielle foana ny prix.

Matetika, ny vaovao efa voavinavina no efa tafiditra ao anatin'ny mouvement.

Izany no antony mahatonga indraindray ny marché hihetsika amin'ny lalana mifanohitra rehefa avoaka ny vaovao.

Trader mahay dia tsy mijery ny vaovao fotsiny.

Miezaka mahatakatra koa izy hoe: Inona no efa andrasan'ny marché ?

Tsy ny vaovao ihany no mampihetsika ny marché.

Fa ny attentes des investisseurs no tena miteraka mouvement.

Commenteo hoe BCK

dia omeko anao ny document :

📘 Guide des annonces économique majeures.

Allez bisous les kang's 😘 🕳️

Maro ireo traders no kivy rehefa avy niharan'ny pertes.Na izany aza, ireo trader professionnel dia miaina fihenan'ny cap...
01/07/2026

Maro ireo traders no kivy rehefa avy niharan'ny pertes.

Na izany aza, ireo trader professionnel dia miaina fihenan'ny capital ihany koa.

Ny mahasamihafa azy dia ny fomba fitantanany izany.

Ny Drawdown dia maneho fihenan'ny renivolanao vetivety aorian'ny pertes maromaro.

Tsy hoe tsy mahomby ianao na porofo fa misy lesoka ny paikadinao.

Dingana ara-dalàna eo amin'ny fiainan'ny trader izany.

Ny tena loza dia mipoitra rehefa mihetsika amin'ny fihetseham-ponao ianao:

❌ Mampitombo ny taille ny positions mba hamerenana haingana ny fatiantoka

❌ Manala ny Stop Loss tsy lera

❌ Manova stratégie tampoka aorian'ny trades perdants

Mifanohitra amin'izany, ny trader discipliné :

✔️ manaraka ny Risk Management

✔️ mitazona ny méthode efa fampiasa

✔️ mamakafaka ny fahadisoany alohan'ny hidirana indray amin'ny tsena.

Manolotra opportunités vaovao foana ny tsena.

Na izany aza, tsy maintsy arovana ny capitalnao mba hahazoana tombony amin'izany.

Vetivety ihany ny Drawdown.

Ny fitantanana risika tsy mahomby kosa dia mety haharitra.

Commenteo hoe : DD

Dia halefako aminao ny :

📘 Plan de récupération après une série de pertes

Toro-làlana tsotra hanampy anao hiverina amin'ny discipline, hiaro ny capital ary hanohy ny progression-nao amin'ny trading.

Allez bisous les kang's 😘 🕳️

Mahita trader manao profit isan'andro ianao...Dia manomboka manontany tena :"Fa maninona aho no mbola tsy tonga amin'io ...
30/06/2026

Mahita trader manao profit isan'andro ianao...
Dia manomboka manontany tena :
"Fa maninona aho no mbola tsy tonga amin'io niveau io ?"

Ny comparaison no iray amin'ireo fahavalo mangina amin'ny trader.
Rehefa mifantoka amin'ny résultat-n'ny hafa ianao :
• manery tena hiditra trade tsy ilaina;
• manova stratégie matetika;
• very confiance amin'ny plan-nao.
Ny trader rentable kosa dia tsy mifaninana amin'ny hafa.
Fa mifaninana amin'ilay trade nataony omaly.
Ny objectif dia tsy hoe handeha haingana.
Fa handroso tsikelikely, miaraka amin'ny discipline sy constance.

Aza ampitahaina amin'ny chapitre faha-2 anao, ny chapitre faha-10 ny olona hafa.
Ny progrès tena maharitra dia avy amin'ny amélioration continue, fa tsy amin'ny comparaison.

Coms fotsiny hoe : FOCUS
Dia alefako :
📘 "Les 8 habitudes pour rester concentré sur sa propre progression"
Allez bisous les Kang’s 😘

Maro ny traders mijery ny direction du marché.Fa vitsy no mijery ny déséquilibres (Fair Value Gap) avelan'ny prix rehefa...
29/06/2026

Maro ny traders mijery ny direction du marché.
Fa vitsy no mijery ny déséquilibres (Fair Value Gap) avelan'ny prix rehefa misy mouvement puissant.
Ary matetika... eo no miverina ny marché. 📊

Ny Fair Value Gap (FVG) dia iray amin'ireo concepts ampiasain'ny traders institutionnels mba hahitana ireo zones de déséquilibre (imbalance) navelan'ny marché.
Rehefa mihetsika haingana loatra ny prix dia misy faritra tsy voatrade tsara. Matetika, miverina mitsidika ireo zones ireo ny marché alohan'ny hanohizany ny tendance.
⚠️ Fa tadidio :
Ny FVG dia outil d'analyse, fa tsy signal d'entrée.
Tokony ampifandraisina amin'ny :
• Structure du marché
• Liquidité
• Confirmation
• Risk Management
Izay no maha samy hafa ny trader manenjika mouvement sy ny trader miandry setup de qualité.

Ny tanjona dia tsy ny mahita setup betsaka.
Fa ny mahafantatra hoe aiza no tena misy opportunité avo lenta.
Mianara mamaky ny marché, fa aza manenjika azy.

Com d’hab namako ; soraty ao amin'ny commentaire hoe FVG dia halefanay aminao ny lien d’article mampianatra FVG.
Raha nahasoa anao ity contenu ity dia:
• Araho ny pejy THE KANG DYNASTY mba tsy ho tara amin'ny lesona manaraka.
• Zarao amin'ny namanao izay te hianatra trading amin'ny fomba matihanina.

Allez bisous les Kang's 😘

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when The KANG Dynasti posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share