Andry Recrutement & Services

Andry Recrutement & Services Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andry Recrutement & Services, Graphic designer, Fianarantsoa.

👥 Recrutement de personnel pour particuliers et entreprises.

✅ Personnel qualifié • Service rapide • Accompagnement de confiance.

📞 Tél. : 038 57 835 82
📲 WhatsApp : 034 59 380 25
📍 Fianarantsoa, Madagascar

Lehilahy 43ans mitady asa,tsy mifidy asa Ary afaka mandeha any amin'ny faritra Tsy misy fady fady.AVY Aty fianarantsoa (...
21/09/2026

Lehilahy 43ans mitady asa,
tsy mifidy asa Ary afaka mandeha any amin'ny faritra
Tsy misy fady fady.

AVY Aty fianarantsoa (Betsileo)

Taratasy :
âś…Karapanondro,
✅Certificate de résidence

NB:
Efa nahazoana Alalana Tamin'ny tompony Ilay sary.

Tel: 038 57 835 82 Disponible WhatsApp

Raha mila mpanampy na mitady olona hiasa enao n'y Andry Recrutement & Services afaka manampy anao

🚨 TOLOTR’ASA HO AN’NY VEHIVAVY! 👩‍💼✨Mitady vehivavy hiasa an-trano – KILASY MANDRY izahay, any amin’ny toerana maro. 🏠📍 ...
17/09/2026

🚨 TOLOTR’ASA HO AN’NY VEHIVAVY! 👩‍💼✨

Mitady vehivavy hiasa an-trano – KILASY MANDRY izahay, any amin’ny toerana maro. 🏠

📍 Fianarantsoa → 100 000 Ar/mois (plus de 25ans)
📍 Tananarive → 120 000 Ar/mois (plus de 25ans)
📍 Tamatave → 120 000 Ar/mois
📍 Toliara → 200 000 Ar/mois ( 30ans no miakatra)

👉 Maro ny tolotr’asa sy toerana misy.

📌 Ny antsipiriany sy ny fepetra rehetra dia hita ao amin’ny Page Agence Andry Fianarantsoa.

💙 ARAHAO NY PAGE Andry Recrutement & Services mba tsy ho diso ireo tolotr’asa vaovao isan'andro.

📞 038 57 835 82 Disponible WhatsApp.

✨ Agence Andry Fianarantsoa
Ny fahatokisanao no laharam-pahamehanay.

© 2026 Andry Fianarantsoa Home & Service — Tous droits réservés.

16/09/2026

Misy lehilahy 18ans sy 40ans ato amin'nay Mitady asa,tsy mifidy afaka mandeha any amin'ny faritra
Tel: 038 57 835 82

16/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Feno Toky, Cecilia Rahaja Arinoro, Eria Aoely, Fehizoro Narcia, Anj'elynah Nomenjanahary, Niry Nantenaina Christella, Lydhïah Tsimiteny Vivelo, Lũrk Ÿlÿ, Miora Stéphanie, Hęrvįnøh HN, TanJona Ts'AresHy, Patrick Andry, Alpha Rasoamiafara, Dax Bot, Cariss Iardy, Nicky Fanomezantsoa, Larissa Nomenjanahary, Ndriamihaja Mario

15/09/2026

Mitady lehilahy 02 hiasa any Manajary, hikarakara fiompiana
Tel: 038 57 835 82

14/09/2026

Misy mpivady Mbola tsy niteraka ato amin'nay Mitady asa,tsy mifidy Afaka mandeha any amin'ny faritra
Tel: 038 57 835 82

13/09/2026
🚨 TOLOTR’ASA MARO ✨Mitady asa  ve ianao?📍 Misy tolotr’asa any amin’ny Fianarantsoa, Antananarivo, Tamatave ary Toliara.💼...
13/09/2026

🚨 TOLOTR’ASA MARO ✨

Mitady asa ve ianao?
📍 Misy tolotr’asa any amin’ny Fianarantsoa, Antananarivo, Tamatave ary Toliara.

đź’Ľ Ireto ny asa misy:
• Mpanampy an-trano
• Réceptionniste
• Mpikarakara fiompiana
• Vendeur
• Serveuse
• Mpitaiza ankizy
• Ary mbola misy tolotr’asa hafa koa!

📌 Ny antsipiriany momba ny toerana, karama, fepetra ary isan’ny olona ilaina dia hita ao amin’ny PAGE.

👉 Midira ao amin’ny pejy Agence Andry Fianarantsoa hijery ireo tolotr’asa rehetra misy.

❤️ ARAHAO (SUIVEZ) NY PAGE mba tsy ho diso ireo tolotr’asa vaovao!

📞 038 57 835 82

Agence Andry Fianarantsoa – Ny fahatokisanao no laharam-pahamehanay.

13/09/2026

Mitady vehivavy hanao réceptionniste amin'ny Ecole Eto FIANARANTSOA. Kilasy Mandry , ilaina maika
Tel: 038 57 835 82

12/09/2026

Misy vehivavy 19ans ato amin'nay Mitady asa,tsy mifidy ,afaka mandeha any amin'ny faritra
Tonga dia vonona
Tel : 038 57 835 82

Address

Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andry Recrutement & Services posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share