Docs & Services Agency - DSA

Docs & Services Agency - DSA Votre satisfaction notre objectif

Résultats Bacc serie D complet Vangaindrano ho an'izay hanao vérification. Efa misokatra ny fananterana dossier eny amin...
15/08/2026

Résultats Bacc serie D complet Vangaindrano ho an'izay hanao vérification. Efa misokatra ny fananterana dossier eny amin'ny Université ka izay haka diplôme sy relevé des notes dia aza misalasala ny manantona eny amin'ny CELI Vangaindrano fa ny zoma no hifarana ny fandraisana ny 1ère vague, herin'andro aorian'izay no hivoaka ny relevé des notes nareo ka eny amin'ny CELI Vangaindrano ihany koa no ho raisina azo atao ihany koa ny manao izany à distance raha lavitra ny misy anao mba tsy andany frais mivezivezy fa miantso mivantana ny laharana 0344598706.

Résultats Bacc serie A1 complet Vangaindrano ho an'izay hanao vérification. Efa misokatra ny fananterana dossier eny ami...
15/08/2026

Résultats Bacc serie A1 complet Vangaindrano ho an'izay hanao vérification. Efa misokatra ny fananterana dossier eny amin'ny Université ka izay haka diplôme sy relevé des notes dia aza misalasala ny manantona eny amin'ny CELI Vangaindrano fa ny zoma no hifarana ny fandraisana ny 1ère vague, herin'andro aorian'izay no hivoaka ny relevé des notes nareo ka eny amin'ny CELI Vangaindrano ihany koa no ho raisina azo atao ihany koa ny manao izany à distance raha lavitra ny misy anao mba tsy andany frais mivezivezy fa miantso mivantana ny laharana 0344598706.

Résultats Bacc serie A2 complet Vangaindrano ho an'izay hanao vérification. Efa misokatra ny fananterana dossier eny ami...
15/08/2026

Résultats Bacc serie A2 complet Vangaindrano ho an'izay hanao vérification. Efa misokatra ny fananterana dossier eny amin'ny Université ka izay haka diplôme sy relevé des notes dia aza misalasala ny manantona eny amin'ny CELI Vangaindrano fa ny zoma no hifarana ny fandraisana ny 1ère vague, herin'andro aorian'izay no hivoaka ny relevé des notes nareo ka eny amin'ny CELI Vangaindrano ihany koa no ho raisina azo atao ihany koa ny manao izany à distance raha lavitra ny misy anao mba tsy andany frais mivezivezy fa miantso mivantana ny laharana 0344598706.

11/08/2026

Manomboka anio alina no hiparitaka ho hitantsika eto amin'ny tambazotran-tserasera ny Bacc en poche ! Ho an'izay te ahita ny azy manokana de alefaso MP ny n° d'inscription fa ho valianay avy hatrany anao, izay Te hikarakara ny diplôme sy relevé des notes avy hatrany koa dia aza misalasala fa eto izahay! Mirary fahombiazana ho an'ny rehetra! 🙏

Docs & Services Agency - DSA
09/08/2026

Docs & Services Agency - DSA

🎓Ho an'izay maniry te hanohy fianarana any ivelany, dia ireto site afaka idiranao izay mandray Mpianatra manerantany.1. ...
02/08/2026

🎓Ho an'izay maniry te hanohy fianarana any ivelany, dia ireto site afaka idiranao izay mandray Mpianatra manerantany.

1. Campus France 🇫🇷

https://www.madagascar.campusfrance.org

Manolotra bourse sy torolalana amin'ny fianarana any France.

2. DAAD (Allemagne) 🇩🇪

https://www.daad.de/en

Manome bourse ho an’ireo te hianatra na hanao master/doctorat any Allemagne.

3. Canada – EduCanada 🇨🇦

https://www.educanada.ca

Bourses d’excellence ho an’ny étudiants internationaux.
Vanier Canada Graduate Scholarships (Doctorat).

Misy safidy maro amin’ny anglisy sy frantsay.

4. Erasmus+ (Union Européenne)

https://erasmus-plus.ec.europa.eu/

Bourse avy amin’ny Union Européenne, ho an’ny master, échange, sy formation professionnelle.

5. Bourses des ambassades (France, USA.)

Ambassade de France eto Madagascar: https://mg.ambafrance.org

Ambassade des États-Unis 🇱🇷: https://mg.usembassy.gov

Ireo ambassade ireo matetika no manome:

Bourses gouvernementales

Programmes d’échange

Summer school scholarships

6. Bourses du Commonwealth (UK & pays membres) 🇬🇧

https://cscuk.fcdo.gov.uk

Ho an'ny master sy doctorat any Angletera.

Malagasy dia anisan’ny eligible amin'ny Commonwealth Scholarships.

7. Scholarship search platforms (Global)

Ireto dia sehatra international ahitana bourse amin’ny firenena sy sehatra samihafa :

https://www.scholarshipportal.com (Eoropa)

https://www.opportunitiesforafricans.com

https://www.afterschoolafrica.com

https://www.wemakescholars.com

8. AUF (Agence Universitaire de la Francophonie)

https://www.auf.org

Manolotra bourse ho an’ny mpianatra amin’ny sehatra francophone.

Ahitana ihany koa formation professionnelle.

9. Bourses japonaises (MEXT) 🇯🇵

Jereo amin'ny: https://www.studyinjapan.go.jp

Na amin’ny site-n’ny Ambassade du Japon eto Madagascar: https://www.mg.emb-japan.go.jp

10. Fondation sy ONG manolotra bourse

Ireto no ONG sy fondation afaka jerena ihany koa:
MasterCard Foundation Scholars Program
Rotary Internati

❗❗Urgent ❗❗Ho an'izay hanao concours INFA afaka mikarakara ny DOSSIER nao izahay ary convocation hanaovana concours no s...
22/07/2026

❗❗Urgent ❗❗
Ho an'izay hanao concours INFA afaka mikarakara ny DOSSIER nao izahay ary convocation hanaovana concours no sisa raisinao mba hiarovana ny fivezevezena sy ny fandaniana betsaka loatra😊
Afaka miantso na mandefasa message amin'ny laharana ato amin'ny pejy!
Izahay dia manamora ny asanao no sady mijery manokana ny fotoananao.

Hoavy Vangaindrano !
12/06/2026

Hoavy Vangaindrano !

Ny DSA dia natao ho anao! 0344598706/0374997010
15/03/2026

Ny DSA dia natao ho anao! 0344598706/0374997010

Address

Andrainjato
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:30
Tuesday 07:00 - 18:30
Wednesday 07:00 - 18:30
Thursday 07:00 - 18:30
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 14:30 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Docs & Services Agency - DSA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share