HBD & Joyeux anniversaire

HBD & Joyeux anniversaire Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HBD & Joyeux anniversaire, Advertising/Marketing, Fianarantsoa, Fianarantsoa.

🔥 Hoanareo izay liana te-hianatra booste:1️⃣ Tongava mp daholo izay vonona 💪2️⃣ Hampianariko s’y homeko formation matian...
26/02/2026

🔥 Hoanareo izay liana te-hianatra booste:
1️⃣ Tongava mp daholo izay vonona 💪
2️⃣ Hampianariko s’y homeko formation matianina amin’ny alalan’i vidéo sponsorisé 🎥✨
3️⃣ Teny gasy mazava + torolalana rehetra, sy ny tsiambaratelo! 🔑
4️⃣ Aza misalasala tompoko, midira mp amiko raha liana ianao 🫶🔥 (Indrindra n'y booste page de vente) Mp direct 🙏🏼

23/02/2026

NY FITIAVANA❤️‍🔥🫀🫂
⬇️
HBD & Joyeux anniversaire 💗🙏🏼
,,,,,🤝🥰

🎉🎂 Anniversaire sambatra ho an’i Angèle anio! 🎂🎉Mirary anao hahazo fahasalamana tsara, fahombiazana amin’izay rehetra at...
19/02/2026

🎉🎂 Anniversaire sambatra ho an’i Angèle anio! 🎂🎉
Mirary anao hahazo fahasalamana tsara, fahombiazana amin’izay rehetra atao, ary fitiavana tsy manam-petra 💖🥰
Enga anie ho tanteraka avokoa ny nofinofinao rehetra ✨🌟
Que cette nouvelle année de ta vie soit remplie de joie, de réussite et beaucoup d’amour 💐🎁

💌 Raha misy te handefa hafatra firariantsoa manokana na handefa sary / vidéo 🎥📸
👉 Alefaso message privé ao amin’ny pejy izahay no handefa azy eto amin’ny page HBD & Joyeux anniversaire 🎊
Aza misalasala fa izahay dia vonona hanampy anao hanao surprise mamy sy manokana 💝😊
🎂🎉 Joyeux Anniversaire Angèle ! 🎉🎂

🎉🎂 Arabaina ianao ry (  Tsiory ) nahatratra indray ny tsingerintaona nahaterahanao! 🎊🥳Mirary vola tsy ho lany 💸, harena ...
19/02/2026

🎉🎂 Arabaina ianao ry ( Tsiory ) nahatratra indray ny tsingerintaona nahaterahanao! 🎊🥳
Mirary vola tsy ho lany 💸, harena tsy ho ritra 💎, fahasalamana tsara 💪, ary ho lava andro iainana anie ianao 🙏✨
Ho tanteraka avokoa anie ny nofinofinao rehetra 🌟💖
🎈✨ Tianao hiavaka ve ny tsingerintaona nahaterahanao?
Sa tianao homena surprise manokana ny namanao na olona tianao? 🎁🥰
👉 Aza misalasala miresaka mivantana aminay eto amin’ny Pejy HBD & Joyeux anniversaire 💌🎉
Homenay fahatsiarovana mahafinaritra, manokana ary mamy kely ho anao 😍🎂✨
📩 Alefaso mp dieny izao fa izahay no hikarakara ny ambiny 😉🎊

Address

Fianarantsoa
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HBD & Joyeux anniversaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share