03/06/2026
🏡 MAISON VIDE À LOUER – NOSY BE 🌴☀️
Mitady toerana milamina sy malalaka hanaovana vacances ve ianao?
👉 Trano vide azo hofaina, mety tsara ho an'ny : ✅ Fianakaviana ✅ Mpianatra ✅ Association ✅ Groupe de vacances
🍳 Afaka mahandro sakafo ny client satria maison vide ilay izy.
👩🍳 Raha ilaina kosa dia misy : ✔️ Mpahandro sakafo ✔️ Panadio trano
🌴 Toerana milamina sy mety amin'ny fialan-tsasatra, fiarahana amin'ny fianakaviana na namana.
📍 Nosy Be 📞 Raha mila fanazavana fanampiny na réservation dia antsoy na alefaso message privé.
Tongava hankafy vacances milamina sy mahafinaritra eto Nosy Be! ☀️🏖️