AFTER JANGA

AFTER JANGA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AFTER JANGA, Media Agency, Mahajanga, Mahajanga.

24/05/2026

Eh ! Pentecote ne androany eh😳

14/05/2026

Zavabaovao mahatsara n'y fahasalamanao
Tsy ho ela n'y an'ny mahajanga

https://www.facebook.com/share/18SsoaP1Fk/
14/05/2026

https://www.facebook.com/share/18SsoaP1Fk/

'NDAO MBA JERENA IREO ZAZA IREO

Andro tsy fianarana anio, 'ndao mba asiana resaka ny fahasalaman'ireto zaza ato an-trano ireto.

đŸ€§ Mora tratran’ny gripa, sery na kohaka matetika ve ny zanakao ?

Rehefa miova ny toetrandro dia mila hery fiarovana matanjaka ny ankizy đŸ‘¶

✹PACK Sain'Enfant : ImmunoKidz + Baume BĂ©bĂ©

✅ manampy hiaro @ virus sy mikraoba
✅ manampy @ kohaka sy bronchiolite
✅ mampitombo hery fiarovana
✅ manampy amin'ny fahasalaman’ny tsinay
✅ mampazoto homana

💬 Inona no fikafikanao hiarovana ny zaza rehefa mivadibadika iny ny toetr'andro?

🚚 Livraison disponible - 034 13 046 43

https://www.facebook.com/1408640486/posts/10241685885549766/
09/01/2026

https://www.facebook.com/1408640486/posts/10241685885549766/

⏳ Lafiny fahasalamana tsy dia voaresaka loatra. TANDREMO sao hoe:VENDREDI MAGNIFIQUE eo 'ndray...

đŸ©ș Voaporofo izao fa Ilay clade Ib no misy eto mada.
🐒 Ny Clade Ib dia sous-clade vaovao nambara voalohany tamin’ny 2023, hita indrindra tany Repoblika Demokratikan’i Kongo (RDC), ary nisy fiparitahana tany amin’ireo firenena manodidina azy toa an’i Kenya, Rwanda, Uganda, Burundi. Tsy mbola misy àngon-kevitra ampy ny momba azy noho izany.

🐒 Mpox clade Ib dia mitondra fery eny amin'ny hoditra, amin’ny tanana sy fela-ranana, tongotra sy fela-tongotra, eny amin'ny hodi-maso, INDRINDRA amin'ny faritry ny ankasarotana (parties gĂ©nitales sy a***e).

NOHO IZANY 🔑 mila mitandrina betsaka kokoa ireo manao "firaisana ara-nofo an-tselika".

đŸ’„ Raha manao rapports sexuels amin’ny olona vaovao na tsy fantatra ny mombamomba azy dia:

📍Areheto ny jiro raha maizina MBA afahana mahita Raha misy fery na kibontsina...
(Inspection des armes e!)
đŸŽ–ïžMahasoa anao amin'ny fisorohana izany na dia misy filĂ na manery mafy aza.
Rehefa raikitra ny "combat" dia azo ampiasaina ilay jiro kely malefaka (lampe douce) mba tsy hanelingelina be amin’ny fihetseham-po fa afaka milamina tsara raha misy zavatra mampiahiahy.

FANTARO
👉 Ny ireo fahasamihafana eo amin’ny Mpox clade hafa:
Miavaka kokoa amin'ny fomba fifindrany.
đŸ’„ Ny Clade Ib dia mampiseho transmission amin’ny olon-dehibe amin’ny contact akaiky ary mety haingana mora mifindra kokoa amin’ny fifandraisana ara-piraisana ara-nofo, io Ilay antsoina hoe:"household contact".
đŸ’„ Mifindra haingana kokoa amin’ny fifandraisana akaiky amin’ny olona marary, indrindra amin’ny hoditra misy fery (kibontsina sy ny tsiranoka ao aminy).
đŸ’„ Ny fifamindrany dia hita fa misongadina amin’ny fifampikasohana eo amin’ny hoditra sy ny hoditra mando "muqueuses", toy ny amin’ny firaisana ara-nofo.
đŸ’„ Mifindra haingana amin’ny zavatra iombonana (toy ny fitaovana, lamba fitafy, lamba famahoana, lamba firakotra) raha misy virus mbola velona amin’ireny fitaovana na toerana ireny (virus mbola anaty tsiranoka fery mando).

[Source OMS: https://www.who.int/news-room/fact-sheets/detail/mpox].

Mirary fahasalamana feno hatrany ho antsika tompoko.

Sary fanehoana nindramina

10/09/2025
10/09/2025

Aza manary toky, azo tsaboina tsara n'y volonao, tongava ary ao perfect MAJUNGA

01/08/2025

REVY RAH CKIKY 100% COMPLEX AMPISIKINA , EO ARY HOE

24/07/2025

Vaovao farany Momba Ilay Cabaret Rah CKIKY a Majunga

15/07/2025

Raikitra ty e, mihomana Majunga
Efa misokatra n'y fisoratana anarana amin'ny nifaninana cover,
Ndao ary e,

Address

Mahajanga
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AFTER JANGA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AFTER JANGA:

Share

Category