Le Quotidien SOFIA

Le Quotidien SOFIA MIZARA VAOVAO HO ANAO

😢🕊️‼️ 𝗔𝗡𝗞𝗜𝗭𝗬  #𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗧𝗥𝗔 𝟰𝟬 𝗡𝗢 𝗙𝗔𝗧𝗬 𝗧𝗔𝗢  #𝗜𝗥𝗔𝗡 🇮🇷Araka ny vaovao voaray 📰, ankizy mpianatra miisa 40 no voalaza fa namoy...
28/02/2026

😢🕊️‼️ 𝗔𝗡𝗞𝗜𝗭𝗬 #𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗧𝗥𝗔 𝟰𝟬 𝗡𝗢 𝗙𝗔𝗧𝗬 𝗧𝗔𝗢 #𝗜𝗥𝗔𝗡 🇮🇷
Araka ny vaovao voaray 📰, ankizy mpianatra miisa 40 no voalaza fa namoy ny ainy 💔 vokatry ny daroka baomba 💣 nitranga androany tao amin’ny sekoly ambaratonga voalohany iray ao 🏫, tanàna iray ao Iran 🇮🇷.
Voalaza fa avy amin’ny tafika israeliana 🇮🇱 sy amerikanina 🇺🇸 ny fanafihana, ka niteraka fahavoazana lehibe 🔥 sy alahelo lalina 😭 teo amin’ny mponina ao an-toerana.
Miteraka ahiahy 😔 sy fanamelohana maro 🌍 ity tranga mampalahelo ity.

🚨 ANDIAN-DEHILAHY MAROBE NITRANGA TANY ANDEKALEKA : TSY DAHALO FA MPITRANDRAKA VOLAMENA 😮🔥📱 Miparitaka amin’ny tambajotr...
28/02/2026

🚨 ANDIAN-DEHILAHY MAROBE NITRANGA TANY ANDEKALEKA : TSY DAHALO FA MPITRANDRAKA VOLAMENA 😮🔥

📱 Miparitaka amin’ny tambajotran-tserasera ny vaovao milaza fa nisy andian’olona marobe nanafika tao Andekaleka ora vitsy lasa izay.

👮 Araka ny fanazavan’ny mpitandro ny filaminana tompon’andraikitra ao an-toerana anefa, tsy dahalo araka ny voalaza no nitranga fa vondron-dehilahy mpitrandraka volamena ao amin’ny kariera iray, manodidina ny 3 km miala ny tanàna.

⚖️ Fantatra fa tany manana tompony no nanaovan’izy ireo fitrandrahana. Noroahin’ny tompon-tany hiala teo an-toerana izy ireo, ka izany no niteraka tsy fifankahazoan-kevitra sy fanehoana hatezerana.

🏠 Voalaza fa tonga tao amin’ny tranon’ilay tompon-tany ireo lehilahy ka nisy ny fanimbana sy fandrobana natao. Vitsy isa anefa ny mpitandro ny filaminana ao an-toerana ka manasarotra ny fandraisana andraikitra haingana, saingy efa eo am-panaovana ny asany izy ireo.

⏳ Miandry ny fanazavana fanampiny sy ny fivoaran’ny raharaha ny rehetra.

Address

En Face Lycée Philibert Tsiranana
Mahajanga
401

Telephone

+261384100000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le Quotidien SOFIA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Le Quotidien SOFIA:

Shortcuts

Share