Kintan'i Mahajanga

Kintan'i Mahajanga ✨ Kintan'i Mahajanga Official
📸 Média • Sary • Talenta • Fashion
🌟 Mampisongadina ireo talenta sy kintana eto Mahajanga
📍 Mahajanga, Madagascar

09/07/2026

😅 Betsaka no nangataka tohiny... Indro ary fa tonga! Ankafizo hatramin'ny farany. 🎥🍿

08/07/2026

👀 Vonona amin'ny tohiny ve ianareo? 😉

⏳ Tsy ho ela...

08/07/2026

🎶 Mahajanga mamokatra talenta.

Anio, andao hiaraka hihaino ny hiran'i Jhaay maxi – Mila Mifandefitra. ❤️

🎧 Henoy, zarao, ary ambarao ny hevitrao!

07/07/2026

🎬 TOHINY – Charlot (Version Tamita) 🔥

Tonga araka ny fangatahanareo! ❤️
Inona indray no hitranga amin'i Charlot amin'ity tohiny ity? 😮

👉 Jereo hatramin'ny farany, aza adino ny Like ❤️, Comment 💬, ary Partager 📲 mba tsy ho diso ny tohiny manaraka.

🌟 Nathan Gabri & Oashna TESS 🌟Anisan'ireo Kintan'i Mahajanga mamirapiratra eo amin'ny sehatry ny mozika i Nathan Gabri s...
07/07/2026

🌟 Nathan Gabri & Oashna TESS 🌟

Anisan'ireo Kintan'i Mahajanga mamirapiratra eo amin'ny sehatry ny mozika i Nathan Gabri sy Oashna TESS. Samy manana ny talentany sy ny maha izy azy izy roa, ka manandratra hatrany ny voninahitry ny mozika avy any Mahajanga.

🎶 Tohano ny talenta Malagasy, tohano ny Kintan'i Mahajanga!

💬 Inona no hira na zava-bitan'izy roa no tena tianao? Zarao ao anaty commentaire!

06/07/2026

🎬 Tonga ny tohiny! Efa niandry ve ianareo? 😄 Aza hadino ny manaraka ny pejy Kintan'i Mahajanga !

05/07/2026

🎬 Mbola tsaronareo ve i Charlot? 😄

Indro ary ny Charlot teny gasy – Version Tamita izay nahafinaritra sy nampihomehy olona maro.

🍿 Ankafizo ny horonantsary, ary aza adino ny mizara raha tianao! ❤️

🌟 Jamal TR – Kintan'i Mahajanga 🌟Jamal dia anisan'ireo Kintan'i Mahajanga , artista manana ny maha izy azy eo amin'ny se...
04/07/2026

🌟 Jamal TR – Kintan'i Mahajanga 🌟

Jamal dia anisan'ireo Kintan'i Mahajanga , artista manana ny maha izy azy eo amin'ny sehatry ny mozika.

Fantatra manokana tamin'ilay cover reggae "TSY MORA" an'i Lucky Dube izy, izay nampisongadina ny talentany sy ny kalitaon'ny feony.

Anisan'ny Team rwikordz 󰢏 🇲🇬🔥 ihany koa i Jamal TR, ary mbola manohy mamirapiratra eo amin'ny sehatry ny mozika.

🌟 Parish dia iray amin’ireo Kintan’i Mahajanga efa manana ny toerany amin’ny sehatry ny mozika. Mampiavaka azy ny talent...
03/07/2026

🌟 Parish dia iray amin’ireo Kintan’i Mahajanga efa manana ny toerany amin’ny sehatry ny mozika. Mampiavaka azy ny talentany sy ny vibe tokana entiny eo amin’ny sehatra.

🔥 Anisan’ny mpikambana ao amin’ny TEAMRWIKORDZ 🇲🇬 izy, manohy mampiakatra avo ny mozika avy eto an-toerana.

💪 Tohanantsika hatrany ny artiste avy eto Mahajanga!

👀 Misy anarana iray ao an-tsainao ve?Asio commentaire ny anaran'ilay talenta tianao ho hitantsika manaraka, dia mety izy...
02/07/2026

👀 Misy anarana iray ao an-tsainao ve?
Asio commentaire ny anaran'ilay talenta tianao ho hitantsika manaraka, dia mety izy no hasongadinay! 🌟

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kintan'i Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category