03/03/2025
VAKIO FA METY HAHASOA ANAO!
MPIANATRA VE IANAO NEFA MANANA OLANA FANAMBOARANA BOKY?
Anisany tena olana amin'izao fotoana ny tsy fahafehezan'ny Mpianatra iray ny fandrafetana Boky.
Indrindra hoany ireo manomana RAPPORT DE STAGE, DTS, LICENCE ary MASTER,
Na manaraka filières inona ianao na manaraka parcours inona de mety ho tratrany izany.
Maro aminareo ireny no mandany vola be satria manakarama olona mba hanamboatra iny Boky iny.
🔴Mety manana donnés de stage, recherche Ary enquête sur terrain ianao fa ts mahafantatra izay handrafetana azy.
🔴Mety Vita rafitra ihany le izy fa tsy vita endrika tena tsara izay tena mampazoto mamaky (Mise en forme).
🔴Tsy mahay Manao "Speech".
🔴Tsy mahay manao "POWER POINT".
Noho ireo olana ireo dia nikarakara ity fiofanana ity izahay.
Ampianarina anao ny fomba fanamboarana io boky hanaovana Soutenance io mba hahatonga anao tsy ho lany millions intsony fa mba impression ihany.
Araraoty ary fa efa misokatra ny Fisoratana anarana, ary noferana ho 20 ny olona raisina hatreto mba hanamora ny Suivie Satria ny fomba hampianarana dia théorie 35%,
Pratique 65%.
Mitongava mianatra fa Natao hoanao Manana olana amin'izany ity fiofanana ity.
📌TOERANA: MAHAJANGA, CRINFP (École Normale) Mahabibo.
🗓️Date: Samedi le 15 Mars 2025.
🔔⏰A 14h 30minutes
Raha mila fanazavana fanampiny Manasa anao handefa hafatra miafina (MP).
Na ihany koa hiantso mivantana ny laharana +261322144990 - +261 32 43 075 51