Elson RH

Elson RH 📢CHANGE SON ENTOURAGE PEUT VRAIMENT CHANGER TA VIE✔️

Namaky ity boky ity aho dia fantatro fa tena diso tanteraka Ilay fomba fiteny hoe: 👎Fa ny marina kay dia hoe: >✔️🔴Arao n...
23/03/2026

Namaky ity boky ity aho dia fantatro fa tena diso tanteraka Ilay fomba fiteny hoe: 👎

Fa ny marina kay dia hoe: >✔️
🔴Arao ny page fa ho alefa eto ny pdf efa voadika teny gasy

FORÇONS QUE 1 000AR = 20 000AR🔴METY HIAKATRA MARINA VE NY VIDIM-PIAINANA RA ZANY NY MISY?🖊️Arao etsy ambany ary ny fanaz...
23/03/2026

FORÇONS QUE 1 000AR = 20 000AR

🔴METY HIAKATRA MARINA VE NY VIDIM-PIAINANA RA ZANY NY MISY?
🖊️Arao etsy ambany ary ny fanazavana fohifohy ra mbola ts nahaka ianao
Izany oe ny vola no miova fa ny sandany tsy miova fa tsy misy oe hitondra vola bé dia bé @ gony izany.
Ilay zéro be dia be fotsiny no ahena😃

👉 Fitsipika:
20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao
➡️ zaraina 20, avy eo ahodina (arrondi)
Vola vaovao (azo ampiasaina)
Vola taloha
Kajy
20 000 Ar
÷20
1 000 Ar

10 000 Ar
÷20
500 Ar

5 000 Ar
÷20
250 Ar

2 000 Ar
÷20
100 Ar

1 000 Ar
÷20
50 Ar

500 Ar
÷20
25 Ar

200 Ar
÷20
10 Ar

100 Ar
÷20
5 Ar

50 Ar
÷20
2.5 Ar ❌ ➜ 3 Ar na 2 Ar

20 Ar
÷20
1 Ar.
Farany : Izany oe rehefa ho avy ny vola vaovao dia tsy hiasa intsony izany ny vola Téo aloha 20 000Ar, 10 000Ar , 5000Ar , 2000Ar fa manomboka eo 1000Ariary izany sisa ny vola ho ampiasaina. Mety hazava tsara @ izay angamba🤓

Address

Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elson RH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share