Fandraisana Synoda lehibe faha 22 FJKM Mahanoro Fahazavana

Fandraisana Synoda lehibe faha 22 FJKM Mahanoro Fahazavana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fandraisana Synoda lehibe faha 22 FJKM Mahanoro Fahazavana, Advertising/Marketing, FJKM MAHANORO FAHAZAVANA, Mahanoro.

21/11/2025

Hombantsika rehetra anie ny Tompo amin'izay kasaina ho atao. Mirary tontolo andro finaritra tompoko🙏💖

Ity volana Novembre ity dia manamarika hatrany ny tantara lehibe ho an'ny Pasteur Behavana sy ny fiangonana Fjkm Fahazav...
13/11/2025

Ity volana Novembre ity dia manamarika hatrany ny tantara lehibe ho an'ny Pasteur Behavana sy ny fiangonana Fjkm Fahazavana Mahanoro satria mirakitra tantara roa lehibe dia ny Anniversaire ny mpitandrina sy ny fanaovana sy fanohizana ny asa izay efa vita sy mbola ho hatao. Hisaora ntsika ny Tompo amin'izany rehetra izany ary andao hirary soa ho an'ny Pasteur sy ny fiangonana Fjkm Mahanoro isika🙏 Samy ho tahin'Andriamanitra daholo🙏💖

Finaritra e!! Misaotra an'Andriamanitra isika fa vita soa amantsara ny fankalazana faha 30 taona maha mpitandrina an'i B...
22/11/2024

Finaritra e!! Misaotra an'Andriamanitra isika fa vita soa amantsara ny fankalazana faha 30 taona maha mpitandrina an'i BEHAVANA Raheriarivelo mianakavy ary mankasitra anareo tonga maro sy nitondra ambavaka isanandro. Tanteraka ny faneva fa i Kristy no fihavanantsika nandritrany fankalazana izany. Mankasitraka indrindra🙏💖

14/11/2024

Finaritra e!!! Hira faharoa manamarika NY faha 30 taona maha mpitandrina an'i BEHAVANA Raheriarivelo. Tsara ny tompo eee🙏💖

13/11/2024

Finaritra e!! Ndao hihenontsika sy hizaraintsika ity hira anisany manamarika fa maresaka ny fankalazan a faha 30 taona maha mpitandrina an'i BEHAVANA Raheriarivelo ity.
@ 16 Novembre ho avy zao ary ny footoana e!! Mirary hifanatri-tava aminareo ary izahay satria I kristy no fihavanantsika🙏💖

Ankoatrany maha mpitandrina BEHAVANA Raheriarivelo dia Filohan'ny Tily ihany koa izy. Teto izy miaraka amin'ny Kaomitim-...
10/11/2024

Ankoatrany maha mpitandrina BEHAVANA Raheriarivelo dia Filohan'ny Tily ihany koa izy. Teto izy miaraka amin'ny Kaomitim-pivondronana laharana faha 39 miatrika installation faritany Tily vaovao: faritany Antsinana anivon'ny Pangalana tao Vatomandry.
Mirary alahady finaritra Tompoko.🙏💕

Finaritra e!!Tsy hataon'ny Pasteur BEHAVANA Raheriarivelo amban-javatra ihany koa ny fanehoana ny maha izy azy ny FJKM. ...
09/11/2024

Finaritra e!!
Tsy hataon'ny Pasteur BEHAVANA Raheriarivelo amban-javatra ihany koa ny fanehoana ny maha izy azy ny FJKM. Koa ny tenany sy ny talen'ny sekoly ramatoa Justine no miketrika an'izany amin'ny alalan'ny saina FJKM.🙏💕

Ô ry zareo a!! Tena hoe mamy hoa ity fetintsika @16 Novembre 2024 ho avy izao.Satria ao anatiny fankalazana faha 30 taon...
08/11/2024

Ô ry zareo a!! Tena hoe mamy hoa ity fetintsika @16 Novembre 2024 ho avy izao.Satria ao anatiny fankalazana faha 30 taona mihitsy no masaka ity voankazo mamintsika ity. Zay ary fa mirary ny mamy ho antsika rehetra e🙏💕😍

Finaritra e!! Andao ndray ary hojerentsika ny asa sy zava bitany Mpitandrina BEHAVANA Raheriarivelo mivady ho Marika iza...
07/11/2024

Finaritra e!!
Andao ndray ary hojerentsika ny asa sy zava bitany Mpitandrina BEHAVANA Raheriarivelo mivady ho Marika izany fankalazana fa 30 taona maha Mpitandrina azy izany🙏🙏
FJKM Mahanoro Fahazavana💕💕🙏
Mendrika fety goavana izany🙏 @ 16 Novembre 2024 ary ny fotoana tongava maro🙏

06/11/2024

O ry zareo a finaritra e!!
Jereo ange zany ambiance amin'ny fanomanana ny fankalazana ny faha 30 taona maha mpitandrina an'i BEHAVANA Raheriarivelo izany.
Hitantsika fa tena fety be @ 16 Novembre io. Tongava maro ry zareo a🙏🏽🙏🏽
Mpianatra FJKM miaraka @ Mpitandrina BEHAVANA sy Ramatoa vadiny miaraka @ Diakona fjkm Mahanoro Fahazavana manao répétition.
Tsara ny Tompo ry zareo satria i Kristy no fihavanantsika🙏🏽💕
Zarao mba ho hitany namana e🙏🏽💕mankasitraka

Address

FJKM MAHANORO FAHAZAVANA
Mahanoro

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fandraisana Synoda lehibe faha 22 FJKM Mahanoro Fahazavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share