FJV FLM MANJA 616

FJV FLM MANJA 616 SOA AVAO FA TEO IHA JESOSY ♥️✝️♥️

"Ary, indro, Izaho momba anao ka hiaro anao amin'izay lalan-kalehanao rehetra ary hampody anao indray ho amin'ity tany i...
10/02/2026

"Ary, indro, Izaho momba anao ka hiaro anao amin'izay lalan-kalehanao rehetra ary hampody anao indray ho amin'ity tany ity; fa tsy handao anao Aho mandra-panaoko izay voalazako taminao" Genesisy 28 : 15

Miarahaba any Olivia Manokana ny FJV FLM MANJA 616
amin'izao tsingerin-taona nahaterahanao izao . JESOSY eo Avao ho Anao Neny, ka hitombo @ fahasoavany Anao🥳🙏🏽❤️

" Ary Jehovah no mandeha eo alohanao; ary Izy no hiaraka aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy; koa aza matahotra ...
09/02/2026

" Ary Jehovah no mandeha eo alohanao; ary Izy no hiaraka aminao; tsy handao anao na hahafoy anao Izy; koa aza matahotra na mivadi-po ianao" Deoteronomia 31 : 8

Arahabaina zokinay nahatratra ny tsingerin-taona nahaterahanao🥳
Hitombo fahasoavany hatrany🥰♥️🙏🏽
Anjaratiana Bellah Yolande 🫶🏽

"Dia aoka ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa Ianao, Jehovah Tompo...
09/02/2026

"Dia aoka ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa Ianao, Jehovah Tompo o, efa niteny izany; eny, aoka ny fitahianao no hitahianao ny taranaky ny mpanomponao mandrakizay. — II Samoela 7 : 29

"Dia ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa izay tahinao, Jehovah o, dia voatahy mandrakizay. — I Tantara 17 : 27

Joyeux anniversaire Zoki Armine Ardiola 🥳♥️
Hitahy Anao JESOSY 🙏🏽 Hagnome ze iriny fonao ABY🙏🏽🙏🏽

Ndra la gnay ro ho fonga mahareta Longo. Hoazonao gny satro-boninahitse 🙏✝️❤️
03/02/2026

Ndra la gnay ro ho fonga mahareta Longo. Hoazonao gny satro-boninahitse 🙏✝️❤️

25/01/2026

Fahatsiarovana ny fankalazana Noely 2025🥳❤️
FJV FLM MANJA 616

Noely Fiadanana✝️❤️

Trompetra Fanatenana 67Ha🥰🙏

07/01/2026

HaiNao lafa kila raha JESOSY 🙏

Fifankatiavana, firaisan-tsaina ❤️❤️
30/12/2025

Fifankatiavana, firaisan-tsaina ❤️❤️

Gny Noely fety soa mamiratse🥳Noelinay🎁🎉  🌹💐
26/12/2025

Gny Noely fety soa mamiratse🥳

Noelinay🎁🎉

🌹💐

Address

RN9
Manja
616

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJV FLM MANJA 616 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share