Mr. Naix

Mr. Naix 🎯[Tout service sur l'informatique]🎯
Installation - Maintenance - Réparation
🔸VENTE LOGICIELS🔸 Miarahaba tongasoa!

🎚️🔊 LOGICIEL SMAART – MESURE & ANALYSE AUDIO PRO 🔊🎚️Ho anareo technicien son, DJ, ingé son, salle de spectacle, église, ...
22/07/2026

🎚️🔊 LOGICIEL SMAART – MESURE & ANALYSE AUDIO PRO 🔊🎚️

Ho anareo technicien son, DJ, ingé son, salle de spectacle, église, studio 👇

✅ SMAART dia logiciel professionnel ampiasaina amin’ny :
🔹 Mesure acoustique (RTA, SPL)
🔹 Analyse fréquence & phase
🔹 Calibration système son
🔹 Réglage sono live & installation fixe

🎛️ Idéal pour :
✔ Live sound
✔ Sonorisation professionnelle
✔ Réglage enceinte & subwoofer
✔ Église, salle, événement

💻 Compatible : Windows / Mac
📦 Version complète
📂 Installation & assistance possible

📞 Contact / WhatsApp : 034 87 002 14
💬 MP ouvert
🎧 Passez au niveau PRO avec SMAART ! 🚀

🔥 HO AN'IZAY MAMPIASA PIONEER DDJ-400 Ito Serato DJ Pro compatible amin'ny Pioneer DDJ-400!Te hampiasa Serato DJ Pro ami...
19/07/2026

🔥 HO AN'IZAY MAMPIASA PIONEER DDJ-400

Ito Serato DJ Pro compatible amin'ny Pioneer DDJ-400!

Te hampiasa Serato DJ Pro amin'ny DDJ-400 ve ianao?
✅ Efa misy ny version compatible, full version.

📲 Contact / WhatsApp : 034 87 002 14
📍 Lieu : Talatamaty 🇲🇬

💻🔥 LAPTOP STAND – Ho an’ny setup présentable sy matihanina 🔥💻Amin’izao fotoana izao, zava-dehibe ny présentation sy conf...
15/07/2026

💻🔥 LAPTOP STAND – Ho an’ny setup présentable sy matihanina 🔥💻

Amin’izao fotoana izao, zava-dehibe ny présentation sy confort rehefa miasa amin’ny ordinateur, indrindra ho an’ny DJ, créateur, na mpampiasa laptop matetika.

👉 Manoro hevitra izahay hampiasa laptop stand mba hanatsarana ny setup-nao sy hiarovana ny fitaovanao.

🎯 Tombony azonao :
✔️ Posture tsara kokoa – tsy mila miforitra be rehefa mikitika clavier na mikaroka hira
✔️ Setup présentable & professionnel – mijery milamina sy manintona
✔️ Ventilation optimisée – mampihena ny hafanana, manampy ny performance
✔️ Confort de travail – mahafinaritra kokoa na dia miasa ela aza
✔️ Structure solide & réglable – mifanaraka amin’ny filànao

💡 Fitaovana tsotra, fa misy impact lehibe amin’ny qualité de travail sy ny image-nao.

👉 Jifao dieny izao raha mila ianao
ato amin’ny Tontolon’ny Dijaka

📩 MP na WhatsApp: 034 87 002 14

🎧 🔊 POWERAMP APK FULL UNLOCKED 🔥🎵 Lecteur Audio matanjaka indrindra ho an'ny Android!✅ Equalizer 32 bandes ultra précis✅...
15/07/2026

🎧 🔊 POWERAMP APK FULL UNLOCKED 🔥
🎵 Lecteur Audio matanjaka indrindra ho an'ny Android!

✅ Equalizer 32 bandes ultra précis
✅ Effets audio: bass, reverb, stereo expand
✅ Visualizer mihetsika
✅ Support formats: MP3, FLAC, WAV, OGG, APE...

📂 Version complète + thème manintona
📲 Mora apesaina, tsy mila root

📞 Tel / WhatsApp: 034 870 0214

🔥🎧 PACK SAMPLER DJ PROFESSIONNEL Mitady sampler kalitao tsara ho an’ny mix-nao ve ianao?👉 Efa vonona ho anao izao ireo p...
15/07/2026

🔥🎧 PACK SAMPLER DJ PROFESSIONNEL

Mitady sampler kalitao tsara ho an’ny mix-nao ve ianao?
👉 Efa vonona ho anao izao ireo pack sampler DJ ampiasain’ny pro!

🎶 Contenu :
🔸 Sampler 21 pcs
🔸 Sampler 45 pcs
🔸 Sampler 110 pcs
🔸 Sampler 302 pcs

💰 Prix :
🔹 21 pcs ➜ 10 000 Ar
🔹 45 pcs ➜ 15 000 Ar
🔹 110 pcs ➜ 20 000 Ar
🔹 302 pcs ➜ 25 000 Ar

🎧 Idéal pour :
✔ DJ (Virtual DJ, Serato, etc.)
✔ Animation & soirée
✔ Karaoké & ambiance

📲 Contact : 034 87 002 14

🔥 PLAYLIST DJ + CADEAU EXCLUSIF CLASSÉE PAR GENRE🔥🔊 Ho an’ny:✅ DJ Professionnel & Amateur✅ Boîte de nuit | VIP | Disco B...
15/07/2026

🔥 PLAYLIST DJ + CADEAU EXCLUSIF CLASSÉE PAR GENRE🔥

🔊 Ho an’ny:
✅ DJ Professionnel & Amateur
✅ Boîte de nuit | VIP | Disco Bar | Discothèque | Soirée dansante | Événement familial | Bal des jeunes | Animation

🎵 PLAYLIST DJ ULTRA-COMPLÈTE
🔸 12 630 Fichiers de qualité
🔸 Taille: 79,5 Go
🔸 Format: MP3
🔸 Qualité: 44 100 Hz | 192 - 320 kbps | Stéréo
🔸 Transfert: HDD externe | Laptop

🎁 CADEAU SPÉCIAL POUR TOI !
✅ Sample Scratch
✅ 24 Samplers exclusifs
✅ VirtualDJ 8.4 complet
✅ Cours VirtualDJ + Scratch inclus

📍 Lieu: Talatamaty
📞 Contact: 034 87 002 14

🚀 Option disponible:
📩 Lien Cloud (envoi par e-mail pour ceux en province)

🔥 PLAYLIST DJ CLASSÉE PAR BPM + BONUS🎧🎵 Détails:✅ Nombre de fichiers: 10 851✅ Format: MP3✅ Taille: 61,5 Go✅ Qualité: 44 ...
15/07/2026

🔥 PLAYLIST DJ CLASSÉE PAR BPM + BONUS🎧

🎵 Détails:
✅ Nombre de fichiers: 10 851
✅ Format: MP3
✅ Taille: 61,5 Go
✅ Qualité: 44 100 Hz | 256 - 320 kbps | Stéréo

☁️ Lien Cloud Disponible – Afaka alefa amin'ny e-mail!

📞 Contact: 034 87 002 14

🔥 PLAYLIST DJ CLASSÉE PAR BPM 🎧🎵 Détails:✅ Nombre de fichiers: 6 687✅ Format: MP3✅ Taille: 42,5 Go✅ Qualité: 44 100 Hz |...
15/07/2026

🔥 PLAYLIST DJ CLASSÉE PAR BPM 🎧

🎵 Détails:
✅ Nombre de fichiers: 6 687
✅ Format: MP3
✅ Taille: 42,5 Go
✅ Qualité: 44 100 Hz | 256 - 320 kbps | Stéréo

☁️ Lien Cloud Disponible – Afaka alefa amin'ny e-mail!

📞 Contact: 034 87 002 14

🎹🔥 FL STUDIO 2026 – DISPONIBLE 🔥🎹🆕 Fanatsarana sy zava-baovao :✅ Performance haingana kokoa✅ Interface (UI) vaovao sy ma...
14/07/2026

🎹🔥 FL STUDIO 2026 – DISPONIBLE 🔥🎹

🆕 Fanatsarana sy zava-baovao :

✅ Performance haingana kokoa
✅ Interface (UI) vaovao sy maoderina
✅ Piano Roll nohatsaraina
✅ Mixer & Routing mora ampiasaina kokoa
✅ Browser haingana kokoa
✅ Fanatsarana Audio Stretching & Automation
✅ VST3 Compatibility nohatsaraina
✅ Stability ambony kokoa – bug maro efa voavaha

Mety ho an'ny : DJ • Beatmaker • Artiste • Producteur Musical

📦 services :
✔️ Installation
✔️ Configuration
✔️ Plugins ilaina
✔️ Torohevitra amin'ny fampiasana

📲 Contact : 034 87 002 14
💬 MP misokatra foana
📍 Talatamaty 🇲🇬

🎧🔥 Te-ho DJ ve ianao? Aza mandeha an-jambany intsony! 🔥➡️ Maniry hikirakira karazana mozika ve ianao?➡️ Te-hampiakatra “...
13/07/2026

🎧🔥 Te-ho DJ ve ianao? Aza mandeha an-jambany intsony! 🔥

➡️ Maniry hikirakira karazana mozika ve ianao?
➡️ Te-hampiakatra “ambiance” amin’ny fety ve ianao?
➡️ Mitady boky ahafahana mianatra ny tontolon’ny DJ amin’ny fomba tsotra sy mazava ve ianao?

📚 Ny BOKY: "TONTOLON’NY DIJAKA" no vahaolana!

Ao anatiny dia hianaranao:
✅ Ny karazana gadona sy ny fiaviany (Afrobeats, Amapiano, Salegy, EDM, sns.)
✅ Ny rafitry ny hira (Intro, Couplet, Refrain, Drop, Bridge, Outro)
✅ Ny teknika mixing (fampitoviana BPM, fampiasana EQ, Filter, FX, Transition)
✅ Ny fandrindrana fotoana amin’ny fety (Mariazy gasy, Soirée Club, sns.)

🎶 Tsy hoe mampifangaro hira fotsiny ny DJ fa mampifangaro ambiance sy mitondra tantara ho an’ny mpihaino.

Ao anatin’ity boky ity ianao dia hahazo:
⭐ Torohevitra matihanina amin’ny EQ sy Filter mandritra ny transition
⭐ Fomba hahitana ny mixing point sy ny fotoana hanaovana fade out
⭐ Paikady hananganana DJ Set manomboka amin’ny Opening ka hatramin’ny Peak Time
⭐ Fampidirana amin’ny Scratch & Pass-Pass ho an’ny vao manomboka
⭐ Fomba fampiasana Cue, Loop, Sampler sy Stems vaovao 🚀

👉 Raha maniry ho lasa DJ matihanina ianao, dia ity boky ity no dingana voalohany hahombiazanao!

🇲🇬 Teny Malagasy mazava tsara ny boky
📚 NY TSARA HO FANTATRA EO AMIN’NY TONTOLON’NY DJ
📩 Azo alefa mail avy hatrany: 0348700214 (WhatsApp & Mail)

📚Marihina fa mbola pdf ihany ny boky TONTOLON'NY DIJAKA

Address

Talatamaty
Talatamaty
105

Telephone

+261348700214

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mr. Naix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mr. Naix:

Shortcuts

Share