Ispps-Agro Business

Ispps-Agro Business Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ispps-Agro Business, Marketing Agency, Tanambao Morafeno près Kolo TV, Tanambao.

Mankasitraka rehetra👏👏 Lasantsika aaa💃💃
11/09/2024

Mankasitraka rehetra👏👏
Lasantsika aaa💃💃

Au service de développementIspps Ispps Toliara Paramédicaux agro-businessRentrée ouverte
22/03/2024

Au service de développement

Ispps Ispps Toliara Paramédicaux agro-business

Rentrée ouverte

Au service de développementIspps Ispps Toliara Paramédicaux agro-business
19/03/2024

Au service de développement

Ispps Ispps Toliara Paramédicaux agro-business

Andao ary fa Malagasy tsy maty kere sy mosary!  ISPPSA VONONA HANOFANA ANAO MOMBA IZANY FAMBOLENA SY FIOMPIANA ZANY(AGRI...
18/03/2024

Andao ary fa Malagasy tsy maty kere sy mosary! ISPPSA VONONA HANOFANA ANAO MOMBA IZANY FAMBOLENA SY FIOMPIANA ZANY(AGRICULTURE ET ÉLEVAGE)

✅Te hisehatra eo anivon'ny asan'ny FAMBOLENA sy ny FIOMPIANA ve ianao?
✅Te ho lasa Technicien matianina sy fiompiana izany ve ianao ?
👍Vonona izahay eto amin'ny ISPPSA -TANA ( Institut Supérieur Privé et de la Promotion du Secteur-Agro-business) hampiofana anao mandritry ny 3 taona ka hahazo ny "DIPLOME DE LICENCE - BACC+3"!
👨‍💻Mpampianatra efa za-draharaha sy ampy traik'efa no hahatomombana ny fampiofanana.

👍Vao manomboka 1ère année dia manao ny mpiofana!+Voyage de etude

🏢Adresse: TOLIARA
Tanambao Morafeno près de KOLO TV
(route vers RN5)

TANA FORT-DUCHESNE

✅Rentrée : 04 avril 2024

Ity indray 2eme vague Formation tsika maro nangataka💉💉💉💊💊Fahasalamana natao ho an'ny rehetra,andalam-pianarana anao,efa ...
30/12/2023

Ity indray 2eme vague Formation tsika maro nangataka
💉💉💉💊💊Fahasalamana natao ho an'ny rehetra,andalam-pianarana anao,efa niboaka anao ity mety ho anao ,

Formation création cabinet
MP avy hatrany na mitongava miantso laharana ireo avy hatrany tratrarinaoo toerana fa mbola malalaka💉💉💉

Na manantona Ispps-Agro Business TANAMBAO MORAFENO ,ISPPS PARAMED BESAKOA

Misaotra Jesosy fa vitæ ny descente sur terrain commune rurale Ankililaoka , Isaorana ireo équipe technique rehetraAo ny...
30/12/2023

Misaotra Jesosy fa vitæ ny descente sur terrain commune rurale Ankililaoka ,
Isaorana ireo équipe technique rehetra
Ao ny directeur de formation
Ny assistant technique rehetra
Nahafinaritra ny fihaonana !
***🗽🗽📻📺Radio Mazava
**** Ny lefitry ny ben'i Tanana Ankililaoka
******Société Bionex mpamokatra arthimesia indrindra ireo vahoaka nandray 🏬🏬🏬r****📻📻💁💁💁
***** ISppS Paraméd et Agro-businnes
"Malagasy tsy ho fatin'ny kere ! Ny mosary no fahavalonay" !

🏛Nampahafantarina  tao Tanambao Morafeno ny ivo-toerana fampianarana mpandraharaha misehatra amin'ny fiompiana sy fambol...
30/12/2023

🏛Nampahafantarina tao Tanambao Morafeno ny ivo-toerana fampianarana mpandraharaha misehatra amin'ny fiompiana sy fambolena ary fanodinana vokatra sy fanondranana "ny institut supérieur privé de la promotion du secteur Agro-Business".
🏛Maniry ny handray anjara amin'ny fanatsarana ny toe-pianan'ny mpiara-belona aminy ka amin'ny alalan'ny formation agriculture sy élevage no sehatr'asa nofidiny eto @ faritra Atsimo Andréfana.

Address

Tanambao Morafeno Près Kolo TV
Tanambao

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ispps-Agro Business posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share