09/12/2025
๐จ๐ถ ๐ฆ๐ข๐ฆ : ๐ฅ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ผ โ ๐๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฏ ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐! ๐ถ
---
1๏ธโฃ Amporisihina hikohaka mafy ๐ค๐จ
โก๏ธ Raha mbola afaka mikohaka ilay zaza, avelao hikohaka mafy izy. Ny kohaka dia fomba voajanahary hanesorana zavatra manakana ny lalan-drivotra.
---
2๏ธโฃ Raha zaza latsaky ny 1 taona โ kapoka in- 5 ao an-damosina ๐ผ๐๏ธ
โก๏ธ Apetraho mankohitra eo ambonin'ny tananao ny zaza, ary kapao moramora 5 eo amin'ny lamosina ( kitio io lien ambany io MBA hanazava bebe kokoa). Raha tsy miala ilay zavatra, avereno Ireo dingana ireo.
Vidรฉo ( franรงais) : https://youtu.be/EFETzsVY9iI?si=tOiipf_58r13dhpf
---
3๏ธโฃ Raha zaza mihoatra ny 1 taona โ Manลuvre de Heimlich ๐ฆ๐ง
โก๏ธ Mijanรฒna ao aorian'ny Ilay zaza, apetraho ny tananao eo amin'ny kibo ambony, ary tsindrio tampoka sy mafy miakatra. Avereno mandra-pivoaka ilay zavatra na mandra-pahita fiovana amin'ny zaza.
Video francais :
https://youtu.be/EFETzsVY9iI?si=tOiipf_58r13dhpf
---
โ ๏ธ Raha tsy afaka miaina ilay zaza:
1.Miantso vonjy: Miantsoa vonjy maika avy hatrany.
2. Ento haingana @ toeram-pitsaboana
---
๐ก Torohevitra fanampiny:
Tetehina madinika ny sakafo: Teteho tsara ny voankazo, legioma, ary ny sakafo hafa alohan'ny omena ny zaza.
Tandremo ny zavatra kely: Aza avela hifidy zavatra kely toy ny voanjo, vatomamy, na zavatra hafa mora mitsofoka.
Mijery tsy tapaka: Aza avela irery ny zaza mandritra ny sakafo.
IRETO MISY VIDรO FAMPISEHOANA fanampiny :
https://youtu.be/gHZdBY-CkGw?si=rs5MlgdOhRW3sIiW
https://youtu.be/aXaLc-AwX2g?si=j3khYIrDiLtZAt4h
---
โ
Tehirizo ity hafatra ity mba tsy hohadinoina!
๐ฌ Tageo ny ray aman-dreny hafa โ mety hamonjy aina izany.
๐ Zarao fa mety ho ianao no ho antony hamonjena aina andro iray!
ยฉ๏ธ Dr Fuselo
Que faire en cas d'รฉtouffement de l'enfant ou du nourrisson ? Louis, formateur agrรฉรฉ de la protection civile Paris Seine, vous explique les bons gestes ร rรฉ...