KaJy Digital Market

KaJy Digital Market 📲 WhatsApp/Appel : +261 34 56 166 00

Tonga de départ américain 🔥🔥Stock épuisé ty zay vao mijanona 🎊tongava mp izay anao booste , 6000 Ar par jour publication...
11/05/2026

Tonga de départ américain 🔥🔥
Stock épuisé ty zay vao mijanona 🎊

tongava mp izay anao booste ,
6000 Ar par jour publications
à partir de 30 000 Ar ny live

Joyeuse fête du Travail 🔋
01/05/2026

Joyeuse fête du Travail 🔋

mankasitraka amin'ny fahatokisana anay 🙏à partir de 30 000 Ar ny booste live , 🟢 0345616600aza misalasala mandefa mp
26/04/2026

mankasitraka amin'ny fahatokisana anay 🙏

à partir de 30 000 Ar ny booste live ,
🟢 0345616600
aza misalasala mandefa mp

Astuces mamoa Dragon sy afo amin'ny page 🔥🚀 Mila fantatrao ny objectif 🚀 Mila mandefa mp ato amin'ny page na miantso 034...
14/04/2026

Astuces mamoa Dragon sy afo amin'ny page 🔥

🚀 Mila fantatrao ny objectif
🚀 Mila mandefa mp ato amin'ny page na miantso 0345616600
🚀 Manao commande booste ato amin'ny KaJy Digital Market

Vokany
🟢Mety tsy aharaka amaly mp enao
🟢Hitombo betsaka ny asanao
🟢Mety ho sahirana anisa vola enao satria mandeha be ny tsena

💳Budget 60 000 Ar 📈257 Vue Misoatra nametraka fahatokisana 🙏 vao éligible ny page , tsy niandry ela fa tonga dia niasa a...
11/04/2026

💳Budget 60 000 Ar
📈257 Vue

Misoatra nametraka fahatokisana 🙏
vao éligible ny page , tsy niandry ela fa tonga dia niasa avy hatrany 🎊

Vao nahazo éligible ny page-ny ilay client iray dia tsy niandry ela akory izy.Tonga dia nanapa-kevitra izy hoe:👉 “Andao ...
11/04/2026

Vao nahazo éligible ny page-ny ilay client iray dia tsy niandry ela akory izy.
Tonga dia nanapa-kevitra izy hoe:
👉 “Andao hanao boost live avy hatrany!”
budget 60 000 Ar

📈 Nitombo avy hatrany ny visibilité
👥 Nahazo engagement sy interaction tsara
💰 Nahita vokatra haingana tamin’ny live

Raha te hahazo vokatra toa izao koa ianao dia afaka miara-miasa aminay
👉 Lancement manomboka amin’ny 30 000 Ar
📩 Contact: 034 56 166 00
Aza miandry fotoana “perfect” fa manomboha dieny izao!

En ce jour si spécial et unique dans I'histoire,KAJY DIGITAL MARKET souhaite unePâques!bonne fête de résurrection à tout...
05/04/2026

En ce jour si spécial et unique dans I'histoire,
KAJY DIGITAL MARKET souhaite une
Pâques!
bonne fête de résurrection à toute la
communauté chrétienne. 🕯️

6000 Ar par jour 🎊📞034 56 166 00
04/04/2026

6000 Ar par jour 🎊
📞034 56 166 00

Manao Live ianao… fa tsy mahafa-po ny vokatra ?Mijery kely…Commentaires vitsy…Ventes tsy mihetsika…😓 Mahakivy ehh , sa t...
28/03/2026

Manao Live ianao… fa tsy mahafa-po ny vokatra ?
Mijery kely…
Commentaires vitsy…
Ventes tsy mihetsika…
😓 Mahakivy ehh , sa tsy izany ?

👉 ITY NY SOLUTION… mila boost fotsiny ato aminay!
🔥 BOOST LIVE — manomboka 30 000 Ar (5$)
✨ Omena Vue ambony ny Live-nao
✨ Mahazo mpijery vaovao
✨ Mampitombo ny chance hahazo commandes betsaka

Omena toro lalana tsara momban'ny fanaovana live 🎁

📌 NB : Mila page efa éligible
💡 Tsy mbola éligible ?
👉 Avelao izahay hikarakara azy ho anao ✔️
🚀 Fotoana izao hanandratana ny business-nao !
📩 Mandefasa MP izao
📞 / Watsapp 034 56 166 00

Mandray Dépôt - Retrait RedotPay 💰💳transaction vita anatin'ny fotoana fohy 🔝🎊
23/03/2026

Mandray Dépôt - Retrait RedotPay 💰💳

transaction vita anatin'ny fotoana fohy 🔝🎊

💳 DÉPÔT & RETRAIT REDOTPAY 🚀Vahaolana haingana ho an'ny Carte Visa-nao!Mila mampiditra vola (Dépôt) na mamoaka ny tombon...
11/03/2026

💳 DÉPÔT & RETRAIT REDOTPAY 🚀
Vahaolana haingana ho an'ny Carte Visa-nao!

Mila mampiditra vola (Dépôt) na mamoaka ny tombony (Retrait) ao amin'ny RedotPay-nao ve ianao? Mandray anao izahay!

✅ RECHARGE & DÉPÔT : Via Mobile Money (Mvola, Orange, Airtel).
✅ RETRAIT : Haingana sady azo antoka.
✅ COURS DE DEVISE : Amin'ny sarany tena tsara 😉.
✅ SERVICE RAPIDE : Vita vetivety ny opération-nao!

Inona no azo anaovana ny RedotPay?
🔹 Boost Facebook & Instagram Ads
🔹 Paiement Starlink
🔹 Achat sur internet (Amazon, AliExpress, Netflix...)

🎁 BONUS $5 : Mahazo $5 maimaim-poana avy hatrany rehefa misoratra anarana!

👉 Inscrivez-vous ici : https://url.hk/i/fr/yvt8i

📩 Alefaso MP raha hanao transaction!
+261345616600

Address

Beril Rouge
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KaJy Digital Market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KaJy Digital Market:

Share