09/06/2026
π¨Voamarina fa ilay areti-mifindra MPox ilay tranga tao Ambohimandroso, distrika an'Ambatolampy
βΆοΈRaha ny fanadihadihana dia mpanotra iray nanotra olona voan'ny MPOX no nifindrany ka ahiana araka izany hamindra tamin'izay olona hafa mety efa nohoriny indray avy eo izyβΌοΈ