05/05/2025
💝NENY MALALA💖
👚Mbola ho personaliser-na sa efa mety aminao?
Mety fona ka ! Na i-commande direct na mbola hanao personalisation.
☑Loko 3 samihafa ireo fa mbola afaka atao amin'izay loko tianao iany koa.
Alefaso ary ny commande nao!
Mandray commande T-shirt, Polo, Casquette sy ny maro hafa izahay
Tissus 100% Coton 160g/180g - Semi coton
😍Mandefa any amin'ny faritra iany koa.
Aza misalasala miantso
📝Aza adino ary ny LIKE+FOLLOW+PARTAGE mba hoitany namanao.
Sady amin'izay tsy tara ianareo amin'ny design manaraka eo