Jamah Yassir-Pejy

Jamah Yassir-Pejy Mitory ny tenin'Andriamanitra amin'ny olona rehetra ary Mampatsihay ny mpiarabelona fa Andriamanitra no lehibe indrindra (ALLAH AKBAR)

27/03/2026
LEHILAHY IRAY TSY MBOLA NIKÔTY SIPA Ity lehilahy amin'ny sary ity dia tsy mbola nikôty sipa fa ny sipa ihany no mikôty a...
26/03/2026

LEHILAHY IRAY TSY MBOLA NIKÔTY SIPA

Ity lehilahy amin'ny sary ity dia tsy mbola nikôty sipa fa ny sipa ihany no mikôty azy , ary mbola mamilafila koa izy rehefa misy vehivavy iray mikôty azy

Ny antony dia noho izy manana diplôme licence sy manapahaizana arampinoana.

Lery aloha dia bôgôsse ee

Asiana vidéo ve ? 🙈🙈🙈🙈

RESAKA LABORATOIRE Calme ry rahalahy isany fa Mbola hoavy ny débat manaraka inch'Allah 🙏🙏🙏🙏 Ampiteneno ny sary fa tsy ma...
23/03/2026

RESAKA LABORATOIRE

Calme ry rahalahy isany fa Mbola hoavy ny débat manaraka inch'Allah 🙏🙏🙏🙏

Ampiteneno ny sary fa tsy mazava

RESAKA LA FARINE Tsy azo atao ny sary manafitohina ny hafa tahaka izao.Ataovy ny anaranareo manokana ihany ilay la farin...
22/03/2026

RESAKA LA FARINE

Tsy azo atao ny sary manafitohina ny hafa tahaka izao.

Ataovy ny anaranareo manokana ihany ilay la farine.

MILA MANANA LICENCE VAO MANAO DÉBAT Ilay olona anakiray nanao débat tamin'ny mpino silamo dia nitaky marimpahaizana ambo...
22/03/2026

MILA MANANA LICENCE VAO MANAO DÉBAT

Ilay olona anakiray nanao débat tamin'ny mpino silamo dia nitaky marimpahaizana ambony ( licence) vao manao débat aminy.

FANOTANIANA: iza ny olona nilaza fa tenin'Andriamanitra ny baiboly

ilay manana licence namaly hoe: Ny baiboly dia tsy tenin'Andriamanitra, mampalahelo anakay🙈🙈🙈🙈🙈🙈

mbola hoavy ny tohiny inch'Allah 🙏 🙏

TSY TENIN'ANDRIAMANITRA NY BAIBOLY ity olona amin'ny sary ity no niteny nivantana teo amasombahoaka fa ny baiboly dia ts...
22/03/2026

TSY TENIN'ANDRIAMANITRA NY BAIBOLY

ity olona amin'ny sary ity no niteny nivantana teo amasombahoaka fa ny baiboly dia tsy tenin'Andriamanitra ary Mbola namafisiny tamin'ny porofo mazava no tsy maha tenin'Andriamanitra ny baiboly

mbola hitohy ny débat inch'Allah

21/03/2026

Alhamdulillah 🤲

Fisaorana lehibe no atolotro ho anareo mpino silamo rehetra izay natoky ahy sy nanohana ahy tamin’ilay débat teo. Tena nahafaly fa nilamina sy nandeha tsara ilay izy, ary nisy fahendrena sy fahatoniana tao anatiny.

Tsara ho marihina fa tsy natao hanaratsiana ny finoan’ny hafa akory izany, fa ho fanehoana sy filazana ny marina araka izay inoantsika.

Misaotra betsaka amin’ny fitokisana sy ny fanohanana. Enga anie Allah hanome valisoa tsara anareo rehetra ary hanamafy hatrany ny finoantsika.

Barakallahu fikoum !

ASSALAM ALAYKUM Efa hanomboka ny débat kristianina katôlika sy silamo Miaraka amin'ny oustaz marcel mouhamad  sy @ romul...
21/03/2026

ASSALAM ALAYKUM

Efa hanomboka ny débat kristianina katôlika sy silamo

Miaraka amin'ny oustaz marcel mouhamad sy @ romule catholique

19h30

loading......

SWALAT EID MOSQUÉE BARIKADIMY TOAMASINA Efa vonona ny zavatra rehetra fa antsika sisa andrasanaEid Mubarak hoatsika rehe...
20/03/2026

SWALAT EID MOSQUÉE BARIKADIMY TOAMASINA

Efa vonona ny zavatra rehetra fa antsika sisa andrasana

Eid Mubarak hoatsika rehetra 🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉

19/03/2026

DERA HOAN'ANDRIAMANITRA

Nahita volana ihany koa isika eto Madagascar araka ny voalazany ity ray amandreny tsika ity

Eid rapitso zoma alhamdoulilah

19/03/2026

EID MUBARAK ANTSIKA REHETRA

Address

Lot3066 PLLE21-54 Mangarivotra Sud Toamasina 1
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jamah Yassir-Pejy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share