15/02/2026
Mila maharitra isika eto Toamasina 🥹
Ny fanaremana dia efa miainga ts kel2.. ny service de réparation kosa dia mandea fona ato aminay, ra mis ordi lena na voa ny rano na latsaka ka ts velona dia manao réparation izahay no sady moins de 50% ny frais de réparation ary ts misy frais de diagnostic.
Contact direct : 0341667593