12/11/2025
đ«đ· Andao hianatra teny frantsay ao anatinâny 15 minitra isanâandro, aminâny alalanâny findainao ! đ±
đAjanony ny fampianarana saro-takarina ! Tsy ilaina intsony ny zavatra manahirana !
đ«đ· Mianara teny frantsay mora sy haingana aminâny alalanâny Facebook Messenger.
(Niveau A1 â ho anâny olona izay vao manomboka ihany aloha no misy)
Ataovy sary an-tsaina fotsiny hoe:
â
Lesona 1 isan'andro
â
Mianatra ny fototry ny teny frantsay miaraka aminâny fanazavana mazava tsara aminâny teny malagasy.
â
Misy Audio (malagasy/frantsay) sy sary hanampy anao hahatakatra mora kokoa ny lesona rehetra.
â
Misy VidĂ©o (famitianana isakâerin-andro) aminâny teny frantsay izay ilaina aminâny resaka âimmersion totaleâ.
â
Devoirs ahitsinâny mpampianatra manokana isaky ny olona.
â
Misy Dialogue azo ampiharina mba hahafahanao miteny frantsay aminâny herinandro voalohany !
đ Tsotra, mahafinaritra ary tena mahomby !
15 minitra isanâandro dia efa ampy hahafehezana ny niveau A1.
âš Tolotra Manokana Fanombohana (Offre SpĂ©ciale) âš
1ïžâŁVidiny mahazatra : 15 000 Ariary/volana
2ïžâŁRemise : 9 000 Ariary/volana ! (Raha te hahazo anâity vidiny tena ambany ity ianao, zarao (partagez) fotsiny ity publication ity !)
đ Misy ohatra na lesona miandry anao ao aminâny MP !
Manorata ao amin'ny commentaire na alefaso ny soratra hoe "ohatra fr" amin'ny MP (message privé) mba hahazoana ohatra maimaim-poana ary hanombohana avy hatrany ny fianarana frantsay !
̧ais