Mada M'turk

Mada M'turk Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Mada M'turk, Service de marketing numérique, New York, Paris.

🔹 Inona ny Amazon MTurk ?Amazon MTurk dia plateforme an-tserasera an’i Amazon, izay:🟢Manome asa (micro-tasks) atao amin’...
19/12/2025

🔹 Inona ny Amazon MTurk ?
Amazon MTurk dia plateforme an-tserasera an’i Amazon, izay:

🟢Manome asa (micro-tasks) atao amin’ny ordinateur

- Atao à domicile (any an-trano)

- Karama isaky ny asa vita

🟢Ireo asa ireo dia antsoina hoe HITs (Human Intelligence Tasks).

🔹 Karazan’asa hita ao
✔️ Fanoratana sy fanitsiana teny
✔️ Fanisàna na fanasokajiana sary
✔️ Famenoana questionnaire / survey
✔️ Fanamarinana données
✔️ Fanampiana AI (labeling, tagging)

➡️ Tsy mila diplôme avo
➡️ Mila faharetana sy fahazotoana

🔹 Zavatra ilaina raha hiasa
✅ Ordinateur (portable na bureau)
✅ Connexion internet stable
✅ Kaonty Amazon MTurk

⏰ Ora fiasana
🕒 Malalaka tanteraka
– Miasa 2h – 4h – 6h isan’andro araka izay anananao fotoana
– Ianao no misafidy ny ora fiasanao

💰 Karama azo raisina (miankina amin’ny ezaka)
🔹 2–3 ora / jour 👉 10 000 Ar – 15 000 Ar
🔹 4–6 ora / jour 👉 20 000 Ar – 30 000 Ar
🔹 Raha mazoto sy mahay 👉 mihoatra izany

📈 Ny karama dia miakatra arakaraka ny asa vitanao, tsy misy plafonina raikitra.

🔥 Motivation
👉 Ny asa rehetra dia miankina amin’ny fahazotoana
👉 Tsy mora amin’ny voalohany fa rehefa zatra dia mandeha tsara
👉 Asa madio, ara-dalàna, platform Amazon

⚠️ Fanamarihana
✅ Asa maharitra ho an’izay vonona hiezaka

📩 Raha liana ianao dia mandefa message privé
🤝 Tonga soa izay te hiasa sy te hanova ny fiainany👌

14/12/2025

💻 Mitady asa en ligne ve ianao ?
🏠 Miasa ao an-trano, tsy mitaky diplôme
📚 Formation omena aloha, vao manomboka miasa
💰 Karama: 50.000Ar / semaine Mitombo araky ny Fahazotoanao

👉 Araho hatramin’ny farany ny vidéo, mifandraisa aminay raha liana, ary inviteo ny namana 👌

Adresse

New York
Paris

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Mada M'turk publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager