๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ

  • Home
  • United Kingdom
  • Craigavon
  • ๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ

๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌMalagasy madio, mandroso, mihavana, mifankatia ary mahay mifanampy no tanjontsika rehetra ๐Ÿค

๐Ÿšจ KAROHINA FATRATRA ๐Ÿšจ1.  : POINAS     : Bernard Jean     :      24 Septambra 1971       tao Saint Etienne        : Frant...
03/06/2026

๐Ÿšจ KAROHINA FATRATRA ๐Ÿšจ

1. : POINAS
: Bernard Jean

:
24 Septambra 1971
tao Saint Etienne

: Frantsay

:
Lot 16 Ter Faravohitra Avaratra

2. : PIERRON
: Stephane J. Raymond

:
08 Novambra 1971 tao Amiens

: Frantsay

:
Lot 121 Bis Talatamaty Faralaza

:

๐Ÿ’ฐ FIVADIHAM-PITOKISANA - FISOLOKIANA SY HALATRA ๐Ÿ’ฐ
(Mandat d'arrรชt a l'audience)

๐Ÿ™ Izay mahita azy na mahalala ny toerana misy azy dia iangaviana hampandre haingana ny mpitandro filaminana akaiky indrindra.
๐Ÿ“Œ Na koa hiantso ny

๐Ÿ“ฑ: 034.14.005.39

Loharano: CIRGN

19/03/2026

Sร‰Nร‰GAL ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ณ VS MAROC ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฆ
๐™‰๐™ž๐™ซ๐™–๐™™๐™ž๐™ ๐™– ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ง๐™–
Ahoana ny hevitrao ?

๐Ÿ”ด Aza adino ny mizara ๐Ÿ”ด

๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ

08/03/2026

๐Ÿ”ด๐™‹๐˜ผ๐™„๐™†๐˜ผ๐˜ฟ๐™” ๐™๐™Ž๐™Š๐™๐™๐˜ผ ๐™‰๐™€๐™๐˜ผ ๐™๐™€๐™‰๐˜ผ ๐™‰๐˜ผ๐™ƒ๐™Š๐™ˆ๐˜ฝ๐™” ๐™‰๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™Š๐™‰'๐™„ ๐™„๐™๐˜ผ๐™‰ ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท ๐™๐™„๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™ƒ๐˜ผ-๐™ˆ๐™„๐˜ผ๐™Ž๐˜ผ ๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐™‰'๐™‰๐™” ๐™Ž๐™„๐™‰๐™Š๐˜ผ ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ณ

Ny Iranianina dia nampiditra sy nanafatra maherin'ny 900.000 haingon-trano kisarisary azo abontsina ( gonflable) vita any Chine :

- Faux tanks (tanky sandoka)
- Faux lanceurs de missiles (mpandefa balafomanga sandoka)
- Faux missiles balistiques avec plateformes (balafomanga balistika sandoka misy sehatra)
- Faux radars (radara sandoka)
- Faux pads de tir (toerana fitifirana sandoka)
- Fausses bases militaires ( toby miaramila sandoka manontolo mihitsy)

Paikady mazava : hanery ny Etazonia ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ sy Israรซl ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ hampiasa dolara an-tapitrisa maro amin'ny fandaniana amin'ny baomba vita hidaroka ireo balaonina sy sary 2D/3D amin'ny tany (toy ny F-14 fiaramanidina mpihaza sandoka apetraka amin'ny tany sy lร lana ary toeram-piadiana , efa voabontsika sy avela ho latsahan'ny ankilany baomba sy missile tena izy mihitsy mba handaniana ny baomban'ireo amerikana sy israรฉliana ary hita fa tena darohany zareo tokoa izy ireny ๐Ÿ˜

๐Ÿ”ด๐™ˆ๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ž๐™ง๐™š๐™ค ๐™ ๐™š๐™ก๐™ž๐™ข๐™–๐™จ๐™ค ๐™š ? ๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ณ

Alatsaho ao amin'ny commentaire ny hevitrao mahakasika izany

๐Ÿ”ตSAMIA MIZARA ๐Ÿ”ต

๐Ÿ‘‰ Aza adino ny mi abonnรฉ ny pejy ๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ ahafahanao manaraka ireo vaovao isan'andro isan'ora mandavataona manerantany ๐ŸŒŽ

๐Ÿ”ด ๐™๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™๐™ค ๐™›๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐Ÿ”ดโš’๏ธIreo asa voalohany nataon'ireo mpitarika malaza manerantany ๐ŸŒŽSAMIA MIZARA HIARAHA-MAHALALAโœ๏ธ๐€๐“๐€๐Ž๐•...
06/03/2026

๐Ÿ”ด ๐™๐™จ๐™–๐™ง๐™– ๐™๐™ค ๐™›๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐Ÿ”ด
โš’๏ธIreo asa voalohany nataon'ireo mpitarika malaza manerantany ๐ŸŒŽ

SAMIA MIZARA HIARAHA-MAHALALA

โœ๏ธ๐€๐“๐€๐Ž๐•๐˜ ๐€๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐‚๐Ž๐Œ๐Œ๐„๐๐“๐€๐ˆ๐‘๐„ ๐€๐Ž ๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐๐ˆ๐‘๐ˆ๐๐€๐Ž ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐ˆ๐™๐€๐Ž ๐Ÿ˜

Aza adino ny mi abonnรฉ ny pejy ๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ anarahanao ireo vaovao isan'andro isan'ora mandavataona manerantany...

๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท ADY AO ISRAร‹L SY IRAN ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ ( BAOLINA KITRA) Ity kintan'ny ekipa nasionaly iraniana ity โšฝ, Mehdi Taremi, mpanafika ao am...
03/03/2026

๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท ADY AO ISRAร‹L SY IRAN ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ฑ ( BAOLINA KITRA)

Ity kintan'ny ekipa nasionaly iraniana ity โšฝ, Mehdi Taremi, mpanafika ao amin'ny Olympiacos any Grรจce sy tao amin'ny FC Porto sy ny INTER de Milan, dia nampahafantatra ny tompon'andraikitry ny kliobany ny faniriany mba hiverina any amin'ny taniny mba hanampy ireo miaramila sy ny tafika mba haka sy ampiasa ny fitaovam-piadiana sy hiaro ny Repoblika Islamikan'i Iran.

Ny tompon'andraikitry ny Federasiona iraniana ny baolina kitra dia miezaka mandresy lahatra azy mba hijanona any Gresy, tsy nanaiky moa ralehilahy fa ny valintenin'ity iraniana dia nanamafy sy manapa-kevitra hoe: ยซ Izao no fotoana ilan'ny taniko ahy. ยป

๐Ÿ”ดIzany ka tena fitiavan-tanidrazana marina ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ”ต Zarao HIARAHA-MAHITA ARY ALATSAHO AO AMIN'NY COMMENTAIRE NY HEVITRAO ๐Ÿค

Aza adino ny mi abonnรฉ ny pejy ๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ ahafahanao manaraka ireo vaovao isan'andro isan'ora mandavataona manerantany

๐Ÿ”ด Filazana manokana momba ny rivodoza FYTIA ๐Ÿ”ฅ31 janoary 2026 โ€“ taminโ€™ny 04 ora harivaAraka ny vaovao avy aminโ€™ny Mรฉtรฉo M...
31/01/2026

๐Ÿ”ด Filazana manokana momba ny rivodoza FYTIA ๐Ÿ”ฅ
31 janoary 2026 โ€“ taminโ€™ny 04 ora hariva

Araka ny vaovao avy aminโ€™ny Mรฉtรฉo Madagascar, taminโ€™ny 03 ora tolakandro dia tao aminโ€™ny Kaominina Mahazoma, Distrikanโ€™i Maevatanana no nisy ny foibenโ€™ny rivodoza FYTIA ๐ŸŒ€.

๐Ÿ“Œ Mihena hatrany ny heriny :

โ€“ Rivotra manodidina ny 75 km/ora, miaraka aminโ€™ny tafiotra mahatratra 105 km/ora manakaiky ny foibeny ;
โ€“ Nikisaka nianatsimo atsinanana izy, taminโ€™ny hafainganam-pandeha 22 km/ora.
โ˜” Mandrakotra ny faritra avaratra, afovoan-tany ary atsinananโ€™ny Nosy ny rahona entinโ€™ny rivodoza, ka hitondra rotsakorana betsaka (50 hatraminโ€™ny 150 mm/24 ora) aminโ€™ny faritra maro.

๐Ÿ”” Fizarร nโ€™ny filazana loza :
๐Ÿ“• Loza mitatao (mena) : Betsiboka sy ny Distrikanโ€™i Ambato-Boeni
๐Ÿ“’ Loza manambana (mavo) : Bongolava sy Analamanga
๐Ÿ“— Fanairana (maintso) : Itasy, Alaotra Mangoro ary ny Distrikanโ€™Ambatolampy
๐Ÿ“˜ Fahamailoana (manga) : Melaky, Distrikanโ€™i Mitsinjo, Soalala, Marovoay ary Mahajanga Iโ€“II

โš ๏ธ Ahiana mafy ny tondra-drano, ny fiakaranโ€™ny renirano, ny fihotsahanโ€™ny tany sy ny lalana, ka misy ny fampitandremana manokana momba izany.

๐Ÿ“Œ Tombanana fa hamakivaky ny faritry ny afovoan-tany anio alina i FYTIA ary hivoaka any an-dranomasina rahampitso maraina any aminโ€™ny faritra Atsinanana.

โ›” Entanina ny mpampiasa ranomasina eo anelanelanโ€™i Analalava sy Maintirano, ary eo anelanelanโ€™i Fenoarivo Atsinanana sy Mananjary, mba tsy hiandriaka mandrapahalasa tanteraka ny loza.

๐Ÿ‘‰ Araho mandrakariva ny toro-marika omenโ€™ny manam-pahefana.
๐Ÿ”‘ Mรฉtรฉo Madagascar

๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌSAMIA MIZARA ๐Ÿ™

๐Ÿ”ดVidin'ny solika manomboka anio 05 Janoary 2026 araka ny OMH๐Ÿ”ด๐Ÿ‘‰ Nahitana fidinana 200ar ny lasantsy๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‘‰ Nisy fiakarana 30ar...
05/01/2026

๐Ÿ”ดVidin'ny solika manomboka anio 05 Janoary 2026 araka ny OMH๐Ÿ”ด
๐Ÿ‘‰ Nahitana fidinana 200ar ny lasantsy๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ‘‰ Nisy fiakarana 30ar ny pรฉtrole ary 10ar ny Gazoala ๐Ÿ”ฅ

Samia mizara

๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ

๐Ÿ’ฅ TSARA FIANTOMBOKA NY TAONA hoy Elia Rabevahiny, conseiller technique eo anivonโ€™ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repobli...
03/01/2026

๐Ÿ’ฅ TSARA FIANTOMBOKA NY TAONA hoy Elia Rabevahiny, conseiller technique eo anivonโ€™ny Fiadidiana ny Fanavaozana ny Repoblikanโ€™i Madagasikara ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ”ดSamia mizara ๐Ÿ”ด

๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ

๐Ÿ‘‰ Aza adino ny mi abonnรฉ ny pejy ahafahanao manaraka ireo vaovao isan'andro isan'ora mandavataona ๐ŸŽ€

๐Ÿ”ด ๐—จ๐—ฅ๐—š๐—˜๐—ก๐—ง ๐Ÿ”ด๐™๐˜ผ๐™๐™„๐™๐™๐˜ผ ๐˜ผ๐™‘๐™Š ๐™€๐™๐™Š ๐˜ผ๐™‰๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™๐™„๐™‘๐™Š | ๐™๐™๐˜ผ๐™‰๐™Š 1490 ๐™๐˜ผ๐™๐™Š ๐™‰๐™Š ๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™„๐™‰๐˜ฟ๐™Š๐™ˆ๐™„๐™‰-๐˜ฟ๐™Š๐™•๐˜ผ๐Ÿชจ Vato be milanja amantaonina maromaro hatra...
26/12/2025

๐Ÿ”ด ๐—จ๐—ฅ๐—š๐—˜๐—ก๐—ง ๐Ÿ”ด

๐™๐˜ผ๐™๐™„๐™๐™๐˜ผ ๐˜ผ๐™‘๐™Š ๐™€๐™๐™Š ๐˜ผ๐™‰๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™๐™„๐™‘๐™Š | ๐™๐™๐˜ผ๐™‰๐™Š 1490 ๐™๐˜ผ๐™๐™Š ๐™‰๐™Š ๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™„๐™‰๐˜ฟ๐™Š๐™ˆ๐™„๐™‰-๐˜ฟ๐™Š๐™•๐˜ผ

๐Ÿชจ Vato be milanja amantaonina maromaro hatrany amin'ny 20 isa no hita fa mitriatra eny amin'ny faritra avo. Efa mampitahotra izy ireo ary atahorana ny hampihotsaka azy ao anatin'izao orambe mitohy eto Antananarivo izao.

โšก๏ธAraky ny fanazavan'ny teknisiana anโ€™ny BNGRC dia na fipoahan'ny varatra fotsiny aza dia mety hampienjera ireo Vato ireo.

โ›ฐ๏ธ Ny faritra Avo sy ny manodidina mihitsy no tandindomin-doza arak'ireto faritra voalaza ireto:

-Ankadilalana 130 tafo fortement explosรฉs
-Ambohipotsy 170 tafo
-Faliarivo Ambanidia 110 tafo
-Ankazotokana Ambony, Andafiavaratra sy Ambohitsiroavana 320 TAFO ankoatran'ireo hafa rfa manambana.
Raha atotaly dia trano 1490 no mampatahotra.

โœ…๏ธ Nisy ny fivoriana maika notarihinโ€™ny Prรฉfet de Policenโ€™ Antananarivo nandinihana ny fandraisana fanampahan-kevitra haingana. Fantatra fa handray ny andraikiny ny eo anivonโ€™ny Prefektiora, ny BNGRC, ary ny CUA.

Tv plus

๐Ÿ”ดSamia mizara ๐Ÿ”ด

๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ

๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ถ๐—ฑ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ..โœ…Lozam-pifamoivozana eto atsimon' Ambohidratrimo fiara mpitatitra avy amin'ny  trans Besady...
24/12/2025

๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ถ๐—ฑ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ..

โœ…Lozam-pifamoivozana eto atsimon' Ambohidratrimo fiara mpitatitra avy amin'ny trans Besady avy any Majunga .

Eto Dia hiangaviana ireo fianakavian'ireo maratra MBA hamonjy any amin'ny hopitaly manarapenitra andohotapenaka fa aty no hitondrana ireo naratra.

๐Ÿ‘‰Maro ireo naratra noetina any amin'ny hopitaly , tsy fantatra Raha Nisy ny namoy ny ainy.

โฉ Raha ny Vaovao azonay Dia voalaza fa pneu no vaky ka Izao nitarika n'y loza Izao

๐Ÿ”ดMba zarazarao fa maika be azafady ๐Ÿ”ด

๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ

(ยฉ๏ธ Heritiana)

Address

CO. TIPPERARY Y A65 TF12 IRELAND
Craigavon

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐“œ๐“ช๐“ต๐“ช๐“ฐ๐“ช๐“ผ๐”‚ ๐“ฃ๐“ธ๐“ช ๐“๐“ท๐“ช๐“ธ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share