05/09/2026
Asa sy ezaka !
Za mbola mpianatra teny Ankatso tena nampiasaiko daholo izay fitaovana nahafahako nahay izay zavatra nianarako teny ! Misy prof ary tena nanenina mihintsy nanome ny email-ny ana satria tena tsy hamelako mihintsy fa rehefa sanatria mi rater cours dia traiter ko ilay exercice dia alefako email aminy! Nisy fotoana nisy mpampianatra niteny hoe raha te hahafehy teny frantsay dia mila mandika amin'ny cahier 200 pages boky frantsay dia nataoko tokoa en 3 mois! Na amin'izao ary rehefa misy zavatra hitako mety hahasoa ana dia tena tsy hamelako foana! Efa in-20 zao tamin'ny volana lasa iny nanao contribution tamin'ny repo public (code informatique) nolaviny zareo foana fa mbola tsy nilavy lefina ihany! Raha te hivoatra zany dia mila manao ezaka tsy mitsoaka kihana sy evaluation ary tena tsy mi abandonne mihintsy