17/02/2026
💼 Te hanana compte bancaire US nefa mipetraka any Madagascar?
Ireto 3 safidy malaza ho an'ny mpandraharaha iraisam-pirenena 👇
1️⃣ Zenus Bank
🌎 Banque US afaka sokafana 100% en ligne
✅ Mahazo compte business US
💳 Mahazo carte Visa
📲 App mobile & fandoavana iraisam-pirenena
💵 Mety tsara ho an'ny startup sy e-commerce
2️⃣ Wise Business
🌐 Compte international mora & mahomby
✅ IBAN Euro + Routing number US
💸 Mora mandefa sy mandray vola maneran-tany
🎯 Tena mety ho an’ny import/export sy freelancer
3️⃣ Mercury Bank
🇺🇸 Banque US natao ho an'ny startup
🔑 Mila LLC na C-Corp any Etazonia
💻 Mora ampiasaina, interface madio
🚀 Tena mety raha manangana startup tech any US
📌 Raha manana LLC US ianao, dia afaka misafidy amin’ireto arakaraka ny