T-MAT Maximus

T-MAT Maximus Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from T-MAT Maximus, Graphic designer, Alakamisy/Anosiala, Ambohidratrimo.

Marina izany. Ianao no andrasana, atomboy dien'izao.
26/09/2024

Marina izany. Ianao no andrasana, atomboy dien'izao.

đŸ€ŻFa maninona ianao no tsy mety mahavita zavatra mihitsy ?
😹Fa maninona no tsy mety mahazo izay zavatra mba irianao mihitsy ianao ?
❌Satria ianao tsy manana discipline .
😕Ianao miandry ho motivĂ© vao manao zavatra
😳Ianao miandry Mazoto vao manao zavatra .

đŸ€«Tantaraiko secret ako Nareo đŸ€«đŸ€«

Za Tena olona kamo 😂

Fa kosa tena olona DISCIPLINÉE be.

đŸ„°Ity zavatra nampianarin’ny dadako ahy vao Mbola kely , tany Amin’ ny sport hatrany amin’ Ny fianarana ary ny asa rehetra natao.

😂Tena vitany lavage de cerveau momba an’ ity mihintsy 😂 satria depuis le collùge dia izany foana no enoko .

Autodiscipline waaaaa 😂Mila manana autodiscipline waaaa😅

😅Mbola miraikitra foana ato an-tsaiko ilay sermone be taloha hoe : mahaiza ianao auto-disciplinĂ©e ( izay foana ny azy 😂) ,

Rehefa Mila mifoha Amin’ ny 3 maraina dia mifohaza fa tsy miandry olona hibaiko anao .

Dia tena nifoha tamin’ny 3 maraina tokoa anie ny tovovavy tamin’izany mikotrana KATA ( tamin’ny za nanao art martial ) ny olona mbola matory 😂

Kivy ihany angamba ny voisin tamin'izany 😅😅

Tamin'ny Mbola kely sy adolescente Dia ohatran'ny tsy nieritreritra hoe secret ana rĂ©ussite anie Ilay discipline fa noraisiko hoe sermone mankaleo be fotsiny 😅

Ny mentor ako voalohany koa dia Tonga dia io no nampianariny ahy voalohany hoe Mila manana autodiscipline raha te hanana résultats Ambony be

Dia hoy ny tenako tamin'izany hoe tany an-tsaiko hoe tsy izay ve ilay sermone be tao an-trano hatrizay hatrizay đŸ€ŁđŸ€Ł

Ny tena marina , Za tsy motivĂ© isan’andro izany
Mba tsy ilazàko hoe rare izany fotoana maha motivée ana izany .

Fa tena nentiko audio discipline teny foana .

Io no mandresy ny hakamoana sy ny fahalemena rehetra.

Indraindray za na ny ivoaka eo Amin’io fandrianako confortable be io aza tsy vitako . 😂

Dia ahoana anefa no ataoko ahafahako manatratra tanjona ?
Ahoana ny ahazahoako an’izay tediaviko ?
Ahoana no mahatonga ny résultats ako miakatra foana ?
Ahoana ny ataoko hi-maitriser-ko ny zavatra ianarako ?

⭕Dia tsy inona fa ny discipline .
⭕Plus prĂ©cisĂ©ment : L’auto discipline

Ny auto discipline dia ny fahaizanao mibaiko ny tenanao hanao zavatra iray , Amin’ ny fotoana tokony anaovanao azy , na Tianao atao na tsia .

✅Izany hoe na tsy te hanao zavatra iray ary ianao ( mety hoe kamo na tsy motivĂ© ) dia ataonao ihany ilay izy satria Mila atao .

Za zao raha te hatory be Amin’ny maraina , maneno ny rĂ©veil tsy motivĂ©e, mety mbola Vizaka , mety mba te hanao grace matinĂ©e be , fa zao, mitsangana ihany anefa satria izay ilay disciplinĂ©e, tsy izay tiako no ataoko fa izay tokony ataoko .

😕Misy fotoana tsy te hanao an’ ireny affirmation positive ireny akory fa lasa foana anefa eeee : discipline dia lasa , atao ny affirmation satria haiko ny rĂ©sultat entiny

Kamo hanao an ilay formation, kamo hianatra an’ ilay document be dia be ao , fa raikitra foana e : discipline dia lasa izao

Lera tokony hanaovana entraĂźnement mental , mĂ©ditation sns,
.. kamo , satria Efa Alina ny andro , reraka , ny fandriana miandry 
.fa raikitra foana ihany , entina Amin’ ny discipline dia go 
..

â˜șTadidio fa Ianao mety ho kamo , mety tsy ho motivĂ© foana izany ; fa ny fanananao discipline , auto-discipline no ahatonga anao ho lasa lavitra , no ahafahanao mahazo ilay zavatra tediavinao sy mampiakatra foana ny rĂ©sultats anao .

😃Rehefa hoe 21jours ilay affirmations no atao dia tsy hoe leo be ianao au bout de 3 jours de ajanona fa Mila manana discipline ianao : rehefa hoe 21 jours dia tohizo foana na kamo ary fa izay no ahazoanao rĂ©sultats

Manomboka izao : Fehezo ny tenanao , baikoy ny tenanao , folao ny tenanao .

MianĂ ra ho auto-disciplinĂ© Amin’ny zavatra rehetra .

Tsy Mora fa haiko hoe vitanao .

Ahoana, raikitra sa tsy raikitra ?

Zarao fa mety hahasoa ny hafa

MAMIRATRA IANAO ANDROANY

A votre service.Tel : 034 25 186 17 / 034 01 031 43
14/12/2022

A votre service.
Tel : 034 25 186 17 / 034 01 031 43

Address

Alakamisy/Anosiala
Ambohidratrimo

Opening Hours

Monday 07:45 - 18:30
Tuesday 07:45 - 18:30
Wednesday 07:45 - 18:30
Thursday 07:45 - 18:30
Friday 07:45 - 18:30
Saturday 07:30 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T-MAT Maximus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share