Agence Safidiko Fianarantsoa

Agence Safidiko Fianarantsoa Agence de Communication/Multimédia/Publicité/Marketing Digital/Location

31/01/2025
14/11/2024

CINEMA GOAVANA AMBATOMENA EGNY
23-24NOV hoavy izao.
Vidim-pidirana 5.000Ar

Ny Production Safidiko Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina Madagascar Hôtel Ambalapaiso Fianarantsoa Velonoro Beva...
27/10/2024

Ny Production Safidiko
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
Madagascar Hôtel Ambalapaiso Fianarantsoa
Velonoro Bevanitika Ofisialy
ISAORANA BE DIA BE ABY TOMPOKO......

20/10/2024
Agence Safidiko FianarantsoaAndrYmageMadagascar Hôtel Ambalapaiso Fianarantsoa
20/10/2024

Agence Safidiko Fianarantsoa
AndrYmage
Madagascar Hôtel Ambalapaiso Fianarantsoa

AndrYmage
13/10/2024

AndrYmage

Jereo hatramin'ny Farany ary . ..     Velonoro Bevanitika Ofisialy
18/09/2024

Jereo hatramin'ny Farany ary . ..






Velonoro Bevanitika Ofisialy

🎬Film MalagasyVokatra avy eto Fianarantsoa(tsy mora manao raha ary Zagnahary tsy mitahy mandry/TAHIO ARY NETEGNA)Efa ama...
06/09/2024

🎬Film Malagasy
Vokatra avy eto Fianarantsoa
(tsy mora manao raha ary Zagnahary tsy mitahy mandry/TAHIO ARY NETEGNA)

Efa aman-taogna maro izay no tsy mba heno koa Fianarantsoa teo amin'ny sehatra filalaovana sy famokarana sarimihetsika,..mety nisy ihany fa niserana...
Fa amin'ny anio ity no anambaranay ato amin'ny Production Safidiko izay mitsanagana eto Fianarantsoa renivohitra fa hivoaka ny 27 Octobre 2024 ny voalohany fanombohana ny famokarana FILM Malagasy miainga avy eto amin'ny faritry ny Fianarantsoa.

✊❤ Nisy ny fiezahana teo amin'ny lafiny maro mba hampiakatra avo lenta ny vokatra sarimihetsika Malagasy, na teo amin'ny mpilalao,Kalitao,sns...
🙏 Mbola maro anefa ny zavatra mila anaovanay antso avo amin'ny

🎬Io art aloha ny fanokafana anazy dia manantena ny fanohanana avy amintsika rehetra na eto an-toerana na any amin'ny faritra rehetra.
⌚ manomboka ny 27octobre 2024 ny FILM VINANTO LAHY MIKETRIKA
Afaka miara miasa amin'ny SEKOLY,FIKAMBANANA,OLO-TSOTRA,FIANGONANA SNS....

TEL: 0346588930-0344162091

05/09/2024

Araraoty ary fa sô ianao tara fa ny groupe Velonoro efa manohana 😉👍

  305Manasa anao hi-j'aime ny page Agence Safidiko Fianarantsoa 😇👍😘
03/09/2024

305
Manasa anao hi-j'aime ny page Agence Safidiko Fianarantsoa 😇👍😘

Cou cou daholo ô....😄😄Manasa antsika hi-abonnée ny page AgAgence Safidiko FianarantsoaFa hanome service,produit,sns hana...
23/08/2024

Cou cou daholo ô....😄😄
Manasa antsika hi-abonnée ny page AgAgence Safidiko FianarantsoaFa hanome service,produit,sns hanampy anao fiainana andavan'andro izahay.😘

Address

Ambohimahasoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agence Safidiko Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share