Papa Tena Mifanampy

Papa Tena Mifanampy Partage des actualités bien frais à Madagascar

🔴MARC RAVALOMANANA : NY TSY FISIAN'NY "STABILITÉ POLITIQUE"NO ANISANY MAMPAHANTRA NY VAHOAKA MALAGASY ✅Tsy nitsitsy fite...
09/05/2022

🔴MARC RAVALOMANANA : NY TSY FISIAN'NY "STABILITÉ POLITIQUE"NO ANISANY MAMPAHANTRA NY VAHOAKA MALAGASY
✅Tsy nitsitsy fitenana nanoloana ireo mpikamban'ny HCC vaovao ny filoha Marc Ravalomanana

✅Nilaza izy fa ny HCC dia andrim-panjakana iray miantoka ny "stabilité politique",ny fampandrosoana ny firenena ary ny filaminan'ny tany sy ny fanjakana.

✅Raha ny zava-niseho ny taona 2018 anefa no jerena dia mampametram-panontaniana hoe " mbola azo antenaina ve❓❓❓

✅Ny teo aloha mantsy sahy nanambara fa nandray ireny fanapahan-kevitra tamin'ny fifidianana ireny mba tsy hisian'ny korontana na dia efa marina izao aza ny porofo amin'ny fisian'ny"doublon "

✅Voalazan'ny "constitution "fa ny fanavaozana ny lisim-pifidianana dia tokony ho atao isaky ny 10 taona ka hianareo HCC dia afaka manamafy izany.

✅Tadidio fa ny fanapahan-kevitra raisinareo dia miantokan'ny ho avin'ny firenena iray manontolo.

🔺Alyraza DINMAMODE: 🔺🔺VOLAMENA / Tany🔴Mamaritra tanin'olona eo SOAVINA - IVANDRY -AMBODIHADY - ANALAMAHITSY - 🚫TANY 101 ...
09/05/2022

🔺Alyraza DINMAMODE: 🔺🔺VOLAMENA / Tany

🔴Mamaritra tanin'olona eo SOAVINA - IVANDRY -AMBODIHADY - ANALAMAHITSY -

🚫TANY 101 HA eo Soavina no lasany amzao

🚫Fanta-daza tam raharaha fanondranana volamena an-tsokosoko tany COMORES - AFRIQUE DU SUD - SEYCHELLES - DUBAI

🚫Malaza mpanindry Mpitsara ao am PAC

🚫Nampitsoaka an'i JAMAL Naide ( Mpanondrana volamena) ( Frappé d' IST pour contrôle judiciaire ) any La Réunion

Famotsiam-bola amin'ny IMMOBILIER

Vola avy amin'ny Trafic d'or - Entina hanaovana Kolikoly etsy sy Eroa

🚫Tsy mitsahatra manao intervention mamoaka an'ireo Trafiquant d'or efa midoboka am-ponja ( Antanimora - Tsiafahy )

🚫Mirehareha fa arovana Olona ambony (Haute personnalité et Haut Responsable )

Tovovavy 17 taona, bevohoka 5 volana no maty notifirin'ny Miaramila Kaporaly iray miasa ao amin'ny 510eme Belo Tsiribihi...
28/04/2022

Tovovavy 17 taona, bevohoka 5 volana no maty notifirin'ny Miaramila Kaporaly iray miasa ao amin'ny 510eme Belo Tsiribihina tamin'ny alatsinainy teo...

👉Mamo ilay Kaporaly tamin'io ary efa nanapoapoaka basy nialohan'ny nisintonany an'io vehivavy io tamin'ny volony, nentiny nankany amin'ny dortoir-ny dia nasainy nandohalika dia notifiriny avy eo amin'ny sorony havanana dia io nivoaka tamin'ny tratrany havia io ny bala... Maty ilay tovovavy e!!!

👉Tsy vitan'izay fa mbola nandainga tamin'ny Adjudant lehibeny indray ingahy Kaporaly fa nahafaty lehilahy dahalo, dia nisekoseko nivazavaza ny pdt fokontany koa ingahy Adjudant kanefa rehefa nojerena dia hay vehivavy bevohoka lay maty notifirin'ilay Miaramila mamo...

👉Tao Bemangily 1, Commune Ankalalobe, Districr Belo Tsiribihina io...

👉Dia mbola hajanona amin'ny Mesure Disciplinaire fotsiny ve izao kanefa tena efa infraction pénale mihitsy???

🔺Alyraza DINMAMODE: 🔴Mamaritra tanin'olona eo SOAVINA - IVANDRY -AMBODIHADY - ANALAMAHITSY - 🚫TANY 101 HA eo Soavina no ...
28/04/2022

🔺Alyraza DINMAMODE:

🔴Mamaritra tanin'olona eo SOAVINA - IVANDRY -AMBODIHADY - ANALAMAHITSY -

🚫TANY 101 HA eo Soavina no lasany amzao

🚫Afaka Manondrana volamena an-tsokosoko any COMORES - AFRIQUE DU SUD - SEYCHELLES - DUBAI

🚫Manindry Mpitsara ao am PAC

🚫Nampitsoaka an'i JAMAL Naide ( Frappé d' IST pour contrôle judiciaire ) any La Réunion

🚫Manao intervention mamoaka an'ireo Trafiquant d'or efa midoboka am-ponja ( Antanimora - Tsiafahy )

🚫Mirehareha fa arovana Olona ambony (Haute personnalité et Haut Responsable )

Mafia Bien Protégé Iza marina MOA NO MPIARO AN'ITY Alyraza -  DINMAMODE ity e?,?BETSAKA IZAY TANIN'OLONA LASANY IZAY.......
27/04/2022

Mafia Bien Protégé

Iza marina MOA NO MPIARO AN'ITY Alyraza - DINMAMODE ity e?,?

BETSAKA IZAY TANIN'OLONA LASANY IZAY..............................

SOAVINA : UN TERRAIN DE 101 Ha ACCAPARE ILLICITEMENT PAR « Alyraza Dinmamode »

Des propriétaires de terrain à Soavina se plaignent en ce moment qu’un ressortissant indo-pakistanais Alyraza Dinmamode s'est emparé illicitement des rizières et des terres de 101 Hectare à Soavina Atsimondrano. Il a réussi à prescrire frauduleusement ce terrain.
Alyraza Dinmamode dispose une agence immobilière qui facilite les choses.
Pire, Alyraza Dinmamode est très fière et clame haut et fort qu’il n’a pas peur des agents de la service foncière à Madagascar et même la juridiction malgache. Toute choses est réglée par l’argent, selon ses dires.
Il est à noter qu'Alyraza Dinmamode est un trafiquant d'or, est déjà impliquée dans plusieurs dossier de trafic d’or dans nos pays. Il veut blanchir cet argent venant du trafic d’or via l’immobilier. Ceci explique cela.

………………………………….

SOAVINA : TANY 101 Ha LASAN’ilay Karàna “ Alyraza Dinmamode” AN-TSOKOSOKO

Mitaraina ireo tompon-tany eo Soavina fa lasan’I Alyraza Dinmamode ( teratany Karàna ) ny tanimbary sy ny tany amina hektara (101 ha). Vitany ny nanoratra an’ilay tany an-tsokosoko. Tompon’andraikitra maro no miray tsikombakomba aminy amin’izany.
Manana Agence immobilier izy ka iny no manao ny fanelanelanana rehetra.
Mirehareha mihitsy Alyraza Dinmamode fa tsy matahotra Fitsarana sy ny Mpiasan’ny Domaine hono izy satria manambola.
Marihana moa fa mpanao aferana volamena I Alyraza Dinmamode , ary efa voasaringotra anaty traffic maromaro izy, ka ny vola maloto avy amin’izany io hakany ny tanin’ny Malagasy io. Tena latsa-dranomaso ireo Malagasy victim amin’ity raharaha ity, niresaka taminay .

27/04/2022
Tena doux hono le mpanao pirate de caraïbes ity
25/04/2022

Tena doux hono le mpanao pirate de caraïbes ity

Vanessa Paradis à propos de Johnny Depp:

« Je l’ai côtoyé pendant 25 ans, nous avons vécu 14 ans en couple et nous avons élevé nos 2 enfants ensemble. Pendant ces années, je n'ai connu qu'un Johnny doux, attentionné, généreux et non-violent. Il n'a jamais été violent ou abusif avec moi »

-Lucas

👉VAKIO ANE ITY E🍀HOANAO IZAY MANIRY HAHAZO FAFINARETANA KOKOA AMINY FANAOVANA FIRAISANA(RAPORT SEXUEL)..KANEFA MANANA AN...
25/04/2022

👉VAKIO ANE ITY E
🍀HOANAO IZAY MANIRY HAHAZO FAFINARETANA KOKOA AMINY FANAOVANA FIRAISANA(RAPORT SEXUEL)..KANEFA MANANA AN'IRETO OLANA IRETO:
🌷KELY FILAHINA SADY FOHY
🌷SPERME VETIKA KELY DE MILATSAKA

🌱METY HATONGA FISARAHANA MIHINTSY AZA IZANY
🌼MISY SOLUTION ATY
💮METHODE IRAY IZAY HOENTINA AMPIASANA AKORA AMPIASAINA HO VAHAOLANA..AKORA NATORALY
💮TSY MILA APPLICATION PDF FA TONGA DE MISEO HO SARY
💮MISY SARANY MIRARY
🍀RAHA MAHALIANA ANAO ARY DE AJOUTEO ZAH DE ANDEFASO MESSAGE HOE:
MILA METHODE...

Address

Lot IVH 305 Ambohimanarina
Ambohimanarina
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Papa Tena Mifanampy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Papa Tena Mifanampy:

Share