SCIA Mitsinjo

SCIA Mitsinjo Ny S.C.I.A dia toeram-pampianarana manara-penitra sy manaraka ny toetr'andro. 98% Pratique ny fampianarana. Mpampianatra voafantina sy efa ampy traik'efa.

18/07/2018

Ho avy tsy hoela ny cours de vacance! azo atao ny mamandrika dieny izao ny toerana hianaranao ato @ S.C.I.A (Super Cours d'Informatique Ambositra). Maro ireo sampam-piofanana misy ato, toy ny Informatique complet: na ho an'ny ankizy na ho an'ny lehibe!eo iany koa ny Coupe et Haute Couture, ny Broderie na fianarana manao petakofehy, ny Langue Française, Anglaise ary ny Allemand, ny éléctronique, ny Musique: Guitare, Valiha ary Clavier. Ny Marketing sy ny Comptabilité Générale sns... Aza hadino fa mitohy hatrany ny INFO KIDS natokana ho an'ny Ankizy classe de 10ème - classe de 5ème. Ary ity no tena zavatra: CYBER MITSINJO, tolotra vaovao ho an'Ambositra sy ny mpianatra rehetra mianatra sy hianatra ato amin'ny S.C.I.A amin'ny sarany mirary; ary ireo mpianatra rehetra mianatra Informatique ato dia mahazo connexion internet gratuit rehefa mianatra Informatique, ary ireo rehetra efa nahavita fianarana tato ihany koa tsy latsa-danja amin'izany fa mahazo connexion gratuit ihany koa isaky ny Alahady tolakandro!TONGAVA MARO FA TSY HANDISO FANANTENANA ANAO NY S.C.I.A

05/07/2018

Mitohy hatrany ny fandraisana Mpianatra sy mpanao connexion ato @ S.C.I.A. TONGAVA MARO!Ary aza hadino fa mahazo connexion gratuit daholo izay mianatra info aty!

Multi-Formations
05/07/2018

Multi-Formations

Address

à La Face Du CEG Ambohimiadana
Ambositra
306

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SCIA Mitsinjo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share