12/09/2026
Adihevitra be amin’izao ny hoe : hijanona A, C, D sa hivadika L, S, OSE ?
Ahoana ny hevitrao?
Raha ny hevitray dia mety kokoa ny L, S, OSE satria ahafahana manome orientation mazava kokoa ho an’ny mpianatra noho ny A, C, D taloha
Rehefa Série S ianao dia mila mahafehy ny sciences fondamentales toy ny mathématiques, sciences physiques ary SVT. Manokatra lalana betsaka izany : ingénierie, médecine, polytechnique, recherche scienti.fique, sns. Izany hoe mifanaraka kokoa amin’ireo tanora mikasa handeha lavitra amin’ny fianarana siantifika sy teknika.
Ny Série L indray dia mety kokoa ho an’ireo manana sens de la communication, de l’art et de la créativité : communication, tourisme, hôtellerie, arts, langues, sns. Tsy voatery ho havanana amin’ny mathématiques daholo mantsy ny olona, ary samy manana ny talentany ny tsirairay.
Na izany aza, na littéraire aza ianao, rehefa tonga amin’ny mémoire sy recherche dia mbola ilaina foana ny statistiques sy ny traitement de données.
Eto amin’ny ESM-DM, ny Série L dia mety tsara indrindra amin’ireo maniry hanaraka :
– Marketing, Communication, Publicité et Cinéma
– Commerce International et Exportation
Fa raha resaka fampandrosoana firenena kosa, ny OSE – Sciences Économiques et Sociales – no tena mahaliana anay manokana.
Izy io no tena mifanaraka amin’ireo parcours :
– Management, Business et Entrepreneuriat
– Leadership, Gouvernance, Politique et Développement
Satria raha te hampandroso firenena isika dia mila tanora mahafehy ny économie, ny société, ny management, ny gouvernance ary ny mécanismes de développement.
Misokatra indray izao ny fisoratana anarana amin’ny concours d’entrée sy ny fangatahana bourse eto amin’ny ESM-DM.
Mpianatra manodidina ny 60 izao no efa nahavita ny fifaninana. Ary tena hita mihitsy amin’ireo épreuves natao ny capacité sy ny potentiel ananan’ny mpianatra tsirairay. Misongadina avy hatrany ireo manana fahalalana, logique, culture générale ary capacité de réflexion.
Ery amin’ny pejy ambony ery ny formulaire fisoratana anarana amin’ny concours. Fenoy izany dia hahazo mail sy antso avy aty aminay ianao, ary hahazo ny convocation hanaovana ny fifaninana.
Ny ESM-DM dia mikendry ny hanofana tanora afaka mivelatra amin’ny sehatra maro :
– Entrepreneuriat
– Business
– Politique de développement
– Commerce international
– Communication
– Cinéma
– 3D
– Multimédia
– Web et graphisme
Ary manome possibilité de bourse ihany koa izahay ho an’ireo mpianatra tena mendrika.
Soraty hoe « INFOS » en commentaire raha liana ianao.
05 OCTOBRE ny rentrée 2026-2027. Aza tara !