29/10/2023
Inty indray ary depart tsika manaraka ☺
Hoan'izay tsy afaka teo
🤗 3/11-4/11 depart eto tana 15h
18/11-19/11 depart eto tana 15h
1/12-2/12 depart eto tana 15h
50000mlls ar participation par personne
inclus: 🚌 frais aller-retour
sakafo🍚🍗:hariva,maraina,atoandro🍽
Trano ivantanana🏡
Toerana tsidihana
👉chute de Lily
👉geyseir
👉ilot de la vierge
🔥Misy afondasy ny hariva,misy kitonotono sy boisson🍻🍗 @ vidiny mirary
Aza misala☎0346800198 ou MP
Manantena ny fahatongavanareo😊