Agence Etoile Rouge

Agence Etoile Rouge Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Agence Etoile Rouge, Advertising/Marketing, analavory, Analavory.

Eoh ! Ho atsika ilay mila connexion fona nefa maromaro ao antrano indray ity🤗 Mbola misy ilay SMARTBOX Airtel 4G très ha...
20/03/2024

Eoh ! Ho atsika ilay mila connexion fona nefa maromaro ao antrano indray ity🤗

Mbola misy ilay SMARTBOX Airtel 4G très haut débit, tsy misy engagement fa mividy dia mampiasa avy hatrany
👉 Misy bonus data 10 GO be izao isambolana mandritry ny 3 volana izay ahafahanao tonga dia manao connexion.
👉 Mbola mahazo bonus doublé ihany koa rehefa mampiditra forfait
de connexion jusqu'Ă  150mbps
partage hatramin'ny olona 32 be izao
amin'ny appareil rehetre rehefa misy wifi ( PC, Tv smart, Décodeur ,sns...)
ilay izy ,izany oe raha sendra tapaka ny jiro de izy mandeha foana rehefa mbola misy charge ny batterieny
entré port RJ45 (04) ahafahanao mampiasa azy sur Pc bureau
Accessoires : chargeur, batterie, cable réseaux RJ45

Prix 150.000 ar
Raha mahaliana anao de aza misalasala mandefa mp na miantso avy hatrany

Contact :0333491212

Livraison gratuite ho an'izay rehetra amin'ny axe RN1

Tsenabe firaisankina 3 Analavory 19/06/18 Soloy 4G maimaimpoana ao @ Shop Airtel Analavory ny  SIM Airtel  3G anao ...  ...
19/06/2018

Tsenabe firaisankina 3 Analavory
19/06/18 Soloy 4G maimaimpoana ao @ Shop Airtel Analavory ny SIM Airtel 3G anao ...

Tolotra misy fepetra

01/09/2017

Ry mpanjifa hajaina, soraty amin'ny anaranao ny nomeraonao, manantona shop Airtel miaraka amin'ny dika mitovy amin'ny kara-panondro na alaivo ao amin'ny http://l.ctx.ly/r/18ew ny taratasy fisoratana anarana hisorohana ny fahatapahan'ny nomeraonao.

01/09/2017

Reçois des astuces pour réussir ta carrière professionnelle en envoyant PC au 282.

01/09/2017

. Araraoty dieny izao ny Ser@ hahazoanao miantso bĂ´jo ny laharana Airtel @ alina. Varoboba ihany koa ny SMS, ny internet ary ny antso mankany @ laharana rehetra mandritra ny tontolo andro.
1000 Ar monja dia efa afaka misera mandritra ny 1 andro. Tsindrio aingana ny *100*72 #
Fantaro ihany koa ireo Ser@ maro hafa atolotr’i Airtel ho anao, araho ito rohy ito : http://l.ctx.ly/r/19du4

Tsena be fanamby 2017 Ambalanirana   @
01/07/2017

Tsena be fanamby 2017 Ambalanirana
@

Promo pâques *100*71 #
15/04/2017

Promo pâques
*100*71 #

27/03/2017

---- RECRUTEMENT Itasy/Bongolava-------
URGENT CHERCHE :
Vendeurs/ Vendeuses FREELANCE pour produits AIRTEL
- plus de 18 ans avec une CIN
- Ayant un niveau BACC minimum avec des expériences dans le domaine professionnel "Animateur commerciale" ou "Vendeur / Vendeuses"
-PrĂŞt Ă  atteindre des objectifs de vente
-Avoir un téléphone Androïde 4.4 serait un atout
---- Un travail permanent durant cette année si les objectifs sont atteints
*Si intéressé(e)s prière d'envoyer : LM +CV+ photo+ Tél pour contact rapide à:
[email protected] ou sur MP

Address

Analavory
Analavory
101

Telephone

+261331730000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agence Etoile Rouge posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share