IMA - Izany no Malaza Antsimondrano

IMA - Izany no Malaza Antsimondrano Pejy ahitana ny malaza sy maresaka rehetra ety amn'ny faritra Atsimondrano Antananarivo Madagasikara

Ampitatafika andraoany . Atrany amin'ny fiampitana lakana
31/12/2025

Ampitatafika andraoany . Atrany amin'ny fiampitana lakana

Bus-n'Ankaraobato iray no nohaingoan'izy mirahalahy receveur sy chauffeur.Nahagaga ny sendra nahita, nefa dia fety ampan...
26/12/2025

Bus-n'Ankaraobato iray no nohaingoan'izy mirahalahy receveur sy chauffeur.
Nahagaga ny sendra nahita, nefa dia fety ampandehanana eh!

Bandin'Andoharanofotsy . Iaro Ramamonjisoa , Pilote Grand Tourismo 4 misolo tena an'i Madagasikara sy Afrika amin'ity ta...
23/12/2025

Bandin'Andoharanofotsy .

Iaro Ramamonjisoa , Pilote Grand Tourismo 4 misolo tena an'i Madagasikara sy Afrika amin'ity taranja ity .

04/12/2025
Nirodana tamin’ny rivotra be teo ny tafo tao amin'ny Jumbo Score Tanjombato.Misy fiara vitsy voatsindry fa tsy nisy nara...
04/12/2025

Nirodana tamin’ny rivotra be teo ny tafo tao amin'ny Jumbo Score Tanjombato.

Misy fiara vitsy voatsindry fa tsy nisy naratra..

( Indrana )

Marina ve hono fa ny lehilahy avy any  andoharanofotsy dia tena romantique ?
26/11/2025

Marina ve hono fa ny lehilahy avy any andoharanofotsy dia tena romantique ?

zava misy eo Andoharanofotsy eo amin'ny paositra amin'izao . Araho eto amin'ny pejy ⏭️ IMA - Izany no Malaza Antsimondra...
06/11/2025

zava misy eo Andoharanofotsy eo amin'ny paositra amin'izao .

Araho eto amin'ny pejy ⏭️ IMA - Izany no Malaza Antsimondrano ⏮️ ny vaovao misongadina eto Antsimondrano

Fimenomenomana ny an'ny mponina Itaosy izao maraina izao. Tena mitohana izay tsy izy ny fifamoivoizana. Efa ora 1 hoy iz...
05/11/2025

Fimenomenomana ny an'ny mponina Itaosy izao maraina izao. Tena mitohana izay tsy izy ny fifamoivoizana. Efa ora 1 hoy izy ireo no tsy mihetsika mihitsy ny avy aty Itaosy hiakatra ho any amin'ny Ville.

Sary Andry M.

Address

Andoharanofotsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IMA - Izany no Malaza Antsimondrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share