Voary market

Voary market Fitaovana elektronika tsara kalitao sy mora vidy indrindra ho anao

New arrivage 2026 🥰👇👇👇👇👇👇👇👇
10/09/2026

New arrivage 2026 🥰
👇👇👇👇👇👇👇👇

Sahirana mitady écouteurs mety aminao? Izao no fotoana! Manolotra modely roa samihafa izahay mba hifanaraka amin'ny fila...
06/09/2026

Sahirana mitady écouteurs mety aminao? Izao no fotoana! Manolotra modely roa samihafa izahay mba hifanaraka amin'ny filanao:

✅ Feo tsara sy mazava
✅ Afaka anaovana appel sy ihainona hira
✅ Miendrika tsara amin'ny sofina

📩 Aza misalasala mandefa mp na antsoy mivantana ny laharana 0384135716
Ao amin'ny sary tsorairay ambany ny détail
👇👇👇👇👇👇👇👇👇

24/08/2026

Ring LED Dual phone

23/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Clementino Silva Rakoto, Ri Kelly Nah, Wiz Boy Lion Saya, Lunek Arv, Do Lis, Liantsoa Harena, Voary Fitia

💥 OFFRE SPECIALE: POWERBANK UFEEL 20 000 mAh 💥Mitaraina lava ho lany batery ve? Ny fahaverezan'ny charge dia tsy olana i...
23/08/2026

💥 OFFRE SPECIALE: POWERBANK UFEEL 20 000 mAh 💥

Mitaraina lava ho lany batery ve?
Ny fahaverezan'ny charge dia tsy olana intsony amin'ity Powerbank UFEEL U200 ity!

Prix: 50 000 Ar (Tena mirary amin'ny kalitaony)

Charge rapide: 2.0A haingana sy azo antoka

Voyants LED: Hanaraha-maso ny fizotran'ny charge

📦 Livraison & Expédition:

Eto Antananarivo sy manerana ny Faritra!

📲 Mifandraisa aminay mivantana: 038 41 357 16
📩 Soraty amin'ny MP ny adiresinao sy ny laharanao fa haterainay ho anao!

🔴 DISPONIBLE: RING LIGHT DESKTOP DUAL PHONE 🔴Mendrika hahazo hazavana tsara sy sary mazava ny pejinao!Outil complet: Rin...
20/08/2026

🔴 DISPONIBLE: RING LIGHT DESKTOP DUAL PHONE 🔴

Mendrika hahazo hazavana tsara sy sary mazava ny pejinao!

Outil complet: Ring light + Support Téléphone x2 + Câble USB + Telecommande

Lumière: 3 couleurs (Blanc, Chaud, Naturel)

Usage: Live Facebook, TikTok, Vlogging, Photo produit

🏷 Vidiny: 23.000 Ar fotsiny!

Manao commande :
📲 Téléphone / MP: 038 41 357 16
Avelao ao amin'ny MP ny adiresinao sy ny laharanao handraisana azy.

🔥 NIVERINA INDRAY ARY NY ARRIVAGE VAOVAO ATO AMIN'NY VOARY MARKET! 🔥Mitady fitaovana maoderina, kanto, ary manamora ny f...
26/07/2026

🔥 NIVERINA INDRAY ARY NY ARRIVAGE VAOVAO ATO AMIN'NY VOARY MARKET! 🔥

Mitady fitaovana maoderina, kanto, ary manamora ny fiainanao amin'ny vidiny mirary indrindra ve ianao? Indro misy safidy tsara ho anao sy ny lakozianao na ny teknolojia ampiasainao isan'andro!

👇 Jereo ao amin'ny sary tsirairay ny antsipiriany sy ny vidiny:

✨ Ahoana no fomba fanaovana kaomandy?
📲 Miantsoa na mandefa SMS: 038 41 357 16

📩 Na alefaso avy hatrany amin'ny MP ny hafatra: Voary Market

🚚 Mandefa amin'ny toerana rehetra! Stock voafetra ka aza tara!

🎧 CASQUE BLUETOOTH P47 - 15.000 Ar FOTSINY! 🎧Mitady casque tsara feo, mafy bass, nefa tsy lafo? Tonga indray ny P47 Wire...
13/07/2026

🎧 CASQUE BLUETOOTH P47 - 15.000 Ar FOTSINY! 🎧

Mitady casque tsara feo, mafy bass, nefa tsy lafo? Tonga indray ny P47 Wireless!

✨ Feo madio sy Bass mahery tsara

✨ Afaka aforitra (mora entina)

✨ Misy Bluetooth, Micro SD, ary Radio FM

💰 Vidiny: 15.000 Ar ihany!

♦️Raha hanafatra Dia antsoy mivantana ny laharana :

📞038 41 357 16 (na MP avy hatrany)

🚀 Araraoty fa voafetra ny stock!


Le Combo Idéal est arrivé! 🎧+🔦Azonao ao anaty Pack iray:✅ OWS T2 OPEN-EAR (Mihainoa hira am-pilaminana)✅ MINI LED MULTIF...
12/07/2026

Le Combo Idéal est arrivé! 🎧+🔦

Azonao ao anaty Pack iray:
✅ OWS T2 OPEN-EAR (Mihainoa hira am-pilaminana)
✅ MINI LED MULTIFONCTION (Jiro kely nefa matanjaka)

🔥 Vidiny tsy mampino: 20,000 Ar fotsiny!

🚗 Livraison any centre ville manomboka amin'ny: 3,000 Ar!

📞 Miantsoa dieny izao amin'ny: 038 41 357 16
💬 Na mandefasa hafatra mivantana (MP)!

Offre limitée!


Oppo A9 2020 matanjaka tsara 💪Batterie mitana charge tsara 🔋📱Mémoire :128GB réel 📱Ram : 8GB🔋Batterie 5000mAh🔋Android ver...
07/06/2026

Oppo A9 2020 matanjaka tsara 💪

Batterie mitana charge tsara 🔋

📱Mémoire :128GB réel
📱Ram : 8GB
🔋Batterie 5000mAh
🔋Android version 11
📞Dual Sim
📸Mahazaka LMC sy G Cam
♦️ 2em Main

Accessoires : Housse, Cashe écran
Prix : 1.000.000Fmg na 200.000Ariary
Lieu : Andraisoro afaka manao livraison
Tél : 0384135716

Address

Andraisoro
Antananarivo
101

Telephone

+261384135716

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voary market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Voary market:

Shortcuts

Share