MaNeva

MaNeva Notre boutique en ligne vous offre des articles féminins de qualité supérieure, disponibles exclusivement à Madagascar.

N°1 📍 Ankadifotsy
Route vers Ambodivona, après Shell puis Lil’Optique
Au rez-de-chaussée du grand bâtiment couleur rouille “MD Hotel”

N°2 📍 Andravoahangy Ambony
3ᵉ maison après Piment d’Or, en face de la boulangerie

🕗 07h00–17h00 (❌ Non-stop) Suivez-nous pour des idées de tenues, des tendances et des offres exclusives.

🛍🛍📢 À la recherche de bons plans shopping? Rendez-vous directement à notre boutique à Andravoahangy Ambony dès aujourd’h...
14/05/2026

🛍🛍📢 À la recherche de bons plans shopping?

Rendez-vous directement à notre boutique à Andravoahangy Ambony dès aujourd’hui pour repartir avec plein d'articles à prix promo 🫦❤️🍀

📍 Adresse : 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐯𝐨𝐚𝐡𝐚𝐧𝐠𝐲 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲
✦ 3ᵉ maison après le Piment d’Or, en passant par le restaurant "No Limit" et un "Cash Point"
La boutique se trouve 𝒋𝒖𝒔𝒕𝒆 𝒆𝒏 𝒇𝒂𝒄𝒆 𝒅𝒆 𝒍𝒂 𝒃𝒐𝒖𝒍𝒂𝒏𝒈𝒆𝒓𝒊𝒆
🕖 08:00 => 18:00 Non Stop

Hello 👋 tsy mitsahatra ny mikaroka ny tsara ho anareo hatrany izahay ato amin'ny MaNeva Ity misy fanontaniana kely mba m...
05/05/2026

Hello 👋 tsy mitsahatra ny mikaroka ny tsara ho anareo hatrany izahay ato amin'ny MaNeva

Ity misy fanontaniana kely mba mila valiny ary e : Misy liana ve ianareo ato raha ho asiatsika live : Prix fournisseur amin'izay? 🥰

Bonsoir 💐 Efa disponible eny amin'ny boutique eny Andravoahangy ambony ny robes tsara kely anh, tongava fa maro be azo h...
01/05/2026

Bonsoir 💐
Efa disponible eny amin'ny boutique eny Andravoahangy ambony ny robes tsara kely anh, tongava fa maro be azo hisafidianana tsara ny eny 🌹🎀

📍 Adresse : 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐯𝐨𝐚𝐡𝐚𝐧𝐠𝐲 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲
✦ 3ᵉ maison après le Piment d’Or, en passant par le restaurant "No Limit" et un "Cash Point"
La boutique se trouve 𝒋𝒖𝒔𝒕𝒆 𝒆𝒏 𝒇𝒂𝒄𝒆 𝒅𝒆 𝒍𝒂 𝒃𝒐𝒖𝒍𝒂𝒏𝒈𝒆𝒓𝒊𝒆
🕖 08:00 => 18:00 Non Stop

🌾🍀Jamais assez de pulls : on poursuit nos arrivages avec ces nouveaux modèles ❤️✅️ Détails sous chaque photo🛵 Livraison ...
29/04/2026

🌾🍀Jamais assez de pulls : on poursuit nos arrivages avec ces nouveaux modèles ❤️

✅️ Détails sous chaque photo
🛵 Livraison partout à Madagascar


❄️❄️🍒 L'allié idéal face à la fraîcheur du matin et du soirSélectionnez votre modèle et commandez en quelques clics 🛍✅️ ...
28/04/2026

❄️❄️🍒 L'allié idéal face à la fraîcheur du matin et du soir
Sélectionnez votre modèle et commandez en quelques clics 🛍

✅️ Détails sous chaque photo
🛵 Livraison partout à Madagascar


❄️ Des pulls choisis soigneusement pour vous 🍒🍒❗️Priorité MP : Premier à réserver + Coordonnées complètes = Commande val...
26/04/2026

❄️ Des pulls choisis soigneusement pour vous 🍒🍒

❗️Priorité MP : Premier à réserver + Coordonnées complètes = Commande validée

✅️ Détails sous chaque photo
🛵 Livraison partout à Madagascar


Androany ny rendez-vous antsika amin'ireto pulls maro be ireto 🥰Betsaka ianareo no nitaraina ho tsy afaka manaraka live,...
26/04/2026

Androany ny rendez-vous antsika amin'ireto pulls maro be ireto 🥰

Betsaka ianareo no nitaraina ho tsy afaka manaraka live, dia ndao ary ataotsika publications daholo indray e

Fa mba à 18:00 fotsiny svp, satri ilay saika ho atao live rehetra vao ho alaina sary indray, dia mba ahemotra kely fotsiny ilay fotoana 😊😊 Mino izahay fa mety aminareo ilay ora

👀 🥰 Sombiny fotsiny ireo fa maro be ny modèles hafa disponibles eny amin'ny boutique eny Andravoahangy ambony ☘️☘️☘️
25/04/2026

👀 🥰 Sombiny fotsiny ireo fa maro be ny modèles hafa disponibles eny amin'ny boutique eny Andravoahangy ambony ☘️☘️☘️

📢 Ho anareo efa ela niandry, tongava miantsena eny Andravoahangy ambony fa misy arrivages-na palazzos maro be eny ❤️ 🎀 🌿...
24/04/2026

📢 Ho anareo efa ela niandry, tongava miantsena eny Andravoahangy ambony fa misy arrivages-na palazzos maro be eny ❤️

🎀 🌿 Misy toy ireo amin'ny sary ireo mihitsy, feno modèles hafa maro hafa ihany koa

📍 Adresse : 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐯𝐨𝐚𝐡𝐚𝐧𝐠𝐲 𝐚𝐦𝐛𝐨𝐧𝐲
✦ 3ᵉ maison après le Piment d’Or, en passant par le restaurant "No Limit" et un "Cash Point"
La boutique se trouve 𝒋𝒖𝒔𝒕𝒆 𝒆𝒏 𝒇𝒂𝒄𝒆 𝒅𝒆 𝒍𝒂 𝒃𝒐𝒖𝒍𝒂𝒏𝒈𝒆𝒓𝒊𝒆
🕖 08:00 => 18:00 Non Stop

Mankasitraka antsika rehetra namaly ny sondage natao omaly 🥰  dia ireto ary ny programme antsika e🌹 Publication : Dimanc...
23/04/2026

Mankasitraka antsika rehetra namaly ny sondage natao omaly 🥰 dia ireto ary ny programme antsika e

🌹 Publication : Dimanche 26 Avril à 14:00
🌹 Live : Mardi 28 Avril à partir de 12h (maharitra ela ela satri betsaka ny entana nomaninay ho anareo ato)

Aleo ataotsika live ireto pulls ireto fa tena maro izy ato, 400pcs mahery, tsara be daholo 🌹🫦👌Amin'ny firy no mety amina...
22/04/2026

Aleo ataotsika live ireto pulls ireto fa tena maro izy ato, 400pcs mahery, tsara be daholo 🌹🫦👌

Amin'ny firy no mety aminareo? Ataotsika amin'izay mampalalaka ny tsirairay amin'izay afaka manaraka daholo

Address

Andravoahangy Ambony Sy
Ankadifotsy
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MaNeva posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share