17/01/2024
Allloooo!!📢📢
Ho antsika eto Ankazobe sy ny manodidina🥰
Faly izahay manolotra ho antsika vokatra avy eto antoerana
LIQUIDE VAISSELLE TurTurb'Eau
Tsy mena mitaha fa tena mandroatra be
Manadio be
Madityy tsara🥳🥳
miaraka 2500ar
Mitondra tavoahangy 2000ar🥳🥳