13/04/2026
โผ๏ธ๐ฅ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ผ๐บ๐ฒ๐ป๐ฎ #๐ต๐ฎ๐ท๐ฎ ๐ป๐ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป'๐ป๐ #๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ ๐ต๐ผ๐ ๐ถ .
Manana filoham-panjakana ny hoy izy nandritra ny fanokafana ny fivoriana tsy ara-potoana ny andrim-panjakana. Raha tsiahivina dia nilaza ny filohan'ny fa tsy hametraka ny sariny eny amin'ireny Biraom-panjakana ireny noho ny antony fanompoana tanindrazana fa tsy fanindrahindrana olona.
๐ Namaly ireo mitaky ny fandravana ihany koa ny tenany, izay nilaza fa azo ekena ny fahasamiafahan-kevitra, saingy kosa ny rafitra firenena dia tsy maintsy miorina amin'ny lalam-panorenana sy ny manan-kery. Noho izany tsy maintsy atao amin'ny fomba sy demokratika ary ao anatin'ny sehatra mazava toy ny fikaonan-doham-pirenena na ny , hoy hatrany ity farany.
ยฉ๏ธ Orange actu Madagascar