Mifandray

Mifandray Vos petits besoin, trouvez-les ici!
+261 34 36 78 004
+261 32 61 78 326

🤩 Ndraissss, izao izy rehefa amin'ny alina. Mazava tsara sady lehibe ny chouchou 🥰 📌Ataovy dieny izao ny commande sao la...
10/06/2025

🤩 Ndraissss, izao izy rehefa amin'ny alina. Mazava tsara sady lehibe ny chouchou 🥰

📌Ataovy dieny izao ny commande sao lany 🤭

⚠️Prix chouchou: 4000ar
🛵Livraison sur Tana et en province

🤗Coucou daoly 🤗🎀ireo ny jiro jiro ntsika anh 🤩 ❤️Nœud et chouchou lumineux 🥳 Disponible en 3 coloris: 💜 Violet🩷 Rose💛 Ja...
10/06/2025

🤗Coucou daoly 🤗

🎀ireo ny jiro jiro ntsika anh 🤩

❤️Nœud et chouchou lumineux 🥳
Disponible en 3 coloris:
💜 Violet
🩷 Rose
💛 Jaune

📌Mazava tsara sady geza

📎Malaky daoly fa vitsy ny tamin'ity anh

⚠️Prix cadeau: 8000ar (nœud + chouchou)

🛵Livraison sur Tana et en province

09/06/2025

Ho avy ny scrunchies ooh 🥳
📌Sady prix milay be 🤭

Misaotra antsika rehetra nanjifa tato amin'i Mifandray. Mbola betsaka ny zava-baovao entina ka aza miala ami'ny page Mif...
27/06/2024

Misaotra antsika rehetra nanjifa tato amin'i Mifandray. Mbola betsaka ny zava-baovao entina ka aza miala ami'ny page Mifandray.
❤️🩷🧡💛💚💙🩵💜🖤🩶🤍🤎

Ho anao ilay Mapiasa ny sarinay tsy nahazona alalana: “Mety ilay publicité manampy anay saingy kosa mba miteny aminay re...
22/06/2024

Ho anao ilay Mapiasa ny sarinay tsy nahazona alalana:
“Mety ilay publicité manampy anay saingy kosa mba miteny aminay rehefa hampiasa ireo sary”
Misaotra indrindra tompoko
Tsy tompon’andraikitra amin’izay qualité an’ireo entana ataony izahay.

CEO Mifandray ❤️

🎀Serre tête scrunchie + Chouchou scrunchie: 9000ar 🎀🎀Serre tête perle + chouchou scrunchie: 9000ar 🎀🩵Serre tête scrunchi...
20/06/2024

🎀Serre tête scrunchie + Chouchou scrunchie: 9000ar 🎀
🎀Serre tête perle + chouchou scrunchie: 9000ar 🎀

🩵Serre tête scrunchie 5000ar
🩷Serre tête perle 4500ar
💛Chouchou scrunchie 4000ar

10/06/2024

Chère Client,
Il y aura pas de livraison le mardi 11 et mercredi 12 Juin mais vous pouvez envoyer vos commandes et nous livrerons le Jeudi 13 Juin
En revanche pour le mardi les récupérations sont disponible

Aza adino ny manjifa ny serre tête perle fa efa ho avy 25 Jona 🤩📣📣Amin'ny vidiny mirary hatranyMandefasa hafatra miafina...
03/06/2024

Aza adino ny manjifa ny serre tête perle fa efa ho avy 25 Jona 🤩
📣📣Amin'ny vidiny mirary hatrany
Mandefasa hafatra miafina ary 📩

Voici notre gagnante du   🥳 Félicitations Mampionona Rakotoarison 🥰 Tongava MP maka ny chouchou sy noeud 🎁 Araho foana n...
01/06/2024

Voici notre gagnante du 🥳
Félicitations Mampionona Rakotoarison 🥰

Tongava MP maka ny chouchou sy noeud 🎁

Araho foana ny page fa hisy jeu sy give away anh ❤️ merci à vous 😘🫶🏻

01/06/2024

Dans quelques minute ny live sady tirage du gagnant 🤗
Araho ny live

31/05/2024

Tapitra ny lalao antsika anh 🤗
Aza adino "demain à 14h" ny tirage 🤩
Bonne chance daoly 😘❤️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mifandray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share