Gasy - Vibes

Gasy - Vibes Gasy - Vibes
Vente en ligne

fona eto amin'ny Page.

Reels-Lives-Post

mandefa entana amin'ny faritra rehetra izahay
Livraison daholo ☺☺

Tatanta Ndray Ndry! ✨👡 NOUVEAUTÉ SANDALES FEMME 👡✨Mora, tsara tarehy ary tena confortable 😍Ireo sandales tendance afaka ...
21/05/2026

Tatanta Ndray Ndry!

✨👡 NOUVEAUTÉ SANDALES FEMME 👡✨
Mora, tsara tarehy ary tena confortable 😍
Ireo sandales tendance afaka anaovana isan’andro na sortie rehetra 💃
✅ Semelle mahazo aina be
✅ Design simple nefa classy
✅ Couleurs disponibles maro
✅ Mora ampifanarahana amin’ny style rehetra

🎨 Couleurs misy :
🖤 Noir
🤎 Marron
🤍 Blanc
🧡 Camel / Café
📌 Pointures disponibles : 36, 37, 38, 39, 40, 41

📩 Midira Mp avy hatrany

É -Tsena É -Tsena 👈
Gasy - Vibes Gasy - Vibes 👈

Stock limité — aza tara fa tena mandeha be izao modely izao! 🔥

🔥✨ Tsy mila lafo vao miavaka! ✨🔥Mitadiava style vaovao, classe ary manara-penitra ato amin’ny Gasy - Vibes sy É -Tsena 👔...
19/05/2026

🔥✨ Tsy mila lafo vao miavaka! ✨🔥
Mitadiava style vaovao, classe ary manara-penitra ato amin’ny Gasy - Vibes sy É -Tsena 👔🛍️

✅ Akanjo sy enatana maro tena qualité
✅ Couleurs tendance
✅ Mety amin’ny sortie, travail na évènement
✅ Vidiny mora nefa tena manja 😍

💥 “Rehefa mitafy tsara ianao, mitombo ny confiance!” 💥
📩 Inbox avy hatrany raha haka
⚡ Stock voafetra — aza tara!

Real ! Real! Really! ❤❤👈
17/05/2026

Real !
Real!
Really! ❤❤👈

Oh leretsy oh leretsy manimanitra avion ndray ireto entantsika ireo sady manitra be.... Qualité top hoy aho... Mitsoka t...
17/05/2026

Oh leretsy oh leretsy manimanitra avion ndray ireto entantsika ireo sady manitra be.... Qualité top hoy aho... Mitsoka tsara ny molotra Simba amin'ity raha ity 💄💄💄😪😪.. Hitadiavantsika vahaolana io ririnina manimba vantana io 🥰...
Lip Gloss Max & More❤❤
Made in France 🇫🇷☺
Prix manja io 9000ar à 12000ar fotsiny
Manao livraison Zay misy anao anie Zay oa euh.. Alefaso commende ary euh

Tsara ho Fantatra kely aloha! Gasy - Vibes 👈Inona moa atao hoe “fahalalana onony”Ny fahalalana onony dia :       fahaiza...
12/05/2026

Tsara ho Fantatra kely aloha!
Gasy - Vibes 👈

Inona moa atao hoe “fahalalana onony”

Ny fahalalana onony dia :
fahaizana mifehy tena, tsy manao zavatra tafahoatra, ary mahay mandanjalanja amin’izay atao sy tenenina.

Maha-zava-dehibe azy amin’ny lafiny rehetra:

Amin’ny sakafo:
Raha mahay onony amin’ny fihinanana dia misoroka aretina sy manampy amin’ny fahasalamana tsara.

Fiteny sy resaka:
Ny olona mahalala onony amin’ny teny avoakany dia tsy mora mandratra olona ary manaja ny hafa.

Vola:
Ny olona mahay mandany vola am-pitandremana dia tsy mora tratran’ny trosa sy fahasahiranana.

Asa sy fianarana:
Ny fahalalana mandanjalanja ny fotoana sy ny ezaka atao dia mitondra fahombiazana.

Fitiavana sy fifandraisana:
Ny onony dia manampy amin’ny fifanajana sy fisorohana ady na fihetsika tafahoatra.

Fanatanjahan-tena sy fialam-boly:
Na zavatra tsara aza, rehefa tafahoatra dia mety hanimba. Ilaina foana ny fandanjalanjana.

12/05/2026

With É -Tsena – I just made it onto their weekly engagement list by being one of their top engagers!

👉✨ Raha iny ianao hivoka kely iny mba hiala sasatra na anao picking kely!!!! ❤Karazana Astuce kely amin'ilay Mety ankafi...
11/05/2026

👉✨ Raha iny ianao hivoka kely iny mba hiala sasatra na anao picking kely!!!! ❤
Karazana Astuce kely amin'ilay Mety ankafizinao fotsiny izy ir eto e!!!!

Gasy - Vibes
É -Tsena

Mbola tsy Lany anie Kia Maman isany ilay Fon'ondana Lux be e, sady amin'ny Lehibe sady manja kely🤍❤🤍Jp Ainga dia Mp 👈Gas...
09/05/2026

Mbola tsy Lany anie Kia Maman isany ilay Fon'ondana Lux be e, sady amin'ny Lehibe sady manja kely🤍❤🤍

Jp Ainga dia Mp 👈
Gasy - Vibes
Vitsy Sisa an☺

Coucou promotion be amreto fonon'ondana manja be ireto ary 10 000ar ny paire,, lehibe tena lehibe mety Amin fandrina 234...
04/05/2026

Coucou promotion be amreto fonon'ondana manja be ireto ary
10 000ar ny paire,, lehibe tena lehibe mety Amin fandrina 234 place mihitsy ka aza misalasala fa alefaso commende ary euh☺☺☺
Ondana beige broderie mihaja be ☺☺☺

Aiza daholo indray nareo amin'ireto article manitta be iretoFonon'ondana vaovao be sady mpanakarena be poziny🤭☺☺Ho anare...
28/04/2026

Aiza daholo indray nareo amin'ireto article manitta be ireto
Fonon'ondana vaovao be sady mpanakarena be poziny🤭☺☺
Ho anareo Izay mbola hivarotra afaka be nareo raha mbola hivarotra
9paires izy rehetra 18 pieces zani no isany 140 000ar au lieu de 160000ar raha detaillena NY hiding
100/60cm paire 1
100/50cm paire 2
80/50cm paire 6

Aiza Ianareo no ahita anzany fa de oe varotana fotsiny amena fotsiny euh🥺❤❤
Detaille EFA amin'ny sary Izay haka tsiray2
Ndao etsena ary euh,, malakilaky fa tsy isanandro misy entana manitra sy mora otrizao anie e☺☺☺

Misy robe Ihany koa EFA amin'ny sary detail. ❤❤❤❤❤

Address

Centre Ville
Antananarivo

Telephone

+261384933531

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy - Vibes posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gasy - Vibes:

Share