Koloy Natoraly

Koloy Natoraly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Koloy Natoraly, Public relations agency, Antananarivo.

🟣 DINGADINGANA – Fanafody voajanahary ho an’ny hoditraNoho ny fangatahan'ny maro dia miverina 🎉 PROMO manokana amty vola...
04/01/2026

🟣 DINGADINGANA – Fanafody voajanahary ho an’ny hoditra

Noho ny fangatahan'ny maro dia miverina 🎉 PROMO manokana amty volana janoary ity : pack Savony + Baume Végétal à 10.000 Ar fotsiny !

👉Mety efa betsaka aminareo no nahalala an’i DINGADINGANA,🎁
👉Ity no vokatra 100% voajanahary izay efa nahasitrana olona maro, manampy amin’ny olana rehetra momba ny hoditra :

🌿 Aretin-koditra
🌿 Lagaly, farasisa, mandrotsirotsina, mangidihidy
🌿 Alergie
🌿 Vay, fery tsy mety maina, na misy nana
🌿 mony sy tasy
🌿 Tandimerina sy olana amin’ny hodi-doha

🧼 Fomba fampiasana :
1. Sasao amin’ny Savon Dingadingana
2. Avela ho maina.
3. Hosory Baume végétal Dingadingana indroa isan’andro.
➡️ Ho hitanao ny fiovana☺️

📍 Azo vidina à 10.000 Ar fotsiny mandritra ny volana janoary !
📦 Pack : 1 Savony + 1 Baume
📞 Antsoy izahay : 034 68 481 30

💙✨ Astuce beauté du jour ✨💙👉 POUDRE DE NILAEnvie d’un teint éclatant et uniforme ? Essayez ce masque simple et 100 % nat...
26/11/2025

💙✨ Astuce beauté du jour ✨💙
👉 POUDRE DE NILA

Envie d’un teint éclatant et uniforme ? Essayez ce masque simple et 100 % naturel 👇

🥄 Recette :
• 1 c.à.c de poudre de Nila
• 2 c.à.s de yaourt nature

👉 Mélangez, appliquez sur visage propre, laissez poser 10 à 15 minutes, puis rincez à l’eau tiède.

🌿 Bienfaits :
✔ Illumine et unifie le teint
✔ Hydrate et adoucit la peau
✔ Atténue taches & imperfections
✔ Apaise après soleil ou fatigue

✨ Résultat : une peau fraîche, éclatante et prête à briller naturellement 🌸

Mp pour commander

Baume CYPRÈS 🍀🍃Baume cyprès✨BAUME VÉGÉTAL FANALANA VARICE sy HÉMORROÏDES EXTERNES 👉Baume CYPRÈS 🍀🍃❣️🌟NATOKANA HO ANTSIKA...
04/08/2025

Baume CYPRÈS 🍀🍃
Baume cyprès
✨BAUME VÉGÉTAL FANALANA VARICE sy HÉMORROÏDES EXTERNES
👉Baume CYPRÈS 🍀🍃

❣️🌟NATOKANA HO ANTSIKA IZAY MANANA aretina momban’ny VARICE, Hémorroïdes sy ny Jambe lourde 🦵

❣️ANATINY FOTOANA FOY IANAO DIA EFA MAHITA VOKATRA

NY FOMBA FAMPIASANA AZY
_Hosorana dia atao mitakosina tsara
_Kosehina mandra paharenao hoe tafiditra tsara
_ iny 3 na 4 isanandro

😍 Voici le Savon au Lait de Chèvre & Huile d’Olive – un véritable trésor pour une peau douce et équilibrée. 🌿🧼✨ Pourquoi...
11/07/2025

😍 Voici le Savon au Lait de Chèvre & Huile d’Olive – un véritable trésor pour une peau douce et équilibrée. 🌿🧼

✨ Pourquoi l’adopter ?
💧 Visage : Nettoie en douceur et équilibre la peau.
💥 Corps : Nourrit et hydrate intensément pour une peau éclatante.
💫 Cheveux : Rend les cheveux doux, souples et brillants.

Prix 12 000ar

‼️‼️savon dingadingana 👉👉Manadio manala mangidihidy rehetra am vatana 👉👉 Manasitrana lagaly, farasisa 👉👉Mety amin'ny aki...
13/09/2024

‼️‼️savon dingadingana
👉👉Manadio manala mangidihidy rehetra am vatana
👉👉 Manasitrana lagaly, farasisa
👉👉Mety amin'ny akizy
Disponible sur livraison
Vita malagasy

💯% Naturel 🍀💥SAVON MÉDICINAL 4 ÉPINGLES👉Mitsabo ny aretikoditra rehetra @ vatana💥Manala hodipotsy💥Manala Micose💥Manala E...
19/08/2024

💯% Naturel 🍀💥SAVON MÉDICINAL 4 ÉPINGLES

👉Mitsabo ny aretikoditra rehetra @ vatana
💥Manala hodipotsy
💥Manala Micose
💥Manala Eczema ary mampitsahatra ny mangidihidy @ vatana
💥manala maintimainty @ helika, lohalika, tenda

🌿 RUPTURE DE STOCK TEO FA EFA DISPONIBLE : BAUME TSIPIPIHANA !🌿❣️Tsipipihana na ahitra ombalahy no anaran'io eto amintsi...
10/08/2024

🌿 RUPTURE DE STOCK TEO FA EFA DISPONIBLE : BAUME TSIPIPIHANA !🌿

❣️Tsipipihana na ahitra ombalahy no anaran'io eto amintsika🌿🌿🌿🥰

✅ Ody folaka
✅ Manala fanaitainana
✅ Manasitrana cheville mivadika, mivonto, manaitaina
✅ Manalefaka ny rhumatisme

🍀💯% produits d’origine naturelle
🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Vokatra Malagasy 🥰💐

✅☎️ Contact : 034 68 481 30
Récupération : Anjara bijoux Ankadifotsy

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345798889

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Koloy Natoraly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Koloy Natoraly:

Share