AEM Association d'entraide Madagascar

L’éducation financière commence à la maison.Quand on apprend à nos enfants à budgéter, épargner et se fixer des objectif...
06/09/2026

L’éducation financière commence à la maison.

Quand on apprend à nos enfants à budgéter, épargner et se fixer des objectifs, on leur donne bien plus que de l’argent : on leur donne de la liberté.

C’est la leçon la plus importante qu’on puisse transmettre.

Ny tanora tao Fianarantsoa indray no nisitraka ny fiofanana maimaim-poana momban'ny fandraharahana izay atolotrin'ny AEM...
15/08/2026

Ny tanora tao Fianarantsoa indray no nisitraka ny fiofanana maimaim-poana momban'ny fandraharahana izay atolotrin'ny AEM hampandrosoana ny firenena ❤️

Akory aby e ! ❤️Tonga ary ilay fotoana nandrasana, anjarantsika eto Fianarantsoa indray izao.👉 FORMATION ENTREPRENEURIAT...
11/08/2026

Akory aby e ! ❤️

Tonga ary ilay fotoana nandrasana, anjarantsika eto Fianarantsoa indray izao.

👉 FORMATION ENTREPRENEURIAT MIARAKA AMIN'NY AEM

- Amin'ny Zoma 14 Aogositra 2026
- Amin'ny 8 maraina - 4 tolakandro
- Toerana : AMPHI EMIT

Mpampiofana : Tonton Mamy, entrepreneur, président de l'Association d'Entraide Madagascar.

Maimaimpoana io kanefa hanova zavatra betsaka eo amin'ny fanatanterahana ny projet anao ka tongava.

Amin'ny Zoma ary no fotoana e ! 😉

Tontosa soa aman-tsara ny formation Entrepreneuriat teto Ambovombe Centre Manandriana Mankasitraka ireo rehetra nandray ...
01/08/2026

Tontosa soa aman-tsara ny formation Entrepreneuriat teto Ambovombe Centre Manandriana
Mankasitraka ireo rehetra nandray anjara ❤️
Vitsivitsy ny teto fa saingu efa samy manana projet hampandrosoana ny tanana daholo, hoavy tsy hoe ela ny projet hanampiana ny tanora eto mba hivoatra ❤️
Mitohy hatrany ny ezaka ataon'ny AEM hampandrosoana ny mpiara-belona

Fiofanana fiompiona trondro hors sol niarahan'ny mpikambana AEM Mankasitraka ny mpampiofana, ny mpiofana sy ny mpikamban...
27/07/2026

Fiofanana fiompiona trondro hors sol niarahan'ny mpikambana AEM
Mankasitraka ny mpampiofana, ny mpiofana sy ny mpikambana rehetra ❤️

Formation gratuite atolotray ato amin'ny AEM manaraka indray ary o ❤️👉 Ambovombe Centre Manandriana⏳️Asabotsy 01 Aogosit...
22/07/2026

Formation gratuite atolotray ato amin'ny AEM manaraka indray ary o ❤️

👉 Ambovombe Centre Manandriana
⏳️Asabotsy 01 Aogositra 2026

‼️ENTREPRENEURIAT & TRAVAIL EN LIGNE

Raha ho avy ianao aza misalasala misoratra anarana ao amin'ny MP.
Eny fa raha hiditra ho mpikambana ihany koa dia mbola vonona handray anao izahay 😍

Tongava ary hihaino, hianatra ary hanova ny hoavinao miaraka amin’ny AEM 💪

Formation marketing iarahan'ny mpikambana AEM isakin'ny sabotsy amin'ny 7 ora hariva
11/07/2026

Formation marketing iarahan'ny mpikambana AEM isakin'ny sabotsy amin'ny 7 ora hariva

Formation ho an'ireo membre AEM ❤️👉 FORMATION MARKETING EN LIGNENa aiza ianao na aiza dia afaka manatrika rehefa hoe mem...
29/06/2026

Formation ho an'ireo membre AEM ❤️

👉 FORMATION MARKETING EN LIGNE

Na aiza ianao na aiza dia afaka manatrika rehefa hoe membre fotsiny satria en ligne.

Ao amin'ny groupe whatsApp no ahazoanao ny rohy, manomboka amin'ny 11 jolay.

⏩️ Ora ianarana : isakin'ny asabotsy amin'ny 7 ora alina

Formation maimaim-poana momban'ny fandraharahana natao tao Ihosy ny 20 jona lasa teo Ao ambositra sy Manandriana indray ...
26/06/2026

Formation maimaim-poana momban'ny fandraharahana natao tao Ihosy ny 20 jona lasa teo
Ao ambositra sy Manandriana indray ny manaraka ❤️

Asa fa tsy kabary ny ato amin'ny AEM 😍Ankoatran'ny formation gratuite/payante, asa sosialy dia anisan'ny atao ato ihany ...
25/06/2026

Asa fa tsy kabary ny ato amin'ny AEM 😍

Ankoatran'ny formation gratuite/payante, asa sosialy dia anisan'ny atao ato ihany koa ny fiarahana miketrika sy mampiasa vola.

Hoy ity mpikambana iray nandray ny retour d'investissement ity :
👉 "Misaotra antsika rehetra, indrindra fa ny Filoha mpamorina ny AEM. Ho ambinina amin'ny zavatra nanasatra tompoko !" Sara.

Tsy misy very anjara na porteur de projet, investisseur na démarcheur ato... Ka ny atom-pisian'ny AEM raha teo tokoa moa anie dia hoe mifanampy e. 💪

Mbola afaka miditra mpikambana ianao raha manana faniriana hifanampy Malagasy. Tongava ao @ MP. 😉

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00

Telephone

034 70 840 46

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AEM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AEM:

Shortcuts

Share