04/06/2026
Raha tsy mihinana kisoa izy🐷 nefa ianao mihinana , mbola hiaraka vé ❓Mbola hivady ve ❓ Atao ahoana ny fomba fiainana raha hoe ny fitiavana no lehibe indrindra nefa samihafa ny zava-padiana ?🤷🏼
Sa hoe aleo izy ho any 🤣