18/07/2026
🚀 Te hahazo clients bebe kokoa, hampitombo ny visibilité ary hanatsara ny vente-nao ve ianao?
🎯 Ato amin'ny BM.Boost Premium, izahay dia manampy ny pejy Facebook-nao hahatratra ireo olona tena liana amin'ny vokatra na tolotrao.
✅ Boost Publication
✅ Boost Page
✅ Boost LIVE
✅ Ciblage d'audience matihanina
✅ Création graphique manintona
💼 Mametraka stratégie matihanina izahay mba ahatongavana amin'ny resultat mihoatra noho ny tadiavinao..
📈 Ny tanjonay dia ny hanova ny visibilité ho lasa clients, ary ny clients ho lasa ventes.
💰 Tarif manomboka amin'ny 6.000 Ar/andro (ho an'ny 4 andro na mihoatra)
📩 Alefaso message izahay dieny izao mba hanombohantsika hampitombo ny fahombiazan'ny pejy sy ny orinasanao.
📞 Contact : +261 38 34 200 16