09/08/2026
Izaho : Aiza Ilay sariko fa indry no te haka sary ahy eo
Zokinay: Andrahoy haingana ny sakafo dia alefako 🙄
Tara Kely Ilay sakafo dia sariko tsy mijery caméra no MBA nalefany🙄
Mamilafila🥱🥱
Nefa aho mba te haneho anareo hoe matotra ihany anie aho e🤣🤣🤣