PUBmania

PUBmania Agence en ligne izay natsangana mba anampiana ny rehetra izay mitady asa mba tsy ho tratran'ireo kar

01/02/2021

Ho anareo izay te hianatra asa enligne!
Efa natao mirary ny sarany 5000ar
👉Ampianarina anao ny fanokafana porteffeuille money enligne izay andraisanao vola isambolana!
👉Omena anao avetrany ny site iasanao ary atoronay anao ny rehetra fomba fiasa ao anatiny!
Zay angamba fa tsy tokony be fanontaniana be intsony rehefa mandefa mp fa izay tena vonona no ampianarina.
NB:Marihina fa fanampiana no tena ataonay ato MADAGASCAR fa tsy fisolokina akory!

28/01/2021

Te hiasa enligne ve ianao nefa tsy mahay?na tsy manana compte paypal na payeer sns....
Afaka mampianatra anao @ sarany mora izahay
Vola raisina isam-bolana
Vao vita ny fampianarana ataonay tonga dia omenay asa
Sarany mirary dia mirary takatry ny rehetra 3000ariary monja
Midira ary ao @ hafatra miafina izay liana

20/10/2020

Mahay mandresy lahatra olona ve ianao?mahay mampiresaka?tsy sarokenatra?mety aminao ity asa ity
Orinasa vao nisokatra iray mitady commercial sur terrain izay itady client na ivarotra cacapigeon
Tsara kokoa raha manana bisikileta na moto nefa raha tsy manana tsy mampaninona
Mandefasa ary Mp amin'ny pejy raha mahaliana anao

â˜ș
10/10/2020

â˜ș

Ne rattez pas ce rendez-vous immanquable de Zumba...

EnvoyĂ© nous un message privĂ© si vous souhaitez y participer â˜ș

Aza adino ary ny fotoanantsika amin'ny Alorobia 7 Oktobra ho avy izao manomboka @ 8 ora maraina miaraka amin'ny ZUMBA DA...
03/10/2020

Aza adino ary ny fotoanantsika amin'ny Alorobia 7 Oktobra ho avy izao manomboka @ 8 ora maraina miaraka amin'ny ZUMBA DANCE HOPE sy ny groupe Pubmania đŸ’Ș😍đŸ’Ș😍
Cours de Zumba GRATUIT izay anasana antsika rehetra, tsy mifidy olona fa tongasoa avokoa izay mazoto, ka manasa antsika rehetra tsy ankanavaka ary eh! đŸ€—đŸ’• Taomy ny namana sy ny fianakaviana rehetra fa malalaka ny efitrano 😉 Taomy ny ray aman-dreny sns... 😁😁😁
Ka aza adino fa ianareo sisa no andrasana 😍😘😘
Manantena ny fahatongavanareo maro be ary oooh 😍
Mankasitraka tompoko 😊

RepÚre: Eglise FJKM Ambanidia, rue vers la cité
Lieu: Dojo Ambatoroka
NB: Manaja ny "geste barriĂšre" izahay

Health & Fuuuun đŸ˜‹đŸ”„đŸ”„đŸ”„

Ce confinement... il a été long non? Ne pas sortir, ne pas voir des gens, franchement, c'était frustrant. Du coup, on a ...
13/09/2020

Ce confinement... il a Ă©tĂ© long non? Ne pas sortir, ne pas voir des gens, franchement, c'Ă©tait frustrant. Du coup, on a le corps un peu rouillĂ©, certains ont mĂȘme pris quelques kilos 😅

LĂ , on a enfin l'occasion de se dĂ©fouler, de s'amuser en groupe... et ces calories en trop: Let's BURN'em! đŸ”„đŸ”„đŸ”„
ZUMBA DANCE HOPE, une Ă©cole de danse va ouvrir ses portes le 07 October 2020. Et pour sa premiĂšre scĂ©ance... Vous, oui, VOUS! vous ĂȘtes invitĂ©s pour 2 heures de cours de zumba GRATUIT đŸ˜±đŸ˜±đŸ˜±

Pour plus d'info, envoyez un message à la page PUBmania et décrochez une place gratuite pour cet évÚnement à ne pas rater

BientĂŽt...
10/09/2020

BientĂŽt...

⚠APPEL D'OFFRE⚠MITADY OLONA HIASA MAIKA VE IANAO?(Orinasa/fikambanana/olon-tsotra)Afaka manampy anao izahay ato amin'ny ...
06/09/2020

⚠APPEL D'OFFRE⚠

MITADY OLONA HIASA MAIKA VE IANAO?
(Orinasa/fikambanana/olon-tsotra)

Afaka manampy anao izahay ato amin'ny PUBmania Madagascar. Izahay dia agence en ligne manampy ny rehetra eo amin'ny sehatry ny asa ka afaka mitady olona mifanaraka amin'izay tadiavinao rehetra na asa inona io na asa inona.

Raha mahaliana anao ary izany dia mandefasa hafatra miafina ao amin'ny pejinay fa vonona hanao izay mahafam-po anao ao anatin'ny fotoana fohy izahay

Des images qui Ă©xpliquent pourquoi nous souhaitons ĂȘtre bĂ©nĂ©volesCe n'est qu'ensemble que nous pourrons faire bouger les...
06/09/2020

Des images qui Ă©xpliquent pourquoi nous souhaitons ĂȘtre bĂ©nĂ©voles

Ce n'est qu'ensemble que nous pourrons faire bouger les choses ✊

(Images empruntées)

05/09/2020

Bonjour Ă  toutes et Ă  tous, nous vous informons que nous recherchons toujours des bĂ©nĂ©voles car, pour des raisons de problĂšmes tĂ©chniques, beaucoup d'entre vous n'ont pas pu ĂȘtre rĂ©pondu hier et nous tenons Ă  nous en Ă©xcuser.

Veuillez donc nous reécrire s'il vous plait, si cette offre vous interesse toujours.

Nos horaires: 9h Ă  12h et de 14h Ă  17h

NB: Vous pouvez utilisez la langue de votre choix (Malagasy/Français)

Send a message to learn more

L'Ă©xpĂ©rience... Si vous ĂȘtes en quĂȘte d'un emploi, forcĂ©memt, la question "Quelle est votre Ă©xperience profĂ©ssionelle?" ...
04/09/2020

L'Ă©xpĂ©rience... Si vous ĂȘtes en quĂȘte d'un emploi, forcĂ©memt, la question "Quelle est votre Ă©xperience profĂ©ssionelle?" ne vous est pas Ă©trangĂ©re... Certains mentiront pour ne pas passer pour des DÉBUTANTS, mais dĂ©sormais, mentir n'est plus nĂ©cĂ©ssaire.

En collaboration avec HD association, PUBmania vous offre la possibilité de remplir votre CV et de vous donner une réelle expérience sur terrain.

Nous recrutons des bénévoles (avec possibilité de sorti en région) pour participer à une campagne de bénévolat

Intéressé(e)? Alors qu'attendez-vous pour rejoindre notre équipe?

Venez en message sur la page pour plus d'info 😉

⚠ALERTE RECRUTEMENT⚠Avez-vous dĂ©jĂ  travaillĂ© comme transcripteur? Ou voulez commencer Ă  vous y mettre? Ceci est pour vou...
03/09/2020

⚠ALERTE RECRUTEMENT⚠
Avez-vous déjà travaillé comme transcripteur? Ou voulez commencer à vous y mettre? Ceci est pour vous..

PUBmania ouvre ces portes et recherche une bonne dizaine de Transcripteurs francophones.

Nous vous attendons pour rejoindre notre équipe

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PUBmania posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to PUBmania:

Share