Ivo's brodery

Ivo's brodery Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ivo's brodery, Screen Printing & Embroidery, Ambatolampy Tsimahafotsy, Antananarivo.

Raha misy mpanjifa mavitrika an dia i Zo Toavina Andrianjaka zay🥰 sady akama mlay ☺️Misaotra foana nahatoky 😉🙏.Tena hoe ...
20/09/2025

Raha misy mpanjifa mavitrika an dia i Zo Toavina Andrianjaka zay🥰 sady akama mlay ☺️
Misaotra foana nahatoky 😉🙏.
Tena hoe tsy nijery anay sans expérience izy fa nanome fahatokisana.
Dia raha mila mpanentana ihany koa nareo mpanaraka ny pejy dia afaka miresaka aminy ihany koa fa hafanainy mlay be ny lanonana, na mariage na orinasa na izay fety tianareo e.


Dadanareo koa ve m'lay😜😍 ???
09/06/2023

Dadanareo koa ve m'lay😜😍 ???

❎Ho anao izay sahira mitady fanomezana ho amin'ny fetin'ny reny🤔Ity ny vahaolana 😁➡️Robe polo 😍Afaka ampiana sary sy sor...
20/05/2023

❎Ho anao izay sahira mitady fanomezana ho amin'ny fetin'ny reny🤔
Ity ny vahaolana 😁
➡️Robe polo 😍
Afaka ampiana sary sy soratra izay tianao😉
'sbrodery

Salama eEfa mihamangatsiaka izao ny andro e🤔Ireto indray ny vokatra vaovao😍Afaka atao cadeaux tsara dia ampintsika sorat...
03/05/2023

Salama e
Efa mihamangatsiaka izao ny andro e🤔
Ireto indray ny vokatra vaovao😍
Afaka atao cadeaux tsara dia ampintsika soratra tsarakely na sary ihany koa 😁
Ny lamba tena tsara an
Tonga dia alefaso ary ny commandenao 🤩 e

Fanomezana mafatifaty kely ho an'i zandry vavy 😍😍😍😍Ao mba teneno zoky hoe mba mila ohatran'io zandry 😁#Ivo_s_brodery
06/02/2023

Fanomezana mafatifaty kely ho an'i zandry vavy 😍😍😍😍
Ao mba teneno zoky hoe mba mila ohatran'io zandry 😁
#Ivo_s_brodery

Mankasitraka hatrany ireo mpanjifan'ny Ivo's brodery 😍😍😍Misaotra manokana an'i Fanantenana 😘😘😘Efa ho hitantsika tsy ho e...
17/01/2023

Mankasitraka hatrany ireo mpanjifan'ny Ivo's brodery 😍😍😍
Misaotra manokana an'i Fanantenana 😘😘😘

Efa ho hitantsika tsy ho ela eny amin'ny boutique surprise ihany koa ny vokatra rehetra 😉
Aza mila eto amin'ny pejintsika an😘😘😘

‼Tapitra ny lalao‼Mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ny lalao 🥰☺, tsapanay fa maro isika no tia ny as...
06/01/2023

‼Tapitra ny lalao‼
Mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ny lalao 🥰☺, tsapanay fa maro isika no tia ny asan-tanana Malagasy

Iray moa no nahazo ny loka tamin'ity lalao voalohany niarahatsika ity, tsy iza no nahazo azy fa i ............(io amin'ny sary io fa somary sarotra ny nanoratra 😁😅)

Fa te hanome fahafam-po ho anareo moa zahay ka dia izao, ny nahazo ny laharana faharoa dia mahazo réduction 30% amin'ny vokatra rehetra ato aminay

Izay ry reto fa dia mamerina ny fisaorana a, araho hatrany ny pejy raha te hafantatra ireo vokatra vaovao ato aminay

NB: mba miditra MP amiko ianareo mpandresy azafady.

06/01/2023

Salanitra eee
Anio hariva amin'ny 5 no mifarana ny lalaontsika an
Mankasitraka anareo mpandray anjara mavitrika

‼‼Ndao hilalao‼‼Voalohany indrindra dia miarahaba antsika tsirairay avy nahatratra ity taona vaovao ity, mirary fahombia...
03/01/2023

‼‼Ndao hilalao‼‼
Voalohany indrindra dia miarahaba antsika tsirairay avy nahatratra ity taona vaovao ity, mirary fahombiazana ho antsika izahay eto amin'ny pejy 🤗🥰

Indro ny lalao izay mety hahazoanao tee-shirt brodé 😊
Toy izao ny fitsipiky ny lalao:
1-manisy j'aime ny page
2-Partage-na en mode publique ity publication ity sady manao fanentanana kely hanjifa ny vokatra 😁
3-Manao capture d'écran izay tee-shirt tianao indrindra izay efa nalefanay hatramin'izay ka atao eo amin'ny commentaire

Rehefa vitanao izay rehetra izay dia feno ny maha mpandray anjara anao amin'ny lalao
Iray no mpandresintsika amin'ity an, izay commentaire be réaction indrindra no mahazo ny loka.
Entano hatrany ny namana sao izy no ho tsara vitana 😚☺☺
NB: afaka misafidy taille sy couleur ary izay atao eo aminy amin'ilay tee-shirt
Zoma amin'ny 5ora hariva no tapitra ny lalao.
Ivo's brodery

Tandremo voalohanyHisy ny lalao izay hiarahantsika eto amin'ny pejy 😊Tsy ho ela 😁😁Asao hatrany ary  ireo namana hitsidik...
29/12/2022

Tandremo voalohany
Hisy ny lalao izay hiarahantsika eto amin'ny pejy 😊
Tsy ho ela 😁😁
Asao hatrany ary ireo namana hitsidika sy hitia ny pejintsika e

's brodery

Address

Ambatolampy Tsimahafotsy
Antananarivo
105

Telephone

+261347760229

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ivo's brodery posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ivo's brodery:

Share