Vnike Acces Joh

Vnike Acces Joh " LE CLIENT EST ROI 👑 "

🗝
Osez dépenser pour avoir la bonne qualité ♻

(Ianao irery ihany no mahita ny zavatra ataonao anaty finday anao ... vakio tsara ary 👇🏻)Tsara ho marihina fa tsy vitre ...
01/02/2024

(Ianao irery ihany no mahita ny zavatra ataonao anaty finday anao ... vakio tsara ary 👇🏻)

Tsara ho marihina fa tsy vitre mora vaky izy ty fa souple tompoko ❌⚠

Tsy tinao hisy ahita ny zavatra ataonao anaty finday anao ?

Inty ary ny vahaolana 😉

~Cache ecran Incassable sady Anti espion no fumee 🖤

Veloma amin'izay ireny lava maso anaty bus reny manomboka eto fa efa fotoanan'ny fivoarana izao 👌🏻

Alefaso mp ny marque telephone fa misy ho an'ny rehetra ato Vnike Acces Joh raha misy fissure ihany koa dia takona ilay fissure🙃

Aza tara ary oo 🥳

Tel:0346782868
0326161897

Vaky ve ny Téléphone anao ? Misy fissure nefa tsy mahatakatra an'ilay vidiny enao ra anolo vaovao ??Misy vahaolana aty a...
14/01/2024

Vaky ve ny Téléphone anao ? Misy fissure nefa tsy mahatakatra an'ilay vidiny enao ra anolo vaovao ??

Misy vahaolana aty amiko mirary ra tinao ny hiaro azy tsy hihitatra sady ho toy ny @ sary etsy Ambany tompoko 👇🏻

Tongava MP fa omena anao ny fanafodiny na tonga dia miantso

Tel:0346782868
0326161897

La taille de votre écran son tous disponible Chez ,Nous et a tout marque 🙂Tablette 📱, Smartphone📲 , Auto Car🖥 , Smart wa...
12/01/2024

La taille de votre écran son tous disponible Chez ,Nous et a tout marque 🙂

Tablette 📱, Smartphone📲 , Auto Car🖥 , Smart watch ⌚, PSP , Nintendo🎮 , Etc ....
Toutes les appareil vitreux à protégé 👇

N'hesitez pas à me contacter : 0346782868 /0326161897

26/12/2023

🎺Allo allo 🎷
(Cache ecran Polymee incassable)

Promotion amin'izao an 🥳
😱23 000 ar dia efa voaharo ny finday😱
Eo ambany daholo ny tarifs fa tsy mila miditra mp tsony ! Ra icommande zay vao Mp fa aza ampifilain'ny olona intsony

♻ Atokisako tanteraka ny amafin'ny hydrogel ato amiko ♻

Mahaiza ary manavaka manomboka androany hoe iza no tena tompony sao dia mpanera fotsiny 🚫... maka preuve solide

Mahita ny marque rehetra ny machine antsika ary misy ho an'ny Tablette , Smart watch , Nitendo sy appareil vitre rehetra etc ...

~ Transparent Clair
$23 000 ar
~ Matte ( ilay lazaitsika fa fumee )
$ 23 000 ar
~ Effet mirroir ( mangirana be transparent otran'ny fitaratra )
$ 25 000 ar
~ Anti bleu ( mahasolo solomaso miaro ny masonao @ ecran )
$ 23 000 ar
~Super Privacy ( fumed sady manakona ny fissure am finday anao vaky / tsy mahita iany koa ny olona akaikinao ra manoratra enao fa enao rery iany no mahita azy )
$30 000 ar
~Tablette : 35 000 ar

Tena mora ra reo devis reo ahavoaharo ny ecran anao tsy ho vaky tompoko 🙌🏻

‼ PROMOTION FAMILLIAL ‼
Anarana fotsiny ilay hoe famillial fa ra ohatra mividy cache ecran hydrogel ( 04 ) ato ianao dia cadeaux gratuite ny ( 01 ) 🥳
Tsy voatery famille fa tsy maninona na akama2 sy amie Fb fotsiny sns ....

" Osez depenser pour avoir la bonne quality "
Tel.: 0346782868 / 0326161897

Hono hoa : " Nareo ve mino zavatra tsisy porofo zany ??? " 🤔        Ny Cache ecran ato aminay dia ho porofoinay fa tena ...
21/12/2023

Hono hoa : " Nareo ve mino zavatra tsisy porofo zany ??? " 🤔

Ny Cache ecran ato aminay dia ho porofoinay fa tena incassable ra mianjera 😉 ..... Androany ny video preuve atontona @ careaux fa aza miala alavitra ary ....

A 10h du matin fotoanatsika ...

❌PROMOTION CACHE HYDROGEL❌ Ilay HYDROGEL tsy mety vaky ihany ity e !Efa nampanantena aho fa hizara " Cache ecran Hydroge...
15/12/2023

❌PROMOTION CACHE HYDROGEL❌

Ilay HYDROGEL tsy mety vaky ihany ity e !

Efa nampanantena aho fa hizara " Cache ecran Hydrogel" ho antsika . Efa tonga ary izy izao dia aza tara 😉 Misy ho an'ny Smartphone rehetra izy ity ex: ( Infinix , Meizu , Iphone , Redmi , Honor etc... , )

Misy ihany koa hoan'ny Smart Watch sy Tablette sy zay appareil vitreux rehetra ...

Tombony raha oharina ecran vitre >>>>> Ny " Hydrogel " :
• Souple , Anti-rayure , Miaro ny ecran anao tsy haloto be loatra ary tsy mitan-doto izy ity 😊
Dia ny farany izay tena mapiavaka azy inona hoy ianareo 🙃 ...¿?

❌NCASSABLE TANTERAKA IZY 🚫

Ataovy ary izao ny safidy , ireto avy ny vidiny sy ny karazany fa ho azavaiko anao mazava 😊

🔰 Dos : 25 000 ar
~ Mahasolo housse izy io miaro ny lamosin'ny finday anao
🔰 Tablette Matte / Transparent : 50 000 ar
🔰 Transparent l : 23 000 ar
~Ny top dia hydrogel transparent tsotra
🔰Transparent brillant effet miroir :25 000 ar
~ Mitovy @ fitaratra effet mangirana
🔰 Anti-microbial Gel :30 000 ar
~Ny anti-microbial indray dia miaro ny findainao tsy haloto be loatra no sady mamono bacterie amin'ny ecran
🔰 Matte Gel : 30 000 ar
~Ny matte ilay lazaitsika hoe fumee , izany hoe somary effet sombre .
🔰 Privacy Gel : 35 000 ar
~ Ianao irery iany mahita an'izay soratanao ra misy mitsikilo , sady matte fumed izy . Anti espion . Manakona fissure iany koa ra vaky finday anao
🔰 Matte anti bleu UV / Transparent anti bleu UV : 30 000 ar
~ Miaro ny maso , otran'ny solomaso ihany misy filtre bleu mba hiaro ny maso @ hazavana

Izay ny momban'ilay mpanjakan'ny cache ecran ry zareo a 😊

Ity ary ny laharana azonareo ahy ra ohatra te hanjifa ianareo.
Manao livraison na aiza na aiza misy anao + Pose gratuit ✍🏻
Ra any ianao tsy sarotra ny mametaka azy fa omena video mazava tsara ianao tompoko 😊
Aza misalasala ary ra mahaliana anao fa efa io ny laharana finday ahazonao ahy na koa mandefasa Mp na hafatra miafina fa actif 24h/24h aho !

~0346782868

15/12/2023

❌PROMOTION CACHE HYDROGEL❌

Ilay HYDROGEL tsy mety vaky ihany ity e !

Efa nampanantena aho fa hizara " Cache ecran Hydrogel" ho antsika . Efa tonga ary izy izao dia aza tara 😉 Misy ho an'ny Smartphone rehetra izy ity ex: ( Infinix , Meizu , Iphone , Redmi , Honor etc... , )

Misy ihany koa hoan'ny Smart Watch sy Tablette sy zay appareil vitreux rehetra ...

Tombony raha oharina ecran vitre >>>>> Ny " Hydrogel " :
• Souple , Anti-rayure , Miaro ny ecran anao tsy haloto be loatra ary tsy mitan-doto izy ity 😊
Dia ny farany izay tena mapiavaka azy inona hoy ianareo 🙃 ...¿?

❌NCASSABLE TANTERAKA IZY 🚫

Ataovy ary izao ny safidy , ireto avy ny vidiny sy ny karazany fa ho azavaiko anao mazava 😊

🔰 Dos : 25 000 ar
~ Mahasolo housse izy io miaro ny lamosin'ny finday anao
🔰 Tablette Matte / Transparent : 50 000 ar
🔰 Top Gel : 15 000 ar
~Ny top dia hydrogel transparent tsotra
🔰Top Gel brillant effet miroir :23 000 ar
~ Mitovy @ fitaratra effet mangirana
🔰 Anti-microbial Gel :30 000 ar
~Ny anti-microbial indray dia miaro ny findainao tsy haloto be loatra no sady mamono bacterie amin'ny ecran
🔰 Matte Gel : 35 000 ar
~Ny matte ilay lazaitsika hoe fumee , izany hoe somary effet sombre .
🔰 Privacy Gel : 30 000 ar
~ Ianao irery iany mahita an'izay soratanao ra misy mitsikilo , sady matte fumed izy . Anti espion . Manakona fissure iany koa ra vaky finday anao
🔰 Matte anti bleu UV / Transparent anti bleu UV : 30 000 ar
~ Miaro ny maso , otran'ny solomaso ihany misy filtre bleu mba hiaro ny maso @ hazavana

Izay ny momban'ilay mpanjakan'ny cache ecran ry zareo a 😊

Ity ary ny laharana azonareo ahy ra ohatra te hanjifa ianareo.
Manao livraison na aiza na aiza misy anao + Pose gratuit ✍🏻
Ra any ianao tsy sarotra ny mametaka azy fa omena video mazava tsara ianao tompoko 😊
Aza misalasala ary ra mahaliana anao fa efa io ny laharana finday ahazonao ahy na koa mandefasa Mp na hafatra miafina fa actif 24h/24h aho !

~ 0346782868

Bonjour la Mifa 😁Efa nampanantena aho fa hizara " Cache ecran Hydrogel"  ho antsika . Efa tonga ary izy izao dia aza tar...
05/09/2023

Bonjour la Mifa 😁

Efa nampanantena aho fa hizara " Cache ecran Hydrogel" ho antsika . Efa tonga ary izy izao dia aza tara 😉 Misy ho an'ny Smartphone rehetra izy ity ex: ( Infinix , Meizu , Iphone , Redmi , Honor etc... , )

Tombony raha oharina ecran vitre >>>>> Ny " Hydrogel " :
• Souple , Anti-rayure , Miaro ny ecran anao tsy haloto be loatra ary tsy mitan-doto izy ity 😊
Dia ny farany izay tena mapiavaka azy inona hoy ianareo 🙃 ...¿?

🛡INCASSABLE TANTERAKA IZY 🛡

Ataovy ary izao ny safidy , ireto avy ny vidiny sy ny karazany fa ho azavaiko anao mazava 😊

🔰 Top Gel : 25 000 ar
~Ny top dia hydrogel transparent tsotra
🔰 Anti-microbial Gel :30 000 ar
~Ny anti-microbial indray dia miaro ny findainao tsy haloto be loatra no sady mamono bacterie amin'ny ecran
🔰 Matte Gel : 35 000 ar
~Ny matte ilay lazaitsika hoe fumee , izany hoe somary effet sombre .
🔰 Privacy Gel : 40 000 ar
~ Ianao irery iany mahita an'izay soratanao ra misy mitsikilo , sady matte fumed izy . Anti espion
🔰 Matte anti bleu UV / Transparent anti bleu UV : 35 000 ar
~ Miaro ny maso , otran'ny solomaso ihany misy filtre bleu mba hiaro ny maso @ hazavana

Izay ny momban'ilay mpanjakan'ny cache ecran ry zareo a 😊

Ity ary ny laharana azonareo ahy ra ohatra te hanjifa ianareo.
Manao livraison na aiza na aiza misy anao + Pose gratuit ✍🏻
Ra any ianao tsy sarotra ny mametaka azy fa omena video mazava tsara ianao tompoko 😊
Aza misalasala ary ra mahaliana anao fa efa io ny laharana finday ahazonao ahy na koa mandefasa Mp na hafatra miafina fa actif 24h/24h aho !
Ao @ Commentaire ny santionan'ireo ' Hydrogel' 👇🏻

" Depenser pour avoir la bonne quality "

Tel : 0346782868 / 0326161897
:

Address

Stade Alarobia
Antananarivo
101

Telephone

+261346782868

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vnike Acces Joh posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share