11/03/2021
🔴Malagasy Tia Mifanampy, Ny Tanjona Iray 🇲🇬
♾Tiko ny Tanindrazako, ary tiko ny Malagasy.
🔺Ny fianarana ny lova tsara indrindra, zay no tanjona voalo ato amin’ny groupe MTM.
🔺Ny groupe dia natao ho any tanora Malagasy, maniry zay anohy fianarana aty France.
🔺Ny fifampizarana ato amin’ny groupe MTM dia malalaka, ary izy rehetra mitondra torohevitra na fifampizarana zavan-tsoa sy fahombiazana dia raisina atan-droa.
🔺 Mariako dieny eto fa ny groupe MTM dia tsy miditra amin’ny resaka VISA ⛔️ sy ny mombamomba ny taratasy zay mety ilaina rehetra.
🔺Ny groupe dia tokana ny tanjony, manome torohevitra ny fanaovana inscription sy ny démarche administrative rehetra! Ary koa manazava zay mety tsy azo na koa tsy mazava main’tsika ao amin’ny CAMPUS FRANCE MADAGASCAR 🇲🇬
🔺Tokana ny lalana afahana manohy fianarana aty ivelany vita ny Baccalauréat👩🏻🎓 dia ny CAMPUS FRANCE MADAGASCAR 🇲🇬
🔺Ny publication eto amin’ny groupe MTM dia mihezaka manao azy amin’ny teny Malagasy, fa tsy maintsy misy hiany koa nefa ny teny Frantsay.
🔴 Aza misalasala mandefa message privé raha misy nafontaniana na koa fanazavana fanampiny. Mihezaka hatrany zay eto amin’ny groupe MTM mamaly sy manoro lalana ho anareo.
🔴 Koa manasa anao hizara ny groupe tsika, fa mety maha soa Anao sy ny Namanao.
📣 Ho raisiko antanana ny ho aviko, ka ndao hiteny oe « Malagasy Tia Mifanampy, Tanjona Iray »